30/05/2026
Rehefa mpianatra avy any Bongolava dia tongava.
✨RECEPTION DES NOVICES 2026✨
Ankafaliana no hanasana antsika mpianatra rehetra tsy ankanavaka ho tonga amin'ity fety nandrasantsika efa ela ity dia ny "Réception des novices 2026".
🎯Ho fanamafisana ny fihavanana sy ho fampandrosoana ny fikambanana dia hiara-hiombona isika hifaly sy hikorana.
📅Sabotsy 06 Jona
📌Espace MG Ambohimangakely
Fandaharana:
-7H00: Fiaingàna iombonana ho an'ny UFIB Vontovorona
-7H00: Fiaingàna iombonana eo amin'ny Fast Food Ankatso2
-9H:30: Fahatongavan'ny mpianatra
-10H30: Fahatongavan'ireo olona nasaina manokana
-11H00: Kabary sy fandraisam-pitenenana
-12H00: Fiaraha-misakafo
-13H00: Zava-kanto isankarazany
📍Afaka jifaintsika eny amin'ireo Staff JET Avenir de Bongolava sy ireo Président isaky ny sous association ny billet!
➡️Koa tongava daholo ho fanehoana ny firaisankina antsika avy any Bongolava nama a!
PAF: 5000 Ariary
Infoline: 034 65 098 69 / 034 93 776 9JET Avenir de Bongolava 2026 20Association des Jeunes Universitaires du District TsiroanomandidydAssociations des Etudiants du District de FenoarivobevUFIB VontovoronarAJEB BelobakabAJES Ofisialyialy
T3A - Tanora ho Avin'Ambohimiarina Ankerana-nord