14/09/2023
🔥‼️ MBALATSARA ATSIKA JIABY MANDRITSARA ETO - SALAMA TOMPOKO Ô‼️
➡️ Ao amin’ny Biraom-paritry ny mponina ( Bureau Population ) ny fotoanantsika rahampitso 15 Septambra 2023.
1 - Tanora sy ny tontolo nomerika
2 - Tanora manentana Tanora sy ny Olom-pirenena
3 - Olom-pirenena vanona sy ny fifidianana
💥
✊💪
OJ Sofia
Observatoire de la Jeunesse
Obs Mada SAPPC
Safidy - Fanaraha-maso ny fifidianana