Colonel René Jaozandry - FBL

Colonel René Jaozandry - FBL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Colonel René Jaozandry - FBL, Environmental conservation organisation, Tsararivotra, Bealanana.

01/01/2026

Miarahaba antsika jiaby
takatry ny taona vaovao.
Samy ho ambininjagnahary.
Bonne année.

🌲 " Fa   no   ho  "                   🌲Miarahaba antsika jiaby                    🙏 tratry ny  .
25/12/2025

🌲 " Fa no ho "

🌲Miarahaba antsika jiaby
🙏 tratry ny .

20/12/2025

isaorana ny Solombavambahoaka nanohana tmin'ny asa lalagna

20/12/2025

izay nifagnome tagnana tamin'ny asa tagnamaro, na izay notarihin'ny Chef service na ireo tanora notarihin'ny Plateforme des jeunes.
tokoa .
Zagnahary homba sy hitahy antsika jiaby.

14/12/2025

lalana RN 31.
Hihaona amin'ny Ministre Travaux Public ny Député. Alatsinainy 15 Déc 2025.

♨️Ny Solombavambahoaka Réné Jaozandry sy Ramatoa vadiny dia:      ♨️Miarahaba ny vahoakan'ny Bealanana iray manontolo am...
25/12/2024

♨️Ny Solombavambahoaka Réné Jaozandry sy Ramatoa vadiny dia:

♨️Miarahaba ny vahoakan'ny Bealanana iray manontolo amin'izao Fetin'ny Christmass izao. Hitondra hery & fahasoavana ho antsika jiaby ny fahaterahan'ny Mpamonjy.
♨️Manaova Fety Sambatra.

♨️ Bealanana tsy maintsy mandroso ♨️Wifi bojo ♨️Tonga eto Bealanana ireo technicien avy @ Ministeran'ny Paositra sy ny f...
27/10/2024

♨️ Bealanana tsy maintsy mandroso

♨️Wifi bojo

♨️Tonga eto Bealanana ireo technicien avy @ Ministeran'ny Paositra sy ny fifajdraisandavitra nametaka ny fitaovana ahazoan'ny vahoaka misitraka Wifi bojo.

♨️Ny alatsinainy le 28 octobre 2024 fanolorana azy ity amin'ny fomba ofisialy. Ka antsoina isika vahoaka hiatrika izany eto amin'ny Birao Distrika, manomboka @ 11h atoandro.

♨️isaorana ny fitodrampanjakana.
♨️Isaorana ny Solombavambahoaka Honorable René Jaozandry.

Address

Tsararivotra
Bealanana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colonel René Jaozandry - FBL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share