Fikambanana Vehivavy Miatrika

Fikambanana Vehivavy Miatrika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fikambanana Vehivavy Miatrika, Nonprofit Organization, Boeny.

Association des femmes musulmanes volontaires qui intervient dans les domaines de protection des enfants, appuie aux femmes vulnérables et des personnes âgées, et de la préservation de l'environnement

Alhamdollilah.Vokatra ny hetsika Théâtre nataontsika   ho fanampiana ireo Zaza Yatima tamin'ny le 19 Avril 2025 lasa teo...
04/05/2025

Alhamdollilah.
Vokatra ny hetsika Théâtre nataontsika ho fanampiana ireo Zaza Yatima tamin'ny le 19 Avril 2025 lasa teo, sy fanampiana maro samy hafa avy amintsika malala Tanana miaraka miahy aminay ireto Zaza Yatima.
Zaza miisa 100 mahery no nisitraka colis alimentaire omaly.
Tsy ho voatanisanay eto ianareo , ka tena tsy mitsahatra izahay fikambanana Vehivavy Miatrika mankasitraka antsika nanampy anay Taloha, nandritra sy taoriany hetsika iny.
Djazakum Allahu Hayra
Mila antsika ireto Zaza ireto, ka eto izahay dia mbola miantso antsika hifarimbona aminay.
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️

Alhamdollilah, vita soamantsara ny hetsika natao ho  fanampiana ireo Zaza Yatim ni organiser ny Fikambanana Vehivavy mia...
20/04/2025

Alhamdollilah, vita soamantsara ny hetsika natao ho fanampiana ireo Zaza Yatim ni organiser ny Fikambanana Vehivavy miatrika, ny 19 Aprily 2025 tao amin'ny Akor'Aly Mahajanga.

Hisaoranay anareo rehetra tonga nanome voninahitra Fondy, Oustaz, Imam, ianareo rehetra Tonga tsy ankanavaka, antsika Reny, Dady, toton izay mitaiza any antokatrano ireo Zaza Yatima , tsy ho voavalinay fa napetrakinay amin'i Allah no hamaly ny hatsarana izany.

Tsy hadinonay ihany koa misaotra antsika nanampy ara-kevitra, ara-bola sy maro samihafa, nanome courage anay.
Djazakum Allahu Hayra
Tsongainay manokana fisaorana any Oustaz Alain Nestor , Misaotra Oustaz
Djazakum Allahu Hayra

Mila antsika ireo Zaza Yatim. Mila antsika izireo.
Marihina efa maherin'ny 100 izy ireo ato @ Fikambanana Vehivavy Miatrika

Finoana, Fitiavana, Firaisankina

19/04/2025

Assalam anlaikoum wa rahmatoullaho wa barakatouh , Arahinao mivantana izao :

HETSIKA HOAN'NY ZAZA YATIM!

Akory Haly-Enceinte Maison de la culture

Asalam AnlaikoumAlamino programme ntsika 📍 J-1, any @ AKOR'ALY MAHAJANGA ANTSIKA AMARAY, 08h30HETSIKA HO FANAMPIANA IREO...
18/04/2025

Asalam Anlaikoum
Alamino programme ntsika
📍 J-1,
any @ AKOR'ALY MAHAJANGA ANTSIKA AMARAY, 08h30
HETSIKA HO FANAMPIANA IREO ZAZA YATIM , izay IARAHANA AMINIZIREO.
Ireto reo amin'ny Sary ireto. Mbola tsy izy jiaby io en, Tongava antsika any tena mahita azy tsara.
👉 Maro zaka ho hitantsika ao:
- Théâtre
- Famakiana Coran
- Hadith
- Poesie
- Kasuida
Tongava maro antsika.
Vidim-pidirana: 2 000 Ar.
👉 Mangataka partage amintsika ihany koa.
Djazakum Allahu Hayra

MANAN-JO HANANA FAHASALAMANA IHANY KOA IREO ZAZA YATIM  (KAMBOTY)Alhamdollilah Zanakay miisa 35  mamboka izao hisitraka ...
10/04/2025

MANAN-JO HANANA FAHASALAMANA IHANY KOA IREO ZAZA YATIM (KAMBOTY)
Alhamdollilah
Zanakay miisa 35 mamboka izao hisitraka fitsaboana ao amin'ny Cabinet Médical Al Shifa raha misy ny tsy fahasalamana sy tohana ara sosialy samihafa
Isaorana ny Cabinet Médical Al Shifa eto Mahajanga
Djazakum Allahu Hayra Rahavavy Jhiminah Eulalie Rasoamalala.
Finoana, Fitiavana, Firaisankina.

Alhamdollilah 👉Ny Asabotsy Faha 05 April 2025♥️♥️♥️Tany petite plage  Mahajanga no nakalazainay ny  Eid niarahana tamini...
10/04/2025

Alhamdollilah
👉Ny Asabotsy Faha 05 April 2025
♥️♥️♥️Tany petite plage Mahajanga no nakalazainay ny Eid niarahana taminireo Zaza Yatima.
➡️Ankoatrany fiarahana misakafo 🥖🥄🥐🫖🍚, nisy ihany koa ny kilalao maro samihafa 🤸🧎🧗, sy fizarana kilalao 🏀🏐🧸🛍️

Tsy hainay ny tsy hisaotra antsika rehetra izay nanampy anay. Tsindrinay manokana eto ny fanampiany Oustaz Alain Nestor .
Djazakum Allahu Hayra

Asalam AnlaikoumMahajanga: hetsika ho fanampiana ireo Zaza Yatima na hoe Kamboty. 👉Ao anatiny Fanomanana tanteraka. Mila...
02/04/2025

Asalam Anlaikoum
Mahajanga: hetsika ho fanampiana ireo Zaza Yatima na hoe Kamboty.
👉Ao anatiny Fanomanana tanteraka.
Mila antsika ireto Zaza Yatima, ka manasa antsika.
Tongava maro antsika.
Daty: 19 Aprily 2024
Vidim-pidirana: 2 000 Ar
Toerana: Akor'Aly Mahajanga
👉 Eto koa zahay dia mangataka tolo Tanana amintsika Malala Tanana samy hafa re mba hifarimbona aminay @ fanomanana samy hafa.
Na n'y hevitra avy amintsika , dia efa tena zavadehibe aminay
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Fiononana, Fitiavana, Firaisankina.
👉 Mangataka partage amintsika ihany koa.

Fandaharam-potoanan'ny Salat
18/03/2025

Fandaharam-potoanan'ny Salat

Alhamdollilah 🤲🤲🤲🤲"Ny famoahana Swadaka  dia porofo fa manampinoana ny olona iray".Nisy ny fanentanana nataonay teto,  k...
16/03/2025

Alhamdollilah 🤲🤲🤲🤲

"Ny famoahana Swadaka dia porofo fa manampinoana ny olona iray".
Nisy ny fanentanana nataonay teto, ka vokatran'ny Swadaka avy amintsika no nahafahanay nanao izao hetsika izao ao anatiny ity Ramadan ity..
Djazakum Allahu Hayra
Tompo Allah anie handray asa soa sy fanompoana rehetra ataontsika, Ary hanome fahasalamana ho antsika.
Isaoranay eto ihany koa Sénateur Alidy nanome toerana ho anay nahafahanay nanao hetsika ireto.

Que ce mois de Ramadan nous apporte sérénité, amour et joie..Chaque jour soit rempli de lumière et de bénédictions.
02/03/2025

Que ce mois de Ramadan nous apporte sérénité, amour et joie..Chaque jour soit rempli de lumière et de bénédictions.

Address

Boeny
401

Telephone

+261344526042

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Vehivavy Miatrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share