Fatana ADES tena mitsitsy

Fatana ADES tena mitsitsy Revendeur agréé Fatana mitsitsy ADES

🌳🌳🌳 FANTATRAO VE FA REHEFA MANJIFA FATANA ADES IRAY IANAO DIA MANDRAY ANJARA @ FAMBOLENA ZANAKAZO ROA IHANY KOA ? 🌳🌳🌳   ...
18/02/2026

🌳🌳🌳 FANTATRAO VE FA REHEFA MANJIFA FATANA ADES IRAY IANAO DIA MANDRAY ANJARA @ FAMBOLENA ZANAKAZO ROA IHANY KOA ? 🌳🌳🌳

Finaritra e !Efa tonga ny fatana ADES tena mitsitsy fa tongava daholo  ary e! 😎😎
27/01/2026

Finaritra e !
Efa tonga ny fatana ADES tena mitsitsy fa tongava daholo ary e! 😎😎

01/01/2026

Arahabaina nahatratra ny taona 2026 tompoko !!!

Mirary fahasalamana sy izay irinao rehetra 🙏

🌲🌲𝑴𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐 𝒇𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒋𝒊𝒇𝒂 Fatana ADES tena mitsitsy 𝒕𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒕@ 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 2025 𝒊𝒕𝒚 ...
24/12/2025

🌲🌲𝑴𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐 𝒇𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒋𝒊𝒇𝒂 Fatana ADES tena mitsitsy 𝒕𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒕@ 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 2025 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒌𝒐🌲🌲

𝑴𝑰𝑹𝑨𝑹𝒀 𝑲𝑹𝑰𝑺𝑴𝑨𝑺𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑨𝑳𝑰𝑨𝑵𝑨 𝑺𝒀 𝑻𝑨𝑶𝑵𝑨 𝒁𝑰𝑵𝑨 𝒔𝒂𝒉𝒂𝒅𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 !!!

Samy ho tahiana daholo tompoko 🙏🙏

______
📍Amin'ny volana janoary indray ny arrivage manaraka

🔴Araraoty ity PROMO 20.000Ar ity fa mbola misy kely ny stock-tsika an !!!
22/12/2025

🔴Araraoty ity PROMO 20.000Ar ity fa mbola misy kely ny stock-tsika an !!!

𝐀𝐑𝐀𝐑𝐀𝐎𝐓𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀 𝐈𝐓𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎 𝐅𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 @𝐈𝐓𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐈𝐓𝐘 !!!

🎁𝐏𝐫𝐢𝐱 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐍𝐨𝐞̈𝐥 - 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 𝐧𝐲 Fatana ADES tena mitsitsy🎁


__________
📌Tolotra manankery mandrapaha-tapitry ny stock
Sady tsy dia maro izy ato fa vonjivonjeo ary tompoko !

📌Janvier indray vao misy arrivage manaraka

17/12/2025

Hoantsika mpanjifa Fatana ADES tena mitsitsy, tehirizo tsara ny facture fa ilaina foana rehefa hanolo karakara na garantie...
MIRARY SOA DAHOLO !!!

𝐀𝐑𝐀𝐑𝐀𝐎𝐓𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀 𝐈𝐓𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎 𝐅𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 @𝐈𝐓𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐈𝐓𝐘 !!!🎁𝐏𝐫𝐢𝐱 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐍𝐨𝐞̈𝐥 - 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 𝐧𝐲 Fatana ADES tena mitsitsy🎁     ...
09/12/2025

𝐀𝐑𝐀𝐑𝐀𝐎𝐓𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀 𝐈𝐓𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎 𝐅𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 @𝐈𝐓𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐈𝐓𝐘 !!!

🎁𝐏𝐫𝐢𝐱 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐍𝐨𝐞̈𝐥 - 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 𝐧𝐲 Fatana ADES tena mitsitsy🎁


__________
📌Tolotra manankery mandrapaha-tapitry ny stock
Sady tsy dia maro izy ato fa vonjivonjeo ary tompoko !

📌Janvier indray vao misy arrivage manaraka

Mahafinaritra mihitsy i cheffe ity 💚
09/12/2025

Mahafinaritra mihitsy i cheffe ity 💚

Akory tsara hoe .... 😅

21/11/2025

BLACK NOVEMBER

Satria tianay be ianareo dia tohizantsika hatr@ 29 novambra ny PROMO Fatana ADES tena mitsitsy 20.000Ar 🔥🔥

Address

Antsirabe

Telephone

+261386151892

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fatana ADES tena mitsitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share