01/01/2026
✨🎉 Mirary Taom-baovao sambatra ho anareo rehetra 🎉✨
Ny Sekoly Johnson, dia mirary taona vaovao feno fahasalamana, fahendrena ary fahombiazana ho antsika rehetra , tononina manokana ny mpianatra, ray aman-dreny, mpampianatra ary ny mpiara-miombon’antoka rehetra.
Enga anie Andriamanitra hitari-dalana antsika amin’ity taona vaovao ity, hanome fahazavana amin’ny fianarana, firaisankina amin’ny fiaraha-miasa ary fanantenana vaovao ho an’ny rehetra. 🙏✨
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra.
✨🎉 Bonne et heureuse année à tous 🎉✨
Le Lycée Johnson, vous souhaite une nouvelle année remplie de santé, de réussite et de bénédictions.
Que Dieu guide chacun tout au long de cette année, éclaire le chemin du savoir et fortifie notre engagement commun. 🙏✨