Malagasy Mianala

Malagasy Mianala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Mianala, Environmental conservation organisation, Antsirabe.

Malagasy Mianala dia fikambanan'ireo mpitarika momba ny fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara.
________________
Malagasy Mianala is an environmental leaders association working on natures preservation and climate resilience in Madagascar.

"Mamboly hazo mamelona aina , mamelona ny tanindrazana"🍃🍀☘️➡️Santionany ny hoe manadio ny  rivotra, miaro amin'ny aretin...
26/02/2025

"Mamboly hazo mamelona aina , mamelona ny tanindrazana"🍃🍀☘️
➡️Santionany ny hoe manadio ny rivotra, miaro amin'ny aretina maro isan-karazany toy ny aretin'ny taovam-pisefoana , homamiadana dia fonenan'ny biby maro an'isa ihany koa ny ala.
➡️Tsy mahagaga ankehitriny raha maro tokoa ireo biby efa mihalany tamingana vokatry ny faharinganan'ny ala.
➡️Raha tsiahivina anefa dia nahazo lelavola mitentina
"8,8millions de dollars" i Madagascar noho ny entona mitarika fahalotoan'ny rivotra (Gaz à effet de serre ) "1,76 tonnes" nosintominy avy amin' ny fisian'ny ala eo aminy ny taona 2020. ( Express de Madagascar -publié le Février 2024).
➡️Mitohy hatrany ny ezak'ireo sampan-draharaha isan-karazany amin'ny famerenana an'i Madagasikara ho maitso indray koa manentana antsika mba hiezaka hatrany hamboly hazo ka:
"HO NOSY MAITSO LOVAIN-JAFY" 🌳🍀🌿🌱

➡️Fambolenkazo ny fikambanana Malagasy Mianala izay niarahana niasa tamin'ny fikambanana YMCA.

" Mamboly hazo mamelona aina, mamelona ny tanindrazana"🌿🌿🌿

-Mianala

-ny-tontolo-iainana

🌲.Fiofanana mahakasika ny "Norme et technique de reboisement" 🌲.Izay nokarakarain 'ny  Move UP Madagascar sy ny cœur de ...
19/01/2025

🌲.Fiofanana mahakasika ny "Norme et technique de reboisement"
🌲.Izay nokarakarain 'ny Move UP Madagascar sy ny cœur de forêt
🌲. Niarahana tamin'ireo association isankarazany toy ny Greener Madagascar sy club environnement lycée betafo ary ireo olon - tsotra sy ny tompon' andraikitra avy ao amin' ny fokontany Antanambao Est - Ivohitra .



Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Mianala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share