Fiangonana Advantista Arivonimamo

Fiangonana Advantista Arivonimamo "Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonona tena amin'ny fivavahana." I Petera 4:7

🔴IMPACT ANDIANY FAHAROA 🔴Ora sisa no isaina dia hanomboka ny asa 🙏Araka ny fampitana avy amin' pastoran' ny distrika dia...
05/10/2025

🔴IMPACT ANDIANY FAHAROA 🔴
Ora sisa no isaina dia hanomboka ny asa 🙏
Araka ny fampitana avy amin' pastoran' ny distrika dia ireto hitantsika eo amin'ny sary ireto no site de conférence eto Amin' ny distrika.
🙏 : io kosa no ora fiombonam-bavaky ny rehetra ho an'izany asa izany : amin'ny 5 ora maraina, amin' ny 1 ora atoandro ary amin'ny 7 ora hariva.

Manantena antsika hiara-miombona hamita ny iraka amin'izao andro farany izao.

26/09/2025
Aza adino ny fotoanantsika rahariva any am-piangonana an, dia tsy inona izany fa ilay herinandrom-bavaka ho an'ny fianak...
17/09/2025

Aza adino ny fotoanantsika rahariva any am-piangonana an, dia tsy inona izany fa ilay herinandrom-bavaka ho an'ny fianakaviana..Ento avokoa ny ankohonana.
Tahian'Andriamanitra daholo...

Eo foana Izy (Pst Yves Aimé) Andro 6
08/08/2025

Eo foana Izy (Pst Yves Aimé) Andro 6

Eo foana Izy Pst Yves Aimé Andro 6

03/08/2025

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Mandritra ny herinandro dia tombontsoa ho antsika ny manaraka lohahevitra miavaka iarahana amin'ny pastoran'ny distrikan'Arivonimamo. Mivantana ao amin'ny radio oasis izany, azontsika jerena amin'ny YouTube ary zaraina eto koa isan'andro.
Indro aza ny andro voalohany koa dia mahazoa hery daholo ooo

https://www.facebook.com/oasis106.4/videos/1791375708398247/?app=fbl

Filazana manjo
17/07/2025

Filazana manjo

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Tsy ho ela intsony ny fotoana, andao hovonjena ny fanahintsika ary hi...
15/05/2025

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Tsy ho ela intsony ny fotoana, andao hovonjena ny fanahintsika ary hitaona ny hafa ho voavonjy isika. Entano ny havana, tapaka, namana, indrindra ny ankohonana.

IMPACT 2025Nanomboka androany alahady 11 may 2025 ny Conférence ho an'ny ankizy izay notanterahan'ny Sampana MINENF dist...
11/05/2025

IMPACT 2025

Nanomboka androany alahady 11 may 2025 ny Conférence ho an'ny ankizy izay notanterahan'ny Sampana MINENF distrikan'Arivonimamo.

Hipoka ankizy ny Fiangonana,
Deraina Jesosy.

Address

Morafeno
Arivonimamo
112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Advantista Arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fiangonana Advantista Arivonimamo:

Share