22/03/2026
CONCERTATION NATIONALE DES JEUNES
Ho antsika eto Vakinankaratra. ry tanora, fotoanany izao.
Aza tara ary, tongava maka ny andinindiny any Vakinankaratra na ny Delegen'ny tanora sy ny fanatanjahantena any amin'ny Distrika.