Chorale Andon'ny Lanitra EKAR NDA Arivonimamo

Chorale Andon'ny Lanitra EKAR NDA Arivonimamo ��Ho fitiavana aho ao ampon'ny fiangonako ?��?�

Arabaina nahatratra soa ny taona ee🎊🎉🎇🎇🎇misaotra mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona tamin'ilay hetsika reveill...
01/01/2023

Arabaina nahatratra soa ny taona ee🎊🎉🎇🎇🎇misaotra mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona tamin'ilay hetsika reveillon.🙏🙏🙏.. Ho taon-jina sy feno fahombiazana ho atsika ity taona ity...soava daholo..😍😘😘

Tandammmm...🎉🎊🎉🎊🎆🎇arabaina ianao...😘😘 Nahazo loka amin'ilay tinao.😘😘..arabaina ianao ry zazavavy.. 🎊🎉🎇🎇🎇🎇misy mp any an
30/12/2022

Tandammmm...🎉🎊🎉🎊🎆🎇arabaina ianao...😘😘 Nahazo loka amin'ilay tinao.😘😘..arabaina ianao ry zazavavy.. 🎊🎉🎇🎇🎇🎇misy mp any an

30/12/2022

Salama daholo... 😘😘Koa satria zoma hariva no fotoana nifanomezana amin'ilay loka dia tonga ary izy ity...😍😍😍
Maro ianareo no nandray anjara.. Isaorana be dia be...mankasitraka feno amin'ny fanohanana🙏🙏...fa olona iray ihany anefa no mahazo ny loka ann...iza ary oooo😸😼

30/12/2022
Salama harivariva ndray ary eee😍😍😍...ndao isika ilalao kely sady mba izara loka e.🌺🌸🌹.sa ahoana hoy ianareo...Ny loka di...
28/12/2022

Salama harivariva ndray ary eee😍😍😍...ndao isika ilalao kely sady mba izara loka e.🌺🌸🌹.sa ahoana hoy ianareo...Ny loka dia billet am reveillon..oui...billet 20.000 ar .tsotra kely ny fanotaniana..1/manomeza lohatenin-kira 4 an'ny chorale andon'ny lanitra izay hainao.

Fepetra amin'ny lalao manisy j'aime 👍👍ny page, identifieo ny namanao 2 ilalao. Dia partager- na ity mba hohitan'ny hafa, zoma hariva ny fisarihana an...
Ndao ary eeee..
P.S: izay betsaka réaction indrindra no mahazo ny loka annn

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny Noely 2022☺☺☺Ho aiza ianao amin'ny faran'ny taona?? Ity misy pro raha mety ami...
27/12/2022

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny Noely 2022☺☺☺Ho aiza ianao amin'ny faran'ny taona?? Ity misy pro raha mety aminao ary e...Aorian'ny Lamesa fanaovam-beloma ny taona @5 ora, izahay antoko mpihira Andon'ny Lanitra dia manasa antsika rehetra hiaraka hifety sy hankalaza ny Saint Sylvestre ao D'oeuvre Catholique NDA Arivonimamo

Address

Arivonimamo

Telephone

+261347345130

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Andon'ny Lanitra EKAR NDA Arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share