16/06/2026
โพโพ๐๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐ ๐ง๐๐ก๐๐๐๐ญ๐ฒ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ฉ๐ข๐จ๐ญ๐ ๐๐๐๐ง ๐๐๐๐ช๐ฎ๐๐ฌ ๐๐๐๐๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐ : [ ๐๐๐๐๐๐๐๐ 7 ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐]
โถ๏ธManoloana ny raharaha nahafaty ny Depioten'i Betioky Atsimo, Jean Jacques Rabenirina tamin'ny taon-dasa dia nivoaka androany ny Didim-pitsarana. Ankoatra ilay mpamily fiarabe migadra 18 volana an-tranomaizina dia misy mpitsabo miisa 7 eo anivon'ny hopitaly HJRA no voaheloka sazy mihantona 7 volana an-tranomaizina.
โถ๏ธEo anatrehan'izany, namoaka fanambarana mametraka ny ahiahiny manoloana, ity fanasaziana mpitsabo ity, ny Holafitry ny Mpitsabo eto Madagasikara. Takian'izy ireo ny hijerena akaiky, ny antony nahatonga ny tranga, mba tsy hitanila ny didim-pitsarana.
Sary: nindramina