Grandir à Antsirabe

Grandir à Antsirabe Grandir à Antsirabe accompagne des enfants et des jeunes en situation de vulnérabilité à Antsirabe à travers des projets éducatifs, sociaux et solidaires.

Nous recherchons des partenaires, mécènes et soutiens financiers pour développer notre impact. Grandir à Antsirabe dia fikambanana malagasy miorina sy miasa eto Antsirabe. Miahy sy mandray an-tanana ireo ankizy miaina sy mirenireny ary matory eny an-dalambe...

03/08/2026

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐬𝐚-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐨𝐟𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲. ✨🤩

Ity "vidéo" ity no isan'ny manaporofo fa tena mahavita zavatra ny ankizy rehefa omena azy ny fahafahana manao izany. 💪❤️
_________________________
Concentrés. Appliqués. ✨
Voilà à quoi ressemblent les enfants durant l’atelier vannerie à l’association. Ici ils nous présentent les petits sacs, trousses et sous-vases qu’ils ont eux-mêmes créés avec l’aide de l’éducatrice.

C’est l’un de ces moments où ils se sentent capables. Et fiers de ce qu’ils avaient fait de leurs mains. Donc gagner plus de confiance en eux-mêmes. 🤗

Comment les soutenir ?
📞: +261 34 39 280 84
📩 : [email protected]
📍Ampatana Antsirabe

Tsy te hianatra hono ny ankizy monina an-dalam-be…Tsia, tsy nomena safidy fotsiny izy. Ianao indray aza no gaga mahita a...
28/07/2026

Tsy te hianatra hono ny ankizy monina an-dalam-be…
Tsia, tsy nomena safidy fotsiny izy.

Ianao indray aza no gaga mahita azy mifantoka, faly, ary tena manao amin’ny fony rehefa omena sehatra hianarana izy.

Zony rahateo izany. Zony ny mahalala hoe afaka manovo fahalalana sy mihoitra amin’ny fiainana izy.

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢-𝐝𝐢𝐬𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 ?

____________
Grandir à Antsirabe protège et accompagne les enfants vulnérables d'Antsirabe.
𝐏𝐨𝐮𝐫 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐞𝐧𝐢𝐫 :
📞 : +261 34 39 280 84
📨 : [email protected]
Ampatana Antsirabe

𝐀𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐁𝐄𝐏𝐂 𝐢 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐨 ! 🥳Izy ilay nangatahantsika fankaherezana teto 10 andro lasa. Somary nitaintaina kely satria dingana ...
16/07/2026

𝐀𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐁𝐄𝐏𝐂 𝐢 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐨 ! 🥳

Izy ilay nangatahantsika fankaherezana teto 10 andro lasa.

Somary nitaintaina kely satria dingana lehibe tokoa io ho azy.

Notoloranay fitaovana, kiraro ary sokolà izy entiny miatrika fanadinana.

Ary teo foana ny mamany nandritra izany, nikarakara azy.
Ka dia nody ventiny ny rano nantsakaina e!

Misaotra antsika nankahery fa dia afa-panadinana soa aman-tsara ity ankizy tohananay ato amin’ny Accompagnement Social ity.

Misaotra ny mpanabe sy ny ray aman-dreny amin’ny fifanohanana.

Ary miarahaba azy nahatafita izao dingana izao fa dia tena faly sy mirehareha izahay! 🤩💪

Ho tonga amin’ny tanjona iriana e ❤️
Manara-dia azy eny araka izay vita foana izahay.
___
Miaro est le seul à avoir passé l’examen cette année chez nous, et il l’a réussi ! 🥳

Un grand merci aux éducateurs et aux parents pour leur soutien. Nous avons là la preuve qu’un enfant, peu importe son passé, peut réussir s’il est bien entouré et soutenu. 💪

Et ce n’est pas fini. Nous continuons l’accompagnement pour l’aider à aller encore plus loin…

09/07/2026

Stella n’avait que 10 ans quand elle mendiait dans la rue pour survivre. 😔
Elle rêvait d’aller à l’école et d’avoir un foyer, comme tous les enfants de son âge.

C’est à ce moment-là que nous l’avons rencontrée.
Timide et toute petite, elle a d’abord été accueillie au CHT.
Et rapidement, elle a exprimé son désir d’aller à l’école.

Nous avons retrouvé sa famille à Fianarantsoa. Face à une situation familiale instable, nous l’avons réinsérée chez sa tante et l’avons alors inscrite à l’école.

Tout ce processus a duré 12 mois.
Elle a pu intégrer la classe de 12ème et passe maintenant en 11è. ✨
Ses matières préférées ? Le calcul et la récitation. 🤩

Aujourd’hui, son sourire est revenu, accompagné d’une meilleure confiance en elle. 🥰💪

🥺 Mais une nouvelle difficulté est apparue : sa mère l’appelle régulièrement et sa tante risque de ne plus pouvoir l’héberger.

Stella se sent perdue, tiraillée entre l’envie de retrouver sa maman et la peur de perdre l’école.

Pour ne pas perdre tout le chemin parcouru, nous avons besoin de votre soutien. 🙏
Un parrainage scolaire ou une aide pour la prochaine rentrée pourrait tout changer pour Stella. 🥹

Si cette histoire vous touche, contactez-nous. Trouvons une solution ensemble.
___________________________________
🇲🇬 Roa taona izay no nahalalanay an'i Stella. Tao anatin'izay izy no no afaka naverina an-tsekoly, rehefa avy teny amin'ny lalana.
Ankizy kely sariaka, mazoto ary tia mianatra izy.

Saingy sembanin-drahona ankehitriny noho ny falahelovany ny reniny izay any Fianarantsoa.
Ny fianakaviana mitaiza azy rahateo efa miha sahirana amin'ny fandraisana azy.
Ny fiverenany any amin'ny reniny anefa dia midika fanajanonana ny fianarany.

Ndao ampiana izy...raha misy azontsika atao 🙏🙏

📞: +261 34 39 280 84
📩 : [email protected]
📍 Ampatana Antsirabe

Manana ankizy manala fanadinana BEPC izahay ato amin'ny Accompagnement social (AS) mandritra ity erinandro ity.Ndao isik...
06/07/2026

Manana ankizy manala fanadinana BEPC izahay ato amin'ny Accompagnement social (AS) mandritra ity erinandro ity.

Ndao isika mba hirary soa azy 💪💪

Miaro est l'un de nos bénéficiaires de l'AS et on lui souhaite bon courage pour l'examen (BEPC) qu'il va passer cette semaine. 🤗✨️

Isan’ny nanamarika anay tamin’iny volana Jona iny ny fandraisana anjara tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena. 🥳🇲🇬Nilah...
02/07/2026

Isan’ny nanamarika anay tamin’iny volana Jona iny ny fandraisana anjara tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena. 🥳🇲🇬

Nilahatra avokoa ny ankizy sy ny tanora ato aminay, narahin’ny mpiasa ato amin’ny fikambanana sy ao amin’ny RencontreavecDago. Niara-nanandratra avo ny maha-malagasy. 🥰❤️❤️‍🔥

Dia mirary Jolay finaritra e!
Mandrosoa hasina daholo. 🤗

📸 Petit retour sur un moment marquant du mois de juin : le défilé auquel nous avons participé lors de la fête de l’indépendance malgache! 🇲🇬

Enfants du CHT, jeunes de l’AS, personnels de l’Association et de l’agence de voyage… Nous étions tous là, fiers, malgré le froid ! 🤗💪

Oscape Antsirabe 🙏

30/06/2026

Mipaika ny amin’ny 5ora dia efa manomboka tonga ato aminay ny ankizy. Hafaliana izao! 🥹🥰

Tsy misy hialofany any ivelany any, fa ato kosa izy afaka misakafo sy matory ny alina.

👉 Aza misalasala mifandray aminay raha misy tianao hanampiana azy ireo.
_______________________
C’est l’un de ces moments simples qui montre que le Centre d’Hébergement Temporaire (CHT) est devenu un “chez-soi”, un repère pour beaucoup d’enfants en situation de rue à Antsirabe.

Contactez-nous si vous voulez les soutenir. 🤗
📞: +261 34 39 280 84
📩 : [email protected]
📍 Ampatana Antsirabe

66 taona…Hanamafisana ny fahaleovantena. 🇲🇬Tsaroantsika androany ny faniriana hanorina ho avy tsara kokoa ho an'ny taran...
26/06/2026

66 taona…
Hanamafisana ny fahaleovantena. 🇲🇬

Tsaroantsika androany ny faniriana hanorina ho avy tsara kokoa ho an'ny taranaka sy ny ho avy. ✊️

Ka ndao ary hifanohana, ho an’ireto ho avin’ny firenena.

Mirary asaramanitra sambatra ô 🥳❤️
© Jona 2026

Mangitsy ny androo 🥶Soa fa misy ireny akanjo nomenareo tamin’ny “collecte de dons” ireny, afaka omenay ny ankizy amin’iz...
24/06/2026

Mangitsy ny androo 🥶

Soa fa misy ireny akanjo nomenareo tamin’ny “collecte de dons” ireny, afaka omenay ny ankizy amin’izao ririnina izao.

👉 Sary vitsivitsy maneho ny ankizy tonga maka ny anjarany. Izay efa voatokana araka ny taonany sy ny habeny avy.

Misaotra antsika hatrany amin’ny fifanohanana ô! 🥰
_______________________
Le froid s’installe…

Pile au moment où nos jeunes de l’Accompagnement Social passent récupérer leurs nouveaux habits chez Zoky Adrau.

Grâce à la générosité de ceux qui ont contribué à notre collecte de dons, nous avons pu leur offrir des vêtements adaptés.

Merci encore à tous ceux qui ont participé. ❤️

Vous voulez nous soutenir ?
Contactez-nous !
📞: +261 34 39 280 84
📩 : [email protected]

Faly izahay fa nandray anjara indray tamin’ny fankalazana ny 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔. 🥳🔥📸 Araho an-tsary ary ny niainan’ny ...
18/06/2026

Faly izahay fa nandray anjara indray tamin’ny fankalazana ny 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔. 🥳🔥

📸 Araho an-tsary ary ny niainan’ny ankizy ato amin’ny CHT Grandir à Antsirabe ireo roa andro ireo.

Misaotra ny mpikarakara sy ny mpisehatra amin’ny fiarovana ny ankizy. 🙏

Mila antsika ny ankizy; indrindra ny marefo, ka ndao hiara-hientana hatrany. ✊💛
Tsy amin’izao volana izao ihany…
_______________
Célébration du Mois de l’Enfance 2026 ! 🎉

Nous avons participé à la célébration nationale qui s’est déroulée à Antsirabe le vendredi et samedi derniers.

Que de bons souvenirs ! 🤩
Vous verrez dans la série de photos les activités menées durant ces deux jours.

👉 Les enfants du CHT ont joué avec les autres enfants et participé à l’atelier de concertation, tandis que les acteurs de la protection de l’enfance assistaient à un atelier au centre FOFAJA.

👉 Nous avons aussi animé le carnaval, en montrant que les enfants des rues, souvent stigmatisés, ont eux aussi des rêves. 🥹
Ils existent et doivent bénéficier de tous leurs droits.

Sur notre stand, nous avons présenté nos activités d’accompagnement des enfants et jeunes vulnérables.

Merci à la DRPS Vakinankaratra et à tous les acteurs nationaux et régionaux pour ce moment. ❤️
Merciii! RPE Sahaza, Asmae Madagascar 🙏🥰

Address

Lot 0310 A 28 Ampatana
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grandir à Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share