06/03/2024
Salama daholo.
Ireto ary ny programme antsika amin'ny Dehon's Day. Ny 15 sy 16 Martsa 2024 no ho tanterahina izany. Ato amin'ny faritran'ny sekoly ihany moa izy ity no ato.
Ny 15 Martsa 2024, ny "Messe d'ouverture" dia samy manao akanjo "traditionnelle" izany hoe, ankasitrahana ny fanomezam-boninahitra ny fiaviana.