14/10/2022
Ny association TAMBATSE dia tsy mitsahatra mitady vahaolana manoloana ny mpiara_miombonantoka. Tamin'ny fomba fanajana tanteraka no nandraisan'ny equipan'ny PNUD ny Association TAMBATSE androany maraina tao amin'ny Biraon'izy ireo. Nahafinaritra ny fizarana traikefa nataon'izy ireo Tamin'ny Mpikambana ao amin'ny Fikambanana ka ny fotoana no nampalahelo tao ary tena Afapo ny rehetra.
Ary teo amparanana dia notoloran'izy ireo fanamamiana (tee_shirt) ny Mpikambana rehetra Tonga tao.
Fisaorana mitafotafo no nentin'ny Fikambanana omena NY PNUD.