12/05/2026
Tsy ao antrano zaraiky mety ahafalifaly antegna. Ny fiarahagna amin'ny namagna maro, farignesagna koragna mampitokiky, mampalahelo, fifampizaragna isan-karazagna... Miakatra bongo, mijotso amin'ny fampagna, fititaizagna gaodra... Agnisany fiovagna amin'ny raha hita eto antanana sy antragno. DIA VITY _ DIA PEKY, Taty amin'ny SARÔROBE (cascade) BEAMALONA - ANIVORANO NORD Madagasikara... 6k 200 andrefan'ny VILLE D'ANIVORANO.