Gen Z Vitsika

Gen Z Vitsika Pour la passion

Génération mpitolona ho an’i Madagasikara 🇲🇬

➡️ Vaky bantsilana ✅️

Ny tanjon’ny Pejy :
⭕️ Mitondra ny feon’ny Malagasy manontolo
⭕️ Mizara fahalalana sy vaovao
⭕️ Mampiala voly

✊️🇲🇬 Ho an’ny Tanindrazana !

A.N : Antenimerampirenena ✅️
15/06/2026

A.N : Antenimerampirenena ✅️

😅
15/06/2026

😅

14/06/2026

Tsy aleo ve mba asina rafi-panjakana tena mitondra ny feon’ny Vahoaka marina eh ??

Siteny kosa no mpitari-dàlana ko 😭Sady tena misolo ilay vavan’ny vahoaka tokoa amin’ny alalan’ny fihinanana ny tokony si...
14/06/2026

Siteny kosa no mpitari-dàlana ko 😭
Sady tena misolo ilay vavan’ny vahoaka tokoa amin’ny alalan’ny fihinanana ny tokony sitrahan’ny vahoaka 😭

Source : Dr Rasoatakalosoandro

🔥🔥🔥
14/06/2026

🔥🔥🔥

ENGA ANIE KA MBA HO FILM FOTSINY IHANY FA RAHA ITY REVY ITY NO MARINA DIA EFA TENA HOE TSY ODITR'AKONDRO INTSONY FA EFA ...
13/06/2026

ENGA ANIE KA MBA HO FILM FOTSINY IHANY FA RAHA ITY REVY ITY NO MARINA DIA EFA TENA HOE TSY ODITR'AKONDRO INTSONY FA EFA VELY KIBAY SY TSATOK'ANTSY AN-DAMOSINA MIHITSY ILAY RAHA...
HO ITA EO NY TOHINY...

Eketsika ve ny fanabadona atao amintsika ❓️
12/06/2026

Eketsika ve ny fanabadona atao amintsika ❓️


12/06/2026

Fa iza marina mo zany ny rafi-panjakana tena mandray ny feon’ny vahoaka eto Madagasikara eh ??

Manopa ny mpitolona sanabavy ‼️
12/06/2026

Manopa ny mpitolona sanabavy ‼️


IREO TENA TOMPON'ANTOKA AMIN'NY FAHOMBIAZAN'NY FITONDRANA FANAVAOZANA🦸‍♂️🦸‍♀️🦸‍♂️
12/06/2026

IREO TENA TOMPON'ANTOKA AMIN'NY FAHOMBIAZAN'NY FITONDRANA FANAVAOZANA
🦸‍♂️🦸‍♀️🦸‍♂️

Address

Antananarivo
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen Z Vitsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share