Tily Vakinankaratra Antsirabe

Tily Vakinankaratra Antsirabe Ny Tily dia fanabeazana tanora skoto protestanta zazalahy, sady mamolavola azy handray anjara hanorina tontolo tsara kokoa

⏳Tic tac tic tac tic tac⏰Sao hadino ny mampiditra an’ity anaty programan’ny fiainan’ise an😎📆01 hatramin’ny 05 Aogositra ...
12/06/2026

⏳Tic tac tic tac tic tac⏰

Sao hadino ny mampiditra an’ity anaty programan’ny fiainan’ise an😎

📆01 hatramin’ny 05 Aogositra 2026
📍Moramanga

LASY 90 TAONA SAMPANA MAVO, LASY 90 TAONA SAMPANA MENA ⛺️

10/06/2026

🤔Iza ilay tsy mbola manana certificat kanefa hamonjy ravinala 159 e,
🚧🛑 Aza variana a;
👉🏻Alaivo @ Filohan'ny Tari-panofanana koa ny Fisy fisoratana anarana
Antsoy ny 0341815213 na manantona mivantana an'i Fil Sisi raha mila fanazavana fanampiny

❤️ Akon'ny Fivoriambe Sampana Mena.."Andao Zalahy, aoka isika Hazava,... "📸Fintina an-tsary vitsivitsy
07/06/2026

❤️ Akon'ny Fivoriambe Sampana Mena..

"Andao Zalahy, aoka isika Hazava,... "
📸Fintina an-tsary vitsivitsy

💛 Sampana MavoTontosa omaly sy androany ny Lasy Ivon'ny Fankalazana Faha 90 Taona Sampana Mavo teto amin'ny Faritany Vak...
07/06/2026

💛 Sampana Mavo
Tontosa omaly sy androany ny Lasy Ivon'ny Fankalazana Faha 90 Taona Sampana Mavo teto amin'ny Faritany Vakinankaratra Antsirabe.

👉🏻 Indro ny sary Vitsivitsy mamintina izany
Antsoy ao amin'ny Commentaires ao ireo Sampana Mavo ireo.

❤️🛑 Sampana Mena ❤️🛑Anjaran'ise indray izao,Misy Hetsika iray ity : " Fivoriambe Sampana Mena Vakinankaratra Antsirabe"👉...
04/06/2026

❤️🛑 Sampana Mena ❤️🛑
Anjaran'ise indray izao,
Misy Hetsika iray ity : " Fivoriambe Sampana Mena Vakinankaratra Antsirabe"
👉🏻 Ho an'ise Filoha na Mpiandraikitra Sampana Mena,
Hivory isika ny: 📆 07 Jona ho avy izao.
Amin'ny 🕗 02 ora Tolakandro
Eny amin'ny 📍 CEG Manarapenitra, eo ampitan'ny CISCO Antsirabe 1.

🙏🏻 Manantena ny fahatongavan'ise.
Mentionnéo ao amin'ny Commentaires ao daholo ireo MP Sampana Mena fantatr'ise

‎🎨 Mi-tily Kisaritao( Scout Designer) 🎨‎‎Efa henonin'ise ve no momba izany.‎‎😊 Hisy ny  Fihaonana mivantana izay hampivo...
04/06/2026

‎🎨 Mi-tily Kisaritao( Scout Designer) 🎨

‎Efa henonin'ise ve no momba izany.

‎😊 Hisy ny Fihaonana mivantana izay hampivondronana sy hifampizarana traikefa momban'ny Kisaritao (Design et Graphisme) hotanterahana ny:

‎📆 13 Jona 2026
‎📍Espace Hélodée Andoharanofotsy
‎🕢 Fandraisana amin'ny 07 ora 30 minitra


‎🫴Anasana ny Beazina, Mpiandraikitra, Filoha manana Talenta amin'izany Kisaritao izany.

‎✅Ny andinindininy rehetra sy ny fisoratana anarana dia azon'ise raisina ato amin'ny rohy: https://forms.gle/a2q4yDezRfoMJtnbA

‎Fara-fisoratana anarana: 06 Jona 2026 amin'ny 00:00

‎Manantena fahatongava an'ise izahay.




🌺Finaritra e👉🏻Ho an'ireo rehetra manam-pikasana hamonjy ravinala 159, eto amin'ny Faritany Vakinankaratra Antsirabe, ka ...
02/06/2026

🌺Finaritra e
👉🏻Ho an'ireo rehetra manam-pikasana hamonjy ravinala 159, eto amin'ny Faritany Vakinankaratra Antsirabe, ka tsy mbola manana certificat Fanomanana sy Fananterana avy amin'ny Nasionaly dia mba manao fangatahana alohan'ny Alarobia 10 Juin 2026 amin'ny 12 ora atoandro, ao amin'ny Filoha Sisi na antsoy ny 0341815213.
🙏🏻Mankasitraka e

💛💛Miarahaba Antsika rehetra Lasy Fankalazana an'Andriamanitra noho ny Faha 90 Taona Sampana Mavo. 👉🏻Toy izao ary ny andi...
01/06/2026

💛💛Miarahaba Antsika rehetra
Lasy Fankalazana an'Andriamanitra noho ny Faha 90 Taona Sampana Mavo.
👉🏻Toy izao ary ny andinindininy:
📆6-7 Jona 2026
📍Sahan'ny Soa
🕗 Fahatongavana 08:00 Maraina eo amin'ny FLM Antanety.

Zavatra entina:
🎟️Fidirana :beazina 1.500 ar, mpiandraikitra 3.000 ar
🍜Loka iraisana sabotsy haricots vert sy totokena
🏕️Tente, charbon no ampiasaina
🎭Déguisement dessin animé
Short mainty sy tee-shirt mavo MP sy beazina
Kojan dasy
Baiboly sy fihirana
Akanjo mafana,

Koa manantena ny fahatongavan'ise ry Loup

Mentionnéo ao amin'ny Commentaires
Ireo Mpiandraikitra tokony hitondra ireo Beazina
Ireo Ray aman-dreny tokony ahita izany

🌺« Mitafy hery sy voninahitra izy; ary mitsiky ny amin’ny andro ho avy…Mitsangana ny zanany ka manao azy hoe sambatra; a...
31/05/2026

🌺« Mitafy hery sy voninahitra izy; ary mitsiky ny amin’ny andro ho avy…Mitsangana ny zanany ka manao azy hoe sambatra; ary ny vadiny koa midera azy »

- Ohabolana 31:25-28

🌸Mirary fety sambatra ho an’ny renim-pianakaviana rehetra!
Ho ambinin-java-manasatra ise ❤️

🕊️Tsara ariva daholo oNahafinaritra ve ny fitsangatsanganana tany ry se.. 👏🏻Andao isika iarahaba ireto namantsika ireto ...
25/05/2026

🕊️Tsara ariva daholo o
Nahafinaritra ve ny fitsangatsanganana tany ry se..

👏🏻Andao isika iarahaba ireto namantsika ireto tamin'ny Dingana izay vitan'ny zareo,
👉🏻Ho an'ise Mpiandraikitra tohizo hatrany ny ofana,
👉🏻Ho an'ise Beazina indray Andro any, MBA irio ny toy izao.

Address

Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Vakinankaratra Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tily Vakinankaratra Antsirabe:

Share