CHRIS Livreur

CHRIS Livreur Chris livreur dia natao hoantsika mipetraka ivelany Antananarivo sy eto madagasikara Na any amin'ny

Colis bien reçu!MpMerci
25/08/2022

Colis bien reçu!
Mp
Merci

Ny "Chris livreur" dia manana fournisseur momba ny tablette.Aza misalasala manome fahatokisana amin'ny fividianana colis...
19/07/2022

Ny "Chris livreur" dia manana fournisseur momba ny tablette.
Aza misalasala manome fahatokisana amin'ny fividianana colis ntsika.
Contact:0349751939
Frais de livraison abordable

N'y mampiavaka n'y "Chris livreur" dia miavaka nohon'ny hafa satria manana mpiara-miasa izay mivelatra manerana n'y nosy...
17/07/2022

N'y mampiavaka n'y "Chris livreur" dia miavaka nohon'ny hafa satria manana mpiara-miasa izay mivelatra manerana n'y nosy.
Koa aza misalasala ny manome fahatokisana anay Haka s'y hanatitra colis hoanao.
Na eto an-toerana Na amin'ny ireo nous rahavavy.
Contact:0349705257

Pièce motoPièce bajajConfie votre livraison a nous"Chris livreur est a votre service''
15/07/2022

Pièce moto
Pièce bajaj
Confie votre livraison a nous
"Chris livreur est a votre service''

15/07/2022

Raha mitady pièce moto/bajaj
Aza misalasala fa ny partenaire ntsika Dia faly mandrakariva hanome fahafaham-po
AMM-KTM

Perruque mitalymp
15/07/2022

Perruque mitaly
mp

1er colis Livré a antsohihyMerci beaucoup
15/07/2022

1er colis
Livré a antsohihy
Merci beaucoup

Miarahaba eManao promotion izao ny Nova designTableau décoratif 5piece140 000arFrais de livraison:5000arChrislivreur est...
15/07/2022

Miarahaba e
Manao promotion izao ny Nova design
Tableau décoratif 5piece
140 000ar
Frais de livraison:5000ar
Chrislivreur est votre service

📢📢Izahay eto amin'ny CHRIS'LIVREUR👉🌍🌐Na eto antoerana na ivelan'ny Madagasikara ianao anefa te handefa ny entana ho an'i...
15/07/2022

📢📢Izahay eto amin'ny CHRIS'LIVREUR

👉🌍🌐Na eto antoerana na ivelan'ny Madagasikara ianao anefa te handefa ny entana ho an'ireo namanao na fianakavianao eto Madagasikara , te hanao surprise ohatra na hividy zavatra ho azy dia misy tolotra mifanaraka izany

🌎Mandefa sy maka ny entanao
Manerana ny Nosy sy ireo faritra 23 isa eto Madagasikara

🥰Tsy mientsika ao amin'ny toerana misy azy ,na ny mpandefa na ny hanaterana fa ho tontosainay avokoa izany!🥰

🚚🛵Manao tolotra hoan'ny Orinasa koa izahay ah😊
☎:0349705257
Mankasitraka eee!🙏🌹❤

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬ManjaGasyTsara🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

15/07/2022

CHRIS livreur dia orinasa manao ny asa fanaterana sy fakana entana ho antsika izay mpivarotra na orinasa na olon-tsotra !
Afaka mandefa entana any amin’ny faritra na maka izany koa izahay ! aza misalasala ary manantona na mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany fa vonona ny andray anareo izahay.

🥰

Efa maro ireo manome tolotra fanaterana entana fa hafa ihany koa n'y Chris livreurPorofon’izany mia-mitombo atrany ireo ...
14/07/2022

Efa maro ireo manome tolotra fanaterana entana fa hafa ihany koa n'y Chris livreur

Porofon’izany mia-mitombo atrany ireo mpanjifa mametraka fitokisana aminay amin’ny fangalana sy fanaterana entana, na olon-tsotra, na mpivarotra na orinasa.

Antsoy ny laharana 034 9705257 raha mila fanazavana fanampiny ianao

Mitady vahaolana maharitra sy azo antoka hanaterana entana mankany amin’ny mpanjifanao ianao ?Antsoy ny Chris livreur am...
14/07/2022

Mitady vahaolana maharitra sy azo antoka hanaterana entana mankany amin’ny mpanjifanao ianao ?

Antsoy ny Chris livreur amin’ny laharana 034 9705257fa ho afa-po tanteraka ianao.

Address

Antsohihy
407

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349705257

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHRIS Livreur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to CHRIS Livreur:

Share