Ajface Antsiranana

Ajface Antsiranana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ajface Antsiranana, Nonprofit Organization, Antsiranana.

AJFACE est une association de formations, d'études et réalisations, spécialisé dans les domaines de l'ingénierie du développement, de la formation et des renforcements de capacités.

FILAZANA MANJOManeho fiaraha-miory sy miombon'alahelo amin'ny fianakavian'i  MANDIGNY Raymond aho noho izao fahalasanany...
14/07/2026

FILAZANA MANJO

Maneho fiaraha-miory sy miombon'alahelo amin'ny fianakavian'i MANDIGNY Raymond aho noho izao fahalasanany izao.

🤍 Coach, misaotra tamin'ny fanoloran-tenanao ho an'ny tanora, ny Zon'Olombelona ary ny rariny. Ho velona mandrakariva ao an-tsainay ny lesona sy ny soatoavina nampitainao.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo rehetra niara-niasa taminy.

🕊️ Mandria am-piadanana, MANDIGNY Raymond.

"Ny olona mety mandao antsika, fa ny asa tsara sy ny lova navelany kosa mitoetra mandrakizay."

FILAZANA MANJO

Ny fianakaviamben'ny Observatoire National des Droits Humains (ONDH Madagasikara) dia maneho fiaraha-miory lalina ary miombon'alahelo amin'ny fianakavian'i Coach MANDIGNY Raymond, sy ireo namany, mpiara-miasa ary mpiara-miombon’antoka, noho izao nahalasanany izao.

🤍 Hipetraka ho tantara sy fahatsiarovana mandrakizay ny fandraisany anjara tamin'ny fampiroboroboana sy fiarovana ny Zon'Olombelona, ny fanabeazana olom-pirenena, ny fanofanana ireo mpiaro ny Zon'Olombelona ary ny fanohanany tsy nitsahatra ireo vondrom-piarahamonina sy ny tanora.

Ny fahendreny, ny fahaiza-mitarika ary ny fanoloran-tenany dia namela dian-tongotra tsy ho voafafa eo amin'ireo rehetra niara-niasa taminy.

Ho velona ao am-ponay sy ao anatin'ny asa fanompoana ny Zon'Olombelona mandrakariva ny lova navelanao.

🕊️ Mandria am-piadanana, Coach MANDIGNY Raymond.

"Tsy hohadinoina mandrakizay ny fanoloran-tenanao ho an'ny rariny, ny fahamendrehana ary ny Zon'Olombelona."

🚀 FORMATION ENTREPREUNARIALE PRATIQUE & OPÉRATIONNELLE 🚀Vous avez une idée de business ?Vous souhaitez créer votre activ...
28/05/2026

🚀 FORMATION ENTREPREUNARIALE PRATIQUE & OPÉRATIONNELLE 🚀

Vous avez une idée de business ?
Vous souhaitez créer votre activité mais vous ne savez pas par où commencer ?

AJFACE vous accompagne pour transformer votre idée en projet concret grâce à une formation pratique, simple et orientée terrain.

✅ 70% pratique : apprendre en faisant
✅ Cas réels & outils simples et applicables
✅ Accompagnement et conseils personnalisés
✅ Attestation remise à la fin de la formation

📚 AU PROGRAMME :
✔️ Mindset & esprit d’entrepreneur
✔️ Trouver et valider une idée d’entreprise
✔️ Business Model & plan d’action
✔️ Gestion financière simplifiée
✔️ Marketing & communication
✔️ Gestion administrative & juridique
✔️ Organisation & productivité

⏳ Durée : 20 heures
📍 Lieu : Centre AJFACE – Antsiranana
📅 Prise de contact : LE 8 JUIN
🕒 Emploi du temps adapté à votre disponibilité

🎯 Cette formation est idéale pour :
• Jeunes entrepreneurs
• Porteurs de projets
• Étudiants
• Auto-entrepreneurs
• Toute personne souhaitant créer ou développer une activité

📞 Contact : 032 68 107 18
📘 Facebook : AJFACE Antsiranana

⚠️ Places limitées !

📩 Envoyez-nous un message dès maintenant pour recevoir les informations complètes et réserver votre place.

🔥 𝗗𝗜𝗘𝗚𝗢-𝗦𝗨𝗔𝗥𝗘𝗭 – 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗘𝗥𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗘𝗦 𝗝𝗘𝗨𝗡𝗘𝗦 🔥📢 Tsy misy formation gratuite ataon’ny AJFACE amin’ity sabotsy ity.Fa fotoana l...
21/05/2026

🔥 𝗗𝗜𝗘𝗚𝗢-𝗦𝗨𝗔𝗥𝗘𝗭 – 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗘𝗥𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗘𝗦 𝗝𝗘𝗨𝗡𝗘𝗦 🔥

📢 Tsy misy formation gratuite ataon’ny AJFACE amin’ity sabotsy ity.
Fa fotoana lehibe iray hifampiresahan’ny tanora sy hifanakalozana hevitra ho an’ny fampandrosoana ny tanora eto Diego-Suarez.

🎯 Tanjona :
✅ Hihaino ny feon’ny tanora
✅ Hifanakalo hevitra sy sosokevitra
✅ Hitady vahaolana miaraka
✅ Hampiakatra ireo sosokevitra any amin’ireo tompon’andraikitra mahefa

🗣️ Afaka mitondra :
• idée
• proposition
• sosokevitra
• na olana mila vahaolana

⚠️ Tsy séance de plainte izy ity.
Fa espace de dialogue sy concertation ho an’ny rehetra.

📍 Toerana : Gymnase Couvert Antsiranana – Diego-Suarez
📅 Daty : Sabotsy 23 Mai 2026
🕗 Ora : Manomboka amin’ny 08 ora maraina

👥 Tanora, associations, étudiants, sportifs, artistes, scouts, leaders communautaires ary olom-pirenena rehetra dia asaina ho avy maro.

💬 “Ny hevitry ny tsirairay dia afaka manova ny hoavin’ny tanàna.”





11/05/2026

Une de mes publications a obtenu plus de 200 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

05/05/2026
📄 COMMENT FAIRE UN CV EFFICACE ?Soyons honnêtes…👉 Beaucoup de jeunes ont des compétences👉 Beaucoup ont des diplômesMais…...
05/05/2026

📄 COMMENT FAIRE UN CV EFFICACE ?

Soyons honnêtes…

👉 Beaucoup de jeunes ont des compétences
👉 Beaucoup ont des diplômes

Mais…

❌ leurs CV ne donnent pas envie
❌ ils ne sont pas rappelés
❌ ils ratent des opportunités

👉 Résultat : frustration.

💡 La vérité ?

👉 Un bon CV ne montre pas tout…
👉 Il montre ce qui est important

🚀 Voici les bases simples :

✔ informations claires
✔ objectif précis
✔ expériences concrètes
✔ compétences utiles
✔ qualités réelles

👉 Et surtout :

✔ un CV propre, simple et lisible

🧠 Retiens bien :

👉 Ton CV est ton premier entretien

👉 S’il n’est pas bon…
👉 tu n’auras même pas la chance d’expliquer

🔥 Bonne nouvelle :

👉 Ça s’apprend
👉 Ça se corrige
👉 Ça s’améliore

---

💬 Dis-nous :

👉 tu bloques où aujourd’hui ?
(CV vide, manque d’expérience, présentation…)

---

📌 Sauvegarde ce post
📢 Partage à quelqu’un qui cherche du travail

👍 Suis AJFACE pour plus de conseils pratiques

Address

Antsiranana
201

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261347889875

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ajface Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ajface Antsiranana:

Shortcuts

Share