I Ramose Félix

I Ramose Félix Mpampianatra Mpanabe!

Prime hono😇🤔😲
02/01/2026

Prime hono😇🤔😲

Nahatratra ny farany aby e👊Ity ilay avo feo tsara a! Mahavita manarona tokatrano dimy manodidina. Gisa ampanofaina mandr...
31/12/2025

Nahatratra ny farany aby e👊

Ity ilay avo feo tsara a! Mahavita manarona tokatrano dimy manodidina. Gisa ampanofaina mandritra ny fety.

Efa mahay ilay feo tena mamono lolo ireny izy.

Rehefa ao ny virement an'ilay 310.000Ar vao aloha ny hofany

Ireo taratasy ilaina raha hanao "AFFECTATION".Nb : Mba fifampizarana fotsiny ihany ny ahy fa tsara tonga dia manantona n...
28/12/2025

Ireo taratasy ilaina raha hanao "AFFECTATION".

Nb : Mba fifampizarana fotsiny ihany ny ahy fa tsara tonga dia manantona ny RH any ifotony na DRH foana rehefa te-hifindra toerana. Any no maka ny fanazavana fanampiny.

Tsy hoe nidaroka  'ny_CEG akory fa etraketrakin'ny natiora.
20/12/2025

Tsy hoe nidaroka 'ny_CEG akory fa etraketrakin'ny natiora.

01:30 🕜Préparation "Décaissement Caise École FCE"Ho an'ny zaza Malagasy💪💪👊
10/12/2025

01:30 🕜
Préparation "Décaissement Caise École FCE"

Ho an'ny zaza Malagasy💪💪👊

Rapprochement de Ménage! 👉Protocole d'accord en vigueur.
10/12/2025

Rapprochement de Ménage!

👉Protocole d'accord en vigueur.

Toy izao aloha izany ny isan'ireo mpifaninana ho   Manerana ny faritra 23.
24/11/2025

Toy izao aloha izany ny isan'ireo mpifaninana ho Manerana ny faritra 23.

07/11/2025

Vita ny fanaovana sonia ny PA teo anivon'ny MEN sy ny Vondrona mpitaky.

Vita androany 06 Novambra ny fifanaovana sonia mahakasika ireo fitakiana sy famaliana ny hiaka teny ankianja teo amin'ny Mme Minisitra MEN sy ireo solontena isan-tsokajiny.

Nivoitra tamin'izany ireto teboka 5 ireto:

✅1. Recrutement FRAM, ENS, CRINFP: samy manana ny voarakitra momba azy ireo fa ny azo lazaina dia ny ahazoan'ny tsirairay tombony.

✅2. Indemnité de logement hakarina ho 200 000 ariary.

✅3. Indemnité de craie izay ahazo avokoa ny PE sy ny PA hakarina ho 150 000 ariary.

✅4. Rapprochement de ménage.

✅5. Integration systématique.

💡Maro no mametraka ahiahy satria tokoa efa betsaka no fitaka niainana sy nahazo. Eto kosa anefa dia tsy afenina fa misy komity najoro hanao fanaraha-maso sy jery todika. Teo koa ireo mpahay lalàna nanampy hatrany.

💡Manomboka amin'ny Alatsinainy isika vao miverina mampianatra araka ny toromarika nomen'ny Minisitra.

©Rams Mahatoky

Madagascar izany lasa PARASY raha izao .... Kkkk
22/06/2025

Madagascar izany lasa PARASY raha izao .... Kkkk

Hita tany ho any dia zaraina👇👇👇👉👉ilay "commentaires"😅😂
25/04/2025

Hita tany ho any dia zaraina👇👇👇

👉👉ilay "commentaires"😅😂

*LA RETRAITE D'UN INSTITUTEUR*(_Poésie_)La retraite d’un instituteur  Ressemble à celle d’un clochard,  J’ai éduqué et i...
30/03/2025

*LA RETRAITE D'UN INSTITUTEUR*

(_Poésie_)

La retraite d’un instituteur
Ressemble à celle d’un clochard,
J’ai éduqué et instruit,
Plusieurs sont devenus,
De hautes personnalités,
Je les vois à la télévision.

Moi, qu’est-ce que j’ai eu ?
Rien du tout, que des maladies,
Je suis à la retraite,
Le corps fatigué,
L’esprit nostalgique,
Des élèves disparus.

Je me souviens de leurs rires,
De leurs questions sans fin,
J’étais là pour eux,
Mais aujourd’hui qui me voit ?
La poussière recouvre les murs,
Et les souvenirs s’étiolent.

Les années m’ont pris tout ça,
Mais la douleur reste là,
Mon salaire est maigre,
Ma vie est une simple lutte,
Contre la solitude,
Contre les regrets.

Je regarde les jeunes,
Ils n’ont plus besoin de moi,
Ils filment, ils partent,
Ils deviennent des stars,
Et moi je suis ici,
À regarder le temps passer.

Mais je n’oublierai jamais,
Chaque sourire, chaque question,
Même si ma retraite,
Est un long oubli,
Au fond de moi, je sais,
J’ai fait ma part, sans retour.

*André Ngoah*

Address

Belalona
Befandriana Nord
409

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Ramose Félix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share