Association Amis de l'Environnement

Directions

Association Amis de l'Environnement La pauvreté est l’une des causes majeures de la dégradation de l’environnement. Beaucoup des jeunes chôment .

L'association porte des voies des jeunes à travers des activités entrepreneurials et environnementales

23/07/2026

🎉 Salama e! Tongasoa eto amin'ny pejy ofisialin'i Missa Farm! 🐔🌿

Vaovao mahafaly ho an'ny mponina eto Diego sy ny manodidina!

Missa Farm dia isan'ireo toeram-piompiana akoho Kuroiler eto an-toerana. Ny tanjonay dia ny hanome vokatra tsara kalitao sy hanohana ny fampandrosoana ny fiompiana eto amin'ny faritra.

🐣 Efa misy amidy amin'izao fotoana izao:
🥚 Atody
🐥 Zanak'akoho
🐔 Akoho

Miezaka hatrany izahay hanome vokatra salama sy azo itokisana ary hanolotra tolotra tsara ho an'ny mpanjifa rehetra.

👉 Manasa anao hanaraka ny pejinay mba hahazoanao:
✅ Vaovao farany momba ny vokatra
✅ Torohevitra momba ny fiompiana
✅ Tolotra sy fihenam-bidy
✅ Fampahafantarana ireo vokatra vaovao

🙏 Raha manohana ny vokatra vita eto an-toerana ianao dia mba:
❤️ Araho ny pejy
👍 Ataovy "J'aime"
📤 Zarao ity lahatsoratra ity mba hahafantaran'ny maro an'i Missa Farm.

Missa farm

Address

Antsiranana, Lot 110Bis SCAMA
Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Amis de l'Environnement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share