Vahatra

Vahatra Vahatra est une ONG créée en 2002 comme Institut de Microfinance. Sa spécificité réside dans la complémentarité d'un volet microcrédit et d'un volet social

🌍 𝗭𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 🌍✅ Nandray anjara ny 𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 tamin'ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽...
31/07/2026

🌍 𝗭𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 🌍

✅ Nandray anjara ny 𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 tamin'ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 izay notanterahina tao amin'ny 𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲𝗻'𝗶 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮, hetsika natokana hampahafantarana ny tanora ny 𝘇𝗼𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 sy hanentanana azy ireo handray an-tanana ny fahasalamany. 💪

🚶‍♀️🚶‍♂️ Nanamarika ny hetsika ny 𝗱𝗶𝗮𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮, izay nahitana tanora maro niainga tao amin'ny faritra Vakinankaratra ka nihazo ny Oniversite tamin'ny Alarobia 29 Jolay. Anisan'ireo nandray anjara tamin'izany ireo tanora mpisitraka ao amin'ny 𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔, izay nitondra sora-baventy naneho hafatra manentana momba ny 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗱𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮, ny 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 ary ny 𝘇𝗼 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮.

🏥 Nandray anjara tamin'ny 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗵𝗲𝘃𝗮 ny 𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔, ka nanentana ho fampahafantarana sy nanome torohevitra momba ny fahadiovan'ny tanora mandritra ny fadimbolana, ny fisorohana ny 𝗩𝗜𝗛/𝗦𝗜𝗗𝗔, ary ireo sehatr'asa sy tolotra maro iasany ho amin'ny sehatry ny fahasalamana.

⭐ Fotoana manan-danja ity hetsika ity satria nahafahan'ireo tanora nanitatra ny fahalalany momba ny fahasalamana ara-pananahana, nahazo torohevitra avy amin'ireo matihanina ara-pahasalamana, ary nanararaotra ireo fizahana ara-pahasalamana sy tolotra maro nandritra ny fankalazana. 🙌

🌍 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗡𝗘́𝗘 𝗥𝗘́𝗚𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘́ 𝗘𝗧 𝗗𝗘𝗦 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧𝗦 𝗗𝗘𝗦 𝗝𝗘𝗨𝗡𝗘𝗦 𝗘𝗡 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘́ 𝗦𝗘𝗫𝗨𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗘𝗧 𝗥𝗘𝗣𝗥𝗢𝗗𝗨𝗖𝗧𝗜𝗩𝗘 🌍

✅ L'𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 a été honorée d'avoir participé à la 𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗥𝗲́𝗴𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗦𝗮𝗻𝘁𝗲́, organisée par la 𝗗𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗥𝗲́𝗴𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗦𝗮𝗻𝘁𝗲́ 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮, un événement visant à sensibiliser les jeunes à leurs 𝗱𝗿𝗼𝗶𝘁𝘀 𝗲𝗻 𝗺𝗮𝘁𝗶𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲́ 𝘀𝗲𝘅𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗲𝘁 𝗿𝗲𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗰𝘁𝗶𝘃𝗲 et à les encourager à prendre en main leur santé. 💪

🚶‍♀️🚶‍♂️ L'événement a été marqué par une grande marche pour la santé, réunissant de nombreux jeunes, partis depuis la région de Vakinankaratra jusqu'à l'Université, le mercredi 29 juillet. Parmi eux figuraient les jeunes bénéficiaires de VAHATRA, qui ont défilé avec des pancartes portant des messages de sensibilisation sur l'𝗵𝘆𝗴𝗶𝗲̀𝗻𝗲, la 𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲́ et les 𝗱𝗿𝗼𝗶𝘁𝘀 𝘀𝗲𝘅𝘂𝗲𝗹𝘀 𝗲𝘁 𝗿𝗲𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗰𝘁𝗶𝗳𝘀 des jeunes.

🏥 À cette occasion, l'𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 a également animé un stand d'information où les visiteurs ont pu recevoir des conseils et des informations sur l'𝗵𝘆𝗴𝗶𝗲̀𝗻𝗲 𝗺𝗲𝗻𝘀𝘁𝗿𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲, la 𝗽𝗿𝗲́𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗩𝗜𝗛/𝗦𝗜𝗗𝗔, ainsi que sur les différents domaines d'intervention et services proposés par l'ONG VAHATRA en faveur de la santé.

⭐ Cette journée a constitué une véritable opportunité pour les jeunes d'approfondir leurs connaissances en matière de santé sexuelle et reproductive, d'échanger avec des professionnels de la santé et de bénéficier des différentes consultations et prestations de santé offertes tout au long de l'événement. 🙌

🎓✨ 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 "𝗢𝗥𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗖𝗢𝗟𝗔𝗜𝗥𝗘 𝗘𝗧 𝗣𝗥𝗢𝗙𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘 (𝗢𝗦𝗣)" – 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬Mpianatra 𝟭𝟬𝟬 avy amin'ny seko...
01/07/2026

🎓✨ 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 "𝗢𝗥𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗖𝗢𝗟𝗔𝗜𝗥𝗘 𝗘𝗧 𝗣𝗥𝗢𝗙𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘 (𝗢𝗦𝗣)" – 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

Mpianatra 𝟭𝟬𝟬 avy amin'ny sekoly 𝟯 no nahavita ny fiofanana 𝗢𝗿𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗦𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝗹𝗲 (𝗢𝗦𝗣) tao amin'ny 𝗕𝗥 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆.

🏫 𝗟𝘆𝗰𝗲́𝗲 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 𝟭𝟱 mpianatra
🏫 𝗖𝗘𝗚 𝗠𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝗿𝘆 : 𝟰𝟯 mpianatra
🏫 𝗟𝘆𝗰𝗲́𝗲 𝗜𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮 : 𝟰𝟮 mpianatra

🤝 Vokatry ny fiaraha-miasan'ny sekoly, ny 𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔, ary ny 𝗦𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗢𝗦𝗣𝗦 ao amin'ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 (𝗠𝗘𝗡) no nahatanteraka izao fiofanana izao.

📜 Nandritra ny fizarana « bulletin » dia notolorana 𝗧𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 ireo mpianatra nahavita ny fiofanana, mba hankasitrahana ny ezaka vitany sy hanentanana ireo mpianatra hafa handray anjara amin'ny andiany manaraka.

💬 Tratra ny tanjona satria nisy ireo mpianatra nijoro vavolombelona fa tena nahasoa azy ireo ny fiofanana 𝗢𝗦𝗣, nanampy azy hahafantatra bebe kokoa ny lalana mety ho arahiny eo amin'ny fianarana sy ny asa.

━━━

🎓✨ 𝗖𝗟𝗢̂𝗧𝗨𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗘𝗡 𝗢𝗥𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗖𝗢𝗟𝗔𝗜𝗥𝗘 𝗘𝗧 𝗣𝗥𝗢𝗙𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘 (𝗢𝗦𝗣) – 𝗕𝗥𝗔𝗡𝗖𝗛𝗘 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

Au total, 𝟭𝟬𝟬 élèves issus de 𝟯 établissements scolaires ont achevé avec succès la formation en 𝗢𝗿𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗦𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝗹𝗲 (𝗢𝗦𝗣) au sein de la 𝗕𝗿𝗮𝗻𝗰𝗵𝗲 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆.

🏫 𝗟𝘆𝗰𝗲́𝗲 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 𝟭𝟱 élèves
🏫 𝗖𝗘𝗚 𝗠𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝗿𝘆 : 𝟰𝟯 élèves
🏫 𝗟𝘆𝗰𝗲́𝗲 𝗜𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮 : 𝟰𝟮 élèves

🤝 Cette activité est le fruit de la collaboration entre les établissements scolaires, 𝗹'𝗢𝗡𝗚 𝗩𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 et le 𝗦𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗢𝗦𝗣𝗦 du 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹'𝗘́𝗱𝘂𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 (𝗠𝗘𝗡).

📜 À l'occasion de la remise des bulletins, les élèves ayant suivi la formation ont reçu un 𝗔𝘁𝘁𝗲𝘀𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝗶𝗽𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻, afin de valoriser leur engagement et d'encourager les autres élèves à rejoindre les prochaines sessions.

💬 Les objectifs de cette activité ont été atteints. Plusieurs élèves ont témoigné de l'utilité de cette formation, qui les a aidés à mieux réfléchir à leur parcours scolaire et à leur avenir professionnel.

26/06/2026
« Andao hiara-hientana isika hiaro ny ankizy amin'ny herisetra »
17/06/2026

« Andao hiara-hientana isika hiaro ny ankizy amin'ny herisetra »

🎉 FANKALAZANA NY VOLAN’NY ANKIZY 2026📣 “Andao isika hiara-hientana hiaro ny ankizy amin’ny herisetra”Fifaliana ho an’ny ...
15/06/2026

🎉 FANKALAZANA NY VOLAN’NY ANKIZY 2026
📣 “Andao isika hiara-hientana hiaro ny ankizy amin’ny herisetra”

Fifaliana ho an’ny ONG VAHATRA ny nandray anjara tamin’ny fankalazana nasionaly ny volan’ny ankizy izay notontosaina teto Antsirabe ny 12 sy 13 Jona 2026.

Ny 12 Jona dia nahitana hetsika fanabeazana sy fialamboly toy ny fanaovana sary, kilalao isan-karazany ary fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra.

Ny 13 Jona kosa dia nifantoka tamin’ny « Carnaval », izay nanehoan’ireo ankizy hafatra momba ny ny herisetra atao amin’izy ireo. Nisy ihany koa ny seho an-tsehatra sy fifaninanana izay nampifaly sy nampivelatra ny talentan’ny ankizy.

Nandritra ity hetsika lehibe izay nikambanan’ireo ONG sy fikambanana maro dia nandray anjara mavitrika ny ONG VAHATRA tamin’ny alalan’ny:

✨ Fampirantiana tranoeva (stand) nampahafantarana ny asany izay mifantoka amin’ny:
• fanabeazana ho an’ny ankizy
• fiahiana sy hetsika ara-pahasalamana
• fiarovana ny ankizy

✨ Toerana natokana ho an’ny ankizy, izay nahafahan’izy ireo nilalao kilalao nentim-paharazana toy ny katro, tso-bato, sabaka. Izany no natao dia mba hampiroboroboana ny kolontsaina malagasy, sady ho fanentanana ihany koa momba ny fiantraikan’ny fampiasana “efijery” tafahoatra, izay mety hisy voka-dratsy amin’ny fahasalaman’ny ankizy.

🙏 Mankasitraka indrindra ireo mpiara-miombon’antoka rehetra nahatontosa sy nandray anjara tamin’ny hetsika ny ONG VAHATRA.

💚 Ho anay, zava-dehibe ny fanohizana ny ezaka hiarovana sy hanohanana ny ankizy, satria izy ireo no hoavin’ny firenena.

---------------------

🎉 L’ONG VAHATRA a participé à la célébration nationale du Mois de l’Enfance à Antsirabe les 12 et 13 juin 2026.

🎨🎭 L’événement a combiné des activités éducatives, des jeux, un carnaval, des spectacles et des concours, permettant aux enfants d’exprimer leurs talents tout en sensibilisant aux violences dont ils peuvent être victimes.

🤝 Aux côtés des organisations œuvrant pour la protection de l’enfance, l’ONG VAHATRA a animé un stand présentant ses actions en 📚 éducation, 🏥 santé et 🛡️ protection de l’enfance, ainsi qu’un espace de jeux traditionnels visant à promouvoir la culture malgache et à sensibiliser aux effets négatifs d’un usage excessif des écrans 📱.

💚 L’ONG VAHATRA réaffirme son engagement à protéger et soutenir les enfants, acteurs de l’avenir.

🤝Grâce à ce partenariat, les familles accompagnées par VAHATRA ont pu bénéficier d’un véritable soutien, offrant aux par...
02/06/2026

🤝Grâce à ce partenariat, les familles accompagnées par VAHATRA ont pu bénéficier d’un véritable soutien, offrant aux parents comme aux enfants de nouvelles opportunités.🌱

👧👦Les enfants ont accédé à des activités éducatives favorisant leur apprentissage, leur épanouissement personnel, et le développement de leurs compétences.

🧔‍♂️👱‍♀️Tandis que les parents ont également été accompagnés à travers des activités qui leurs étaient destinées, leur offrant un espace de partage d’expériences et de renforcement de leur rôle et engagement au sein du foyer.

🤝Tamin’ny alalan’ity fiaraha-miasa ity ny VAHATRA dia afaka nahazo fanohanana tena ilaina ireo fianakaviana tohanany, ka nahafahan’ny ray aman-dreny sy ny ankizy nisitraka tolotra maro.🌱

👧👦Nahazo tombontsoa tamin’ireo hetsika ara-panabeazana ny ankizy, izay nanampy tamin’ny fanatsarana ny fianarany, ny fivelarany manokana ary ny fampandrosoana ny fahaiza-manaony.

🧔‍♂️👱‍♀️Etsy ankilany, nahazo fanohanana ihany koa ny ray aman-dreny tamin’ny alalan’ireo hetsika natokana ho azy ireo, izay nanome sehatra hizarana traikefa sy hifanakalozana hevitra, ary nanamafy ny fandraisan’izy ireo anjara sy andraikitra eo anivon’ny ankohonany.

📣“Déterminés à éliminer le paludisme : maintenant que nous le pouvons, c’est notre devoir d’y parvenir.”🌱
12/05/2026

📣“Déterminés à éliminer le paludisme : maintenant que nous le pouvons, c’est notre devoir d’y parvenir.”🌱

Address

Lot 0514 L 80, Tomboarivo
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
13:00 - 14:00
Wednesday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:00

Telephone

+261 033 15 247 47

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vahatra:

Shortcuts

Share