Ascuma

Ascuma Ny bitro sy ny tontolony

26/11/2024
04/06/2024

Miarahaba,

Amin'izao fahalasanan'ny namana Tojonirina Razafintseheno izao dia miondrika ampanajana, Ary mirary mirary fiononana feno sy mitondra teny fampaherezana ho an'ny fianakaviana manontolo isika rehetra mankafy sy miantsehatra na tsia eto amin'ny bitro sy ny tontolony.

Mandria ampiadanana Tojo.

Manatsara ny tontolo manodidina!
08/05/2024

Manatsara ny tontolo manodidina!

Ferme spécialisé dans l'élevage de lapins et animaux d'ornements. Production porcine et tout ce qui concerne l'élevage. Nous expédions les animaux d'ornements ainsi que leurs aliments, spécialement conçus par nos soins, partout à Madagascar. N'hésitez pas à demander votre devis.

ialahy 'lay vao nanomboka nampiasa FERTILAPIN iny 😁😁MAHOMBY KOKOA!
08/05/2024

ialahy 'lay vao nanomboka nampiasa FERTILAPIN iny 😁😁

MAHOMBY KOKOA!



Ho anao any @ faritra atsinanana - Diégo Suarez dia eo @ AGROSTORE chez Tsatsara no misy ny Prolapin juste en facen'ny E...
01/05/2024

Ho anao any @ faritra atsinanana - Diégo Suarez dia eo @ AGROSTORE chez Tsatsara no misy ny Prolapin juste en facen'ny EPP Scama.

Efa nanomboka ny taona 2022 tokoa no nahafampo an'ry zareo any Diégo sy ny manodidina ny mahomby kokoa na ny Prolapin.

Manohana hatrany izahay ho anao tia hisehatra @ fiompiana bitro fa indrindra indrindra ny fiompiana bitro ho famokarana henam-bitro.

034 31 470 05 ny laharana hazahoana anay!
Mirary soa hatrany!

Sao dia ataon'ny olona variana @ ramanavy sy ny cou nu any fa ny production henam-bitro ato mandeha ihany.'zany aloha  n...
29/01/2024

Sao dia ataon'ny olona variana @ ramanavy sy ny cou nu any fa ny production henam-bitro ato mandeha ihany.

'zany aloha ny sakafony, PROLAPIN na provandy natokana ho an'ny bitro efa taona maro tokoa no nisiny, efa ho hatao JAOBILY izao izy.

Mahaomby KOKOA!

01/09/2023
01/09/2023
28/08/2023

FAMPIOFANANA MIOMPY BITRO

Aza atao ambanin-javatra na oviana na oviana ny herin'ny fanofanana.

12/08/2023

🚀 Envie d'une filière prometteuse ?
Bloquer votre place dès maintenant pour notre formation en élevage de lapin le 26 août à 9h à l'ISPAg (institut Supérieur Privé Agricole) sis à Ampandiranomby.

Explorez la production de viande de lapin et ouvrez la voie à une filière rentable. 🌟👩‍🌾

Frais de formation: 30 000Ar/personne
Contact: 034 31 470 05
Places limitées




11/08/2023

[NOMENCLATURE OFFICIELLE]

🔹La nomenclature officielle des races et variétés de lapins reconnues en France pour la saison 2023/2024 est sortie : https://vu.fr/QOiT

🔹La date d’application de ce document, indispensable à tous les éleveurs, juges et organisateurs d'exposition, est fixée au 1er septembre 2023.

Address

Tsarasaotra
Antsirabe

Telephone

+261321182072

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ascuma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ascuma:

Share