Vato Fototra

Directions

Vato Fototra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vato Fototra, Nonprofit Organization, 402 C LE Lazaret CUR/, Antsiranana.

14/11/2025

πŸ“£ π‡πŽ π€ππ“π’πˆπŠπ€ π€ππ˜ π€ππ“π’πˆπ‘π€ππ€ππ€!😊

πŸ‘‰ Manasa anao hanatrika ny ady hevitra sy fifanakalozana mikasika ny lohahevitra "𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 π’π’š π’‡π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’π’‚π’“π’‚π’π’‚ π’‚π’Žπ’ƒπ’π’π’š 𝒆𝒕𝒐 π‘΄π’‚π’…π’‚π’ˆπ’‚π’”π’Šπ’Œπ’‚π’“π’‚: π’Šπ’π’π’π’‚ π’π’š π’†π’›π’‚π’Œπ’‚ π’•π’π’Œπ’π’π’š π’‰π’π’•π’‚π’π’•π’†π’“π’‚π’‰π’Šπ’π’‚?". Amin'ny alakamisy 20 novambra ho avy izao ny fotoana, amin'ny 5 ora hariva, ao amin'ny Salle de spectacle Alliance FranΓ§aise Diego. Izany dia hiarahana amin'i:
- Pr. NIRINARISON Jean Razafinjaka, Directeur de l'Γ©cole doctorale EDT - ENRE, UniversitΓ© d'Antsiranana
- Dr HDR RAOELIVOLOLONA Tefy, PrΓ©sidente de la section SECES Antsiranana
- Rtoa VOLANESY Bahia, Doctorante et enseignante vacataire de l'UniversitΓ© d'Antsiranana
- Atoa RAKOTONIRINA Jeanneraud Franck, Γ©tudiant Γ  l'UniversitΓ© d'Antsiranana.

Tongava maro! πŸ™

πŸ“ŒIty ady hevitra ity dia tanterahina mandritra hetsika ZAKA TSARA izay iaraha-miasa amin'ny Vato Fototra, ary tafiditra ao anatin'ny tetikasa Taninjanaka, izay tohanan'ny Fanainga+.

́rieur

07/11/2025

Mbola tsara e! πŸ‘‹

πŸ“£ Ny ONG IVORARY, anatin'ny tetikasa TANINJANAKA, vatsian'ny Fanainga+ dia miara-manomana ny Festival Zaka Tsara 3Γ¨me Γ©dition, miaraka amin'ny fikambanana Vato Fototra izay hotanterahina ny 21 hatramin'ny 23 novambra 2025, any Antsiranana.

πŸŽŠπŸ‡²πŸ‡¬ Ny Festival Zaka Tsara dia hetsika fampahafantarana ny kolontsaina sy soatoavina malagasy, fanabeazana ny tanora, fanehoana ny fahaiza-manaon'ny tanora sy fampiroboroboana ny vokatra malagasy. Seho, lalao, fanentanana maro no ho hitanao mandritra izany. πŸ™‚

πŸ‘‰ Araho ao amin'ny pejy ZAKA TSARA sy eto amin'ny ONG IVORARY ny tsara ho fantatra mikasika ny programa.

Manentana antsika rehetra!

Γ‰COUTE :"Au lieu d'acheter Γ  vos enfants toutes les choses que vous n'avez jamais eues, vous devriez leur enseigner tout...
06/02/2024

Γ‰COUTE :
"Au lieu d'acheter Γ  vos enfants toutes les choses que vous n'avez jamais eues, vous devriez leur enseigner toutes les choses que vous n'avez jamais apprises. Le matΓ©riel s'use mais le savoir reste."

18/01/2024

Address

402 C LE Lazaret CUR/
Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vato Fototra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share