CMFI Repentance Church Nosy -Be

CMFI Repentance Church Nosy -Be La Repentance est une église qui prêche l'évangile du seigneur Jésus-Christ à travers l'ancien et le nouveau testament.

En tant qu'une église dite de réveil, elle se concentre sur l'Amour.

25/12/2025
CMFI Repentance Dar es Salam  Thème : CHRISTMAS fanavaozana.1- L' importance de l'image !Ary Andriamanitra nahary ny olo...
25/12/2025

CMFI Repentance Dar es Salam

Thème : CHRISTMAS fanavaozana.

1- L' importance de l'image !

Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. — Genesisy 1 : 27
Mila miverina @ ilay IMAGE izay nomen'Atra atsika tany @ voalohany ( restauration de l'image de l'église du Christ)

2)Mitaky sainteté du leader et une bonne IMAGE de leader

Leader mašina (Ary hoy Izy: Aza manakaiky ety; esory ny kapanao amin'ny tongotrao, fa tany masina io ijanonanao io. — Eksodosy 3 : 5)

3- Zanaka ara-panahy mila masina tahaka ny rainy

Dia hoy Ilay Komandin'ny miaramilan'i Jehovah tamin'i Josoa: Esory amin'ny tongotrao ny kapanao; fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon'i Josoa izany. — Josoa 5 : 15)

4- Andro farany dia mila Eglise forte et fidèle mais surtout Eglise manana bonne Image ( image agréée par le Seigneur Jésus Christ )

Koa hatanjaho* ny tanana miraviravy sy ny lohalika malemy; [*Na: ahitsio] ary manaova lala-mahitsy halehan'ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa. Miezaha mitady fihavanana amin'ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo. — Hebreo 12 : 12 - 14

5- C'est notre IMAGE qui est notre unique ticket d'entrée pour entrer dans le royaume de Jérusalem céleste fa tsy images izay homen'olombelona.
Mety église feno olo maro be sady manam-bola, na pasteur malaza be mahay mitory teny ,na Eglise misy miracle sns....fa ilay IMAGE voalaza t@ Dieu ihany no tena tsara indrindra. Nous ne verrons aucune Eglise et aucun temple mais ce sera Dieu et Jesus Christ no IMAGE farany izay t@ voalohany ihany koa.

Ary tsy nahita tempoly teo aho; fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak'ondry no tempoliny. Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr'Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak'ondry no fanazavana azy*. [*Grika: jirony] Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny. Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao). Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny. Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany. — Apokalypsy 21 : 22 - 27

Conclusion :
Andea atsika handao 2025 fa hiazo ny nouvelle année 2026 ka :
- Restaurons nos images à l'image du Christ (bons leaders,bons disciples, bons et fidèles chrétiens .....)
- Restaurons nos saintetés comme le Seigneur Jésus qui est Saint.

Pour hériter le royaume de Dieu revenons à l'image initiale : IMAGE de Dieu. Et ne laisse pas le diable salir ton IMAGE par les péchés.!

Izay vahanao @ 2025 , voavaha koa @ 2026!
Fa izay fatoranao 2025 dia mbola ho voafatotra @ 2026!

Shalom 🙏

Pasteur Tafara mivady ( CMFI Repentance Dar es Salam)

Tombo Delphin
Pasteur Saido
Eusebio Solondraza
Esther Hannah Maria
Pasteur Casimire
Pasteur Ializara
Pasteur Leka Adrien

Nous sommes choisis afin d'être l'instrument qui va étendre le royaume de Dieu !
05/12/2025

Nous sommes choisis afin d'être l'instrument qui va étendre le royaume de Dieu !

11/11/2025

Si l’œuvre de la croix ne te sauve pas de ton vivant, elle ne le fera pas après ta mort.

Apôtre M J T

10/11/2025

Psaumes, 150:4 - Louez-le avec le tambourin et avec des danses! Louez-le avec les instruments à cordes et le chalumeau!

Dansez comme David mais surtout dansez pour le Roi des rois !!!

Shalom 🙏 Atteignez votre niveau de maturité spirituelle : Chers frères et sœurs en Christ, aller à l'église chaque diman...
10/11/2025

Shalom 🙏
Atteignez votre niveau de maturité spirituelle :

Chers frères et sœurs en Christ, aller à l'église chaque dimanche et s'asseoir sur le banc ne suffit pas pour atteindre le niveau de ta spiritualité.

Le Seigneur Jésus Christ croissait en stature et sagesse. C'est Lui le modèle parfait que nous devions suivre . Cherchez-Le en profondeur ! Priez et Jeûnez! Soyez son intime !

Un chrétien(ne) mature spirituellement se soucie de l'expansion de l'évangile et du royaume de Dieu , à savoir : Aimer Dieu et sa parole, aimer son prochain, aider son pasteur dans le développement de l'église, avoir la compassion, respecter le leadership dans l'église, obéir à la parole de Dieu, etc....

Address

Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CMFI Repentance Church Nosy -Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share