Donakafo

Donakafo DOnAK'afo est une association de bénévoles située à Antsirabe.

Les bénévoles veillent à ne pas laisser mourir l'espoir dans les yeux des enfants les plus démunis dans les rues d'Antsirabe.

Fiaraha misakafo noho ny andro fety , ary ihany koa fanolorana solon-kilalao tamin’ny Noely sy vatomamy kely ho an’ireto...
31/12/2025

Fiaraha misakafo noho ny andro fety , ary ihany koa fanolorana solon-kilalao tamin’ny Noely sy vatomamy kely ho an’ireto ankizin’ny DonAkafo Antsirabe ireto ❤️‍🔥
Nanararaotra ihany izahay tamin ity fotoana ity mba hampianatra sy hanamafy ny fahalalam-pomba sy fahaiza-miaina eo anivon’ny fiaraha-monina 🥰

Nisy ihany koa ny fizarana tee-shirt ho marim-pankasitrahana an’ireo ankizy izay nifindra kilasy tamin’ity taona ity ❤️

Fifaliana tokoa no nentinay hitsena ity taona 2026 koa dia samy ho tratry ny taona vaovao daholo dia mirary soa antsika rehetra . Samy ho tahin’Andriamanitra hatrany !

Lila Rajamason Doda Rakotomalala Louina Aln Felana Aline Bradlow RamRan Vero Rasamy

Ireto n'y zanatsika Donakafo amin'ity taom-pianarana ity, 23 Izy ireo .Isaorana Andriamanitra , nohon n'y Fitahiany ,Isa...
17/09/2025

Ireto n'y zanatsika Donakafo amin'ity taom-pianarana ity, 23 Izy ireo .
Isaorana Andriamanitra , nohon n'y Fitahiany ,
Isaorana ireo Bénévoles rehetra, Isaorana isika rehetra Malalantanana nahafahana nanantontosa n'y fampianarana n'y ankizy tsy nanadino ireo Zaza Malagasy sahirana Amin 'izao Andro sarotra izao, Misaotra Tompoko 🙏
Isaorana ihany koa ireo ankizy vonona s'y mañana Fanantenana, mitsiky na eo aza n'y sakana rehetra miseho , 😊😊💥

Bref, Houurraaah 🎉🎉💥💥🌹💞
M E R C I 🙏🌹🌹💞💞🇲🇬

Doda Rakotomalala , Bradlow RamRan , Louina Aln , Felana Aline , Lila Rajamason , Loïc Ralambozanany , Vero Rasamy ,
Lova Rakotomalala , # tous ceux qui nous ont aidé , # Donateurs .

Miarahaba antsika rehetra ooh , 👋😍Mikenonkenenona Amin n'y fidirana 'ny mpianatra Donakafo, Misaotra ireo nahafahana han...
04/09/2025

Miarahaba antsika rehetra ooh , 👋😍
Mikenonkenenona Amin n'y fidirana 'ny mpianatra Donakafo,
Misaotra ireo nahafahana hanantontosa ity '' '' ''rentrée '' 2025/2026 ity 🙏 Mankasitraka,Tompoko, 🙏
Efa mavitrika sahady ireto Bénévoles Kely ireto an , Mianatra manampy ara batana sahady zareo .🔥💞
An'Andriamanitra n'y voninahitra 🙏💖💓
Doda Rakotomalala , Louina Aln , Felana Aline , Bradlow RamRan , Loïc Ralambozanany , Dina Randrianarison , Vero Rasamy ,
# ireo rehetra malalanntanana nanampy anay.💞

25/08/2025

Efa hifarana Amin 'ity herinandro ity moa izany n'y inscription n'y ankizy Donakafo ,
Tao ireo afaka CEPE, tao n'y afaka BEPC , maro ireo nifindra kilasy n'a Dia nisy ihany koa n'y tsy nifindra fa ampaherezana hatrany fa n'y fianarana no lova tsara indrindra, 🙏💪👊
Dia vonona hatrany Izy ireo.👍💖

Somary tara ny taitra , Fa dia afaka CEPE soamantsara n'y anakiroa tamin 'ireo efatra naka, Dia i Anthony sy Alida , man...
12/07/2025

Somary tara ny taitra ,
Fa dia afaka CEPE soamantsara n'y anakiroa tamin 'ireo efatra naka,
Dia i Anthony sy Alida , manarina Amin n'y manaraka i Vanessa s'y Princesse,

Midera n'y ezak'izy ireo , mitohy hatrany ny fianarana Lova tsara indrindra,

Misaotra anareo rehetra nanampy anay , Ary Mbola manantena n'y fiarahana miasa.

Ary an 'Andriamanitra n'y voninahitra , 🙏💝💝

Isaorana hatrany Andriamanitra, 🙏Zaza Telo no Haka ny CEPE, Amin 'ity taona ity''Diplôme''  ara - panjakana voalohany ha...
14/06/2025

Isaorana hatrany Andriamanitra, 🙏
Zaza Telo no Haka ny CEPE, Amin 'ity taona ity
''Diplôme'' ara - panjakana voalohany hatrehin''izy ireo.
Mankasitraka antsika rehetra hatrany ihany koa izay nanampy tamin 'ny fampianarana azy ireo .🙏💝

Merci a tous nos donateurs 🙏💞 Merci d'avoir pris le temps de voir les enfants, 🙏💖💞
15/04/2025

Merci a tous nos donateurs 🙏💞 Merci d'avoir pris le temps de voir les enfants, 🙏💖💞

DonAk'A❤️ en Couleurs 🎉💖💥Fifampiarahabana tratry ny taonaDonakafo Antsirabe, 🎉🎉Misaotra an'Andriamanitra fa nahatontosa ...
18/01/2025

DonAk'A❤️ en Couleurs 🎉💖💥
Fifampiarahabana tratry ny taona
Donakafo Antsirabe, 🎉🎉
Misaotra an'Andriamanitra fa nahatontosa n'y fety, 🙏
Isaorana koa ireo rehetra manampy n'y Donakafo Amin n'y Lafiny ara-bola , ireo bénévoles, Ary indrindra i # Doda Rakotomalala, # Louina Aln, , # Lila Rajamason , # Felana Aline, # Bradlow Ram Ram, # Nirina Prisca Michelle Rakotomanana 🙏💞💞💞💞
Sy Ireo ankizy Donakafo rehetra ,💞👌
Tratry n'y taona eh 🎉💥❤️❤️❤️

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Donakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share