Tily Sampana Maitso Faritra Diego

Directions

Tily Sampana Maitso Faritra Diego Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tily Sampana Maitso Faritra Diego, Nonprofit Organization, Antsiranana.

!! Miroso tsy miverina !!Mpaiandraikitra lava indrindra ato Tily Sampana Maitso Faritra Diego Mpandrindra : FIV 9Joyeux ...
11/10/2026

!! Miroso tsy miverina !!

Mpaiandraikitra lava indrindra ato Tily Sampana Maitso Faritra Diego
Mpandrindra : FIV 9
Joyeux anniversaire miaraka

💚⚜️ MIROSO TSY MIVERINA! ⚜️💚«“Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka h...
17/08/2026

💚⚜️ MIROSO TSY MIVERINA! ⚜️💚

«“Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.”
— Nomery 6:24–26 🙏✨»
Izy no Babero Mampifaly, Filoha TILY Sampana Maitso, Faritany DIANA – Faritra Diego. 💚⚜️
Amin’izao andro manokana ankalazana ny tsingerintaona nahaterahanao izao, dia mirary soa indrindra ho anao izahay. 🎂🎉
Ho tahaka ny hazavana mitarika sy manazava ny lalan’ny hafa hatrany anie ny fiainanao; ho feno fahendrena, hery ary fahasoavana ianao amin’ny andraikitra rehetra sahaninao.
Enga anie Andriamanitra hanohy hitahy, hiaro ary hitarika anao amin’ny dianao rehetra, ary hitoetra aminao mandrakariva ny fitiavany sy ny fiadanany. 🙏✨

🎉 Mirary tsingerintaona feno fahasoavana sy fitahian’Andriamanitra, Filoha Babero Mampifaly! 🎂💚⚜️

MIROSO TSY MIVERINA! 💪⚜️
Marno Mampifaly
Tily Sampana Maitso Faritra Diego
Tily Faritany DIANA

Miroso Tsy miverina ✌️💪⚜️ Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Chf NALA Mahatoky! ⚜️Amin'ny anaran'ny mpikambana rehet...
04/08/2026

Miroso Tsy miverina ✌️💪

⚜️ Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Chf NALA Mahatoky! ⚜️

Amin'ny anaran'ny mpikambana rehetra ao amin'ny Scout 😅, dia mirary anao hahazo fahasoavana sy fitahiana lalandava izahay. Enga anie Andriamanitra hanome fahasalamana, hery, fahendrena ary herim-po hanohizanao amim-pahatokiana ny andraikitrao maha Mpiandraikitra:
Sampana MAITSO ato amin'ny Faritra Diego, Fivondronana faha II
SAMPATI SP A 18

Ho velona mandrakariva anie ny fanahy Scout ao aminao: Vonona mandrakariva hanompo, hitarika amim-pitiavana ary ho fitaratra tsara ho an'ny rehetra.

Mirary taona vaovao feno fifaliana, fandriampahalemana ary fahombiazana. Tratry ny tsingerintaona nahaterahana!

Tily Faritany DIANA ⚜️💚
Tily Sampana Maitso Faritra Diego

Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, chf 🎉 🎉🙏 Izy no Tsingetry Mikajy, Mpiandraikitra ao amin'ny Fiangonana METEM Baza...
13/07/2026

Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, chf 🎉 🎉🙏

Izy no Tsingetry Mikajy, Mpiandraikitra ao amin'ny Fiangonana METEM Bazary Kely (DS), ary Mpiandraikitra ny Sampana Maitso Fivondronana faha-21, Faritra Diego.
Chef :

"Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao; hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao; hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana."
— Nomery 6:24–26

Mirary taona vaovao feno fahasoavana, fitahiana ary fahombiazana eo amin'ny fiainana sy ny fanompoana.

Tratry ny tsingerintaona nahaterahana Tsingetry Mikajy 🎂🎈
Tily Sampana Maitso Faritra Diego Tily Faritany DIANA

"Ary miravoravoa amin'i jehovah ianao dia homeny anao izay hiriny fonao"Salamo: 37 : 4izy no filoha Kary Mientana Ls til...
02/06/2026

"Ary miravoravoa amin'i jehovah ianao dia homeny anao izay hiriny fonao"
Salamo: 37 : 4
izy no filoha Kary Mientana Ls tily sampana maitso ato @ faritra Diego
Joyeux anniversaire LS nay , Ho tahin'A ndriamanitra @ asa,fidiram-bola ,andraikitra , fahasalamagna...
Tily Sampana Maitso Faritra Diego
Tily Faritany DIANA
Kary Mientana

Faraka latsaka agnatin'ny dokany zegny eh..te hividy ceinture fa kely vanihagna. Karah amborodo natôno zegny ko te hivol...
31/05/2026

Faraka latsaka agnatin'ny dokany zegny eh..te hividy ceinture fa kely vanihagna. Karah amborodo natôno zegny ko te hivolagna fa feno jôfo ny vava. Boketralahy mitsambikigny saha te ho lasa lavitry fa kely valahagna. Ke niany le andra io filoha..Joyeux anniversaire chèf naka naka Koto Arson dit ANDREHY Magnarigny

📖 Nomery 6:24-26“Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao; hampamirapiratra ny tavany aminao Jehovah ka hamindra fo aminao...
29/05/2026

📖 Nomery 6:24-26
“Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao; hampamirapiratra ny tavany aminao Jehovah ka hamindra fo aminao; hanandratra ny tavany aminao Jehovah ka hanome fiadanana anao.”

🎉🎂 Chef FOLIO Heritina Folio Heritina 🎂🎉
Mpiandraikitra Sampana Maitso ato amin’ny FARITRA DIEGO
Fivondronana faha-15 (APU-D)
Amin’izao andro manokana ho anao izao dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay 🖤✨
Enga anie ny Tompo hanome anao :
🙏 fahendrena,
💪 hery,
🌿 fahasoavana,
ary 🕊️ fiadanana amin’ny asa, ny fianarana, ny fanompoana ary ny fiandraiketana izay ataonao isan’andro.
Ho lava andro iainana, hahomby hatrany amin’ny andraikitra rehetra sahaninao, ary hotahian’Andriamanitra lalandava anie ianao 🙏✨

🎂🥳 Tratry ny tsingerin-taona nahaterahana Chef! 🥳🎂

🟢 Tily Sampana Maitso Faritra DiegoTily Sampana Maitso Faritra Diego 🟢
Folio Heritina

16/05/2026

HMTEM DIEGO

15/05/2026

💪🏼 MIROSO TSY MIVERINA 💪🏼
Mitohy ny lalao hoan'ny sampana maitso faritra Diego 👍
Mifandray amin'ny talenta iraisam- pirenena
Mpifaninana 9
Thème : Représentation du pavé écologique
:FOSA Kinga
1
Tily Sampana Maitso Faritra Diego Tily Sampana Maitso Faritra Diego
Tily Faritany DIANA Tily Faritany DIANA
Tily eto Madagasikara Tily eto Madagasikara

Address

Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Sampana Maitso Faritra Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share