08/11/2024
โจ๐๐น๐ฒ๐ผ ๐ต๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐ ๐๐๐ฎ ๐ต๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ด๐ป๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐๐๐๐ง๐๐๐ญ๐๐ฅ ๐ฅนโบ๏ธ
Tadidio fa misy vehivavy tena vonona ny hiara hiafy aminao mandritra anao miketrika ny projet-nao.
Misy vehivavy tena tia anao amin'ny fony manontolo amin'ny situation misy anao izao.
Misy vehivavy tena mino hoe afaka ny andeha lavitra ianao.
Misy vehivavy tena mahatoky ny potentiels ao anatinao.
Rahalahy,
Raha mbola andalam-piketrehana ianao dia aza mandany energie amin'ilay mi-comparรฉ anao lava amin'izay zavatra ataonao.
-Mba manome 100 000ar ianao dia hoy izy hoe i Balthazar ary manome 1 Millions...
-Mba manome idรฉe de business ianao dia hoy izy hoe i Balthazar ary hanokatra boutique ho ahy.
-Mba manome voninkazo ianao dia hoy izy hoe i Balthazar ary manome la clรฉ ny fiara.
-Mba mividy robe ho azy ianao dia hoy izy hoe ny an'i Balthazar ary carte bancaire mihitsy no omeny.
-Mba hoentinao miditra restaurant izy dia hoy izy hoe Balthazar ary manome billet d'avion mankany Dubaรฏ sy Maurice mihitsy...
Namana,
Aza manaiky ampitovina amin'ny niveau 20 ny niveau 1 nao...
-Ialao lavitra ny relation feno comparaison.
โ๏ธNdao hanova zavatra
๐ฅ