Mizara soa -fitahiana hoanao

Mizara soa -fitahiana hoanao ✍️Tsy misy natao hahantra mandrakizay zany oa ny olona!Tsy maintsy ho tafita ianao io👉 !

Fa mila miasa tsara , miasa mafy , fadio ny haratsiam-panahy !💪💪🙏🙏!
🔥🔥Mamiràtà amin'ny soa ee!🔥🔥

🔥🔥 Lundi  ! On démarre la semaine avec succès ! 🚀🚀💪💪! 🔥🔥📍...Nouvelle semaine... Nouvelles opportunités ! N'attends pas, ...
08/12/2025

🔥🔥 Lundi ! On démarre la semaine avec succès ! 🚀🚀💪💪! 🔥🔥

📍...Nouvelle semaine... Nouvelles opportunités ! N'attends pas, avance ✊✊! Chaque jour est un cadeau, 🎁🎁 et à chaque pas que tu fais, une bénédiction t'attend ! ❤️❤️

👉Souviens-toi ! Le bien que l'on partage est une bénédiction qui nous accompagne.👌👌 Commençons dès aujourd'hui à diffuser la joie, l'encouragement et la réussite !😊😊

📍 "Le désir de réussir qui est en toi est la seule force motrice dont tu as besoin pour obtenir tout ce que tu veux." 👌👌

📍 Toute l'équipe de " Mizara Soa " te souhaite une semaine pleine de force, de plaisir et de beaux résultats ! 🙏🙏

➡️ Question pour toi ! Quel est le pas le plus important que tu as prévu de faire cette semaine pour te rapprocher de ton objectif ? Partage en commentaire ! 👇!

✨✨Bonne semaine à vous 🙇🙇 !

✨✨Donner, c'est recevoir ! 🎁✊💖 📍Chaque jour nous offre une chance de "Mizara soa" (Partager le bien), que ce soit par un...
07/12/2025

✨✨Donner, c'est recevoir ! 🎁✊💖

📍Chaque jour nous offre une chance de "Mizara soa" (Partager le bien), que ce soit par un mot d'encouragement , une aide discrète, ou le partage d'une compétence.👌👌

➡️ Quel bien avez-vous partagé cette semaine qui vous a rendu plus riche ??? Au ⌨️ 👇!

👉Rappelez-vous :"Le sage sait que plus il donne aux autres, plus il possède." La véritable abondance vient du cœur ! ❤️❤️



📍Je veux partager avec vous cette photo de groupe qui montre la bienveillance et l'esprit communautaire . ✊✊💪💪!

✨✨Bon Dimanche à vous 🙏🙏 !

Isan- taona toy izao ! Volana mamarana taona ! Hoavy ny fety ! Mangotika ny foko !  Any hoany misy tsy misakafo isan'and...
02/12/2025

Isan- taona toy izao ! Volana mamarana taona ! Hoavy ny fety ! Mangotika ny foko ! Any hoany misy tsy misakafo isan'andro ! Matory hotsakin'ny orana ! 😭😭💔💔! Indrindrandrindra moa zany fety zany tsy misy hoazy ireo ! Maniry mafy hoanareo aho mba hahazo ny anjara masoandronareo ianareo @ ity taona ity ! 🙇🙇!

Fanalahidin'ny fahombiazana maharitra 👌👌
30/11/2025

Fanalahidin'ny fahombiazana maharitra 👌👌

✅ "Tsy misy natao HAHANTRA mandrakizay zany eto amin'ity tany ity ! Koa aza kivikivy zany !💪💪! Mifohaza ! Mandrosoa ! 🏃🏃...
23/08/2025

✅ "Tsy misy natao HAHANTRA mandrakizay zany eto amin'ity tany ity ! Koa aza kivikivy zany !💪💪! Mifohaza ! Mandrosoa ! 🏃🏃

✅ Harem-pahasoavana maro no efa nomen'Ilay Mpahary tsodrano nampisiany teto ambonin'ny tany ary hanjakantsika ny zavaboahary rehetra ka ampiasao fa miara miasa mahasoa ireo ! 👍👍!

✅ Samy mbola hahazo anjara tandrify azy io , fa ny fotoana voatondro no samy manana ny azy , mbola hoavy ny anao io . Mbola hamiratra ianao indray andro any ✊✊.

✅ Fa miasà mafy , miasà tsara ! Manaova ny tsara hatrany !! Meteza ho olona MAHATOKY ! Aza fenoina fankahalana ny fonao fa hitosatosaka aminao ny fitahiana ! 🫶

♨️♨️ Mamiràta amin'ny soa ee 👌👌 !

Address

Mahazoarivo
Antsirabe Afovoany

Telephone

+261340946640

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara soa -fitahiana hoanao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mizara soa -fitahiana hoanao:

Share