La Terrasse de Tiaina

Call Directions Contact the organization

La Terrasse de Tiaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Terrasse de Tiaina, Antsirabe.

Mbola mangatsitsiaka foana ny hariva aManinona raha asina soupe spéciale 10 000 ar Ety amin'ny rond point vélodrome foan...
12/10/2026

Mbola mangatsitsiaka foana ny hariva a
Maninona raha asina soupe spéciale 10 000 ar
Ety amin'ny rond point vélodrome foana isika a
terrasse de Tiaina

nem viande 500 ar 😍😍
26/09/2026

nem viande 500 ar 😍😍

Efa nanandrana fromage pané tato amin'ny  terrasse de Tiaina v ianareo?   😍😍
24/08/2026

Efa nanandrana fromage pané tato amin'ny terrasse de Tiaina v ianareo?

😍😍

Satria fête des mères dia nahazo mine sao tsara Kely ny admin 🥰😍😍Mirary soa ho an'ny reny rehetra amin'izao fety izaoBis...
31/05/2026

Satria fête des mères dia nahazo mine sao tsara Kely ny admin 🥰😍😍
Mirary soa ho an'ny reny rehetra amin'izao fety izao
Bisous be daholo 😘😘😘

20/05/2026

Noana nefa tsy te hivoaka ? ?La Terrasse de Tiaina no mitondra ny tsiro eny aminao 🍽️
Livraison rapide autour d’Antsirabe 🚚
💵 Frais de livraison :
• Centre-ville : 2 000 Ar
• Lavidavitra : à partir de 3 000 Ar
📞 Réservation & commande : 0332346308
:0389910345

📩 MP ouvert isan’andro
LA TERRASSE DE TIAINA
Sakafo tsara • Service tsara • Livraison rapide

Soupe van tan mine PM 5 000 ar 😉😉
06/05/2026

Soupe van tan mine PM 5 000 ar 😉😉

Fifaliana foana, voky tsara foana ao amin'ny la terrasse de Tiaina 😍😍 Joyeux Non anniversaire 😘🤭 Ianareo koa raha hanao ...
29/04/2026

Fifaliana foana, voky tsara foana ao amin'ny la terrasse de Tiaina 😍😍
Joyeux Non anniversaire 😘🤭
Ianareo koa raha hanao goûter d'anniversaire ou non anniversaire

Tsy oe nanadino fa mitady recette dragon 🤣🤣 Ka inona no mety , mine sao dragon sa pizza sa nem 🤣🤣
15/04/2026

Tsy oe nanadino fa mitady recette dragon 🤣🤣
Ka inona no mety , mine sao dragon sa pizza sa nem 🤣🤣

Ande itsangatsangana ?? 🚲🛵🏍️🚙🚗🛻 Kamo ahandro sakafo?? 🙈🙈Tongava aty amin'ny La Terrasse de Tiaina ety amin'ny rond point...
06/04/2026

Ande itsangatsangana ?? 🚲🛵🏍️🚙🚗🛻
Kamo ahandro sakafo?? 🙈🙈
Tongava aty amin'ny La Terrasse de Tiaina ety amin'ny rond point vélodrome d riz cantonais no entina e 😍😍😍😍😍

Prix riz cantonais à partir de 3000 ar

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261340552960

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Terrasse de Tiaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to La Terrasse de Tiaina:

Shortcuts

Share