Ménafify 58 ème - Filéovana Ambohibao Mijoro

Ménafify 58 ème - Filéovana Ambohibao Mijoro Fampahafatarana ireo tetik'asan'ny filéovana Ambohibao Mijoro.

19/07/2025

Save the date🎉. Sady mihinana vary be menaka no mijery hira gasy🥘


#
#

06/06/2025
Andao hiaraka aminay 🥳🤩Sabotsy 8 martsa📅 Epp Ambohibao Antehiroka 🏤
03/03/2025

Andao hiaraka aminay 🥳🤩

Sabotsy 8 martsa📅
Epp Ambohibao Antehiroka 🏤

🟡🔴🟢🟠🟣FOARAN-DALAO SKOTO 🟡🔴🟢🟠🟣
'Ndao hiaraka aminay hianoka fiainana skoto hanombohana ny fankalazàna ny JOBILY faha 50 Taonan'ny Mpanazava sy Tily Fiv. faha 58 !!!

👉Hampiainana an'ise LALAO LEHIBE, JEU VIDEO, LALAO MALAGASY isan-karazany sahaza hoan'ny taona rehetra ;)
👉Hihaonana amin'ireo rehetra zay efa nandalo skoto tato amin'ny fivondronana sy tanora maro samihafa ihany koa :)
👉Hiarahana mifaly amin'ny fiainana ankalamanjàna sy hira nahafantaràna ny fiainana skoto !!!
👉Hisy varotra sakafo koa 🧀🍟🥗🍝

Sabotsy 08 Martsa 2025
Toerana: EPP Ambohibao Antehiroka
Manomboka amin'ny 08 ora maraina

Entano ny namana sy fianakaviana entina hanohanana ny asa fanabeazana ny tanora eto anivon'ny Sampana Mpanazava sy Tily Fivondronana faha 58 !!!

Am-pitiavana be

📅Alahady 02 martsa 2025⛪FJkm Ambohibao Antehiroka ⌚@ 2:30
25/02/2025

📅Alahady 02 martsa 2025
⛪FJkm Ambohibao Antehiroka
⌚@ 2:30

Ho fitondràna am-bavaka ny asa miandry mandritry ny JOBILY faha 50 Taona ny Mpanazava sy Tily eto anivon'ny fivondronana faha 58 - Tsirin'afo dia antsoina ise beazina, mpiandraikitra, komitim-pivondronana, ray aman-dreny, mpanohana ary ireo skoto tranainy sy isika rehetra mpianakavin'ny finoana ho tonga hifanotrona ny

📆ALAHADY 02 MARTSA 2025
🕒02ora sasany hariva
⛪️FJKM Ambohibao Antehiroka

Hisy famelabelaran-kevitra miaraka amin'ny Ramatoa VALIHA NIVONTSOA Nofy Arivony Mpampianatra mpanabe .

"Moa tsy mahazo manao izay tiako hatao amin'ny ahy va aho ?"
(Mat 20: 15)

Manantena an'ise :)

Tsy oe adino nareo fa be kenokenona Kely😭🤣. Tetik'asa vaovao no vokatra 😁.Azo jifaina rahampitso ao  ambohibao antehirok...
16/11/2024

Tsy oe adino nareo fa be kenokenona Kely😭🤣.

Tetik'asa vaovao no vokatra 😁.

Azo jifaina rahampitso ao ambohibao antehiroka rahampitso 17 novembre 2024😁.



@ sabotsy 31 Aogositra no fotoanantsika 🔥🔥
26/08/2024

@ sabotsy 31 Aogositra no fotoanantsika 🔥🔥

🟡🔴FANANGANANA KOMITY FAHA 50 TAONA TILY SY MPANAZAVA FIVONDRONANA FAHA 58🟡🔴

👉Efa Mpanazava na Tily teto amin'ny fivondronana 58e FJKM Ambohibao Antehiroka ve ise ?
👉 Beazina na Mpiandraikitra na efa Filoha sy Komitim-pivondronana na mpanohana sy raiamandreny mahafatra-po ihany koa ?
👉 Mpanazava na Tily tranainy ihany koa?

Ho antsika rehetra ity antso ity!!!

Tongava ao amin'ny FJKM Ambohibao Antehiroka ny Sabotsy 31 Aogositra 2024 amin'ny 02 ora sy sasany fa hanangana ny KOMITY ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny JOBILY faha 50 Taona ny Tily sy Mpanazava isika.

samia mifanentana ary 😊🫡

⛺🌳🏕️
14/08/2024

⛺🌳🏕️

Tily andeha hilasy ka velon-kira fa hilalao 🤗⛺
11/08/2024

Tily andeha hilasy ka velon-kira fa hilalao 🤗⛺



Efa vonona daholo vé? 😁. J-1 isika Zao😉⌛
31/07/2024

Efa vonona daholo vé? 😁.

J-1 isika Zao😉⌛


Ankaherezintsika sy entintsika am-bavaka ireo mpilasy rehetra mbola eny an-dalana mamonjy ny toeram-pilasiana amin'izao fotoana izao, ireo efa tonga any an-dasy, ireo mbola hanainga rahampitso sy ny ho avy 🙏

"Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy." Salamo 121: 7

Ny skoto any aminareo koa ve rehefa miaraka mipetraka ao ampiangonana dia tsy manaiky fa tsy maintsy maka sary foana 🤣🤣
25/07/2024

Ny skoto any aminareo koa ve rehefa miaraka mipetraka ao ampiangonana dia tsy manaiky fa tsy maintsy maka sary foana 🤣🤣

Address

Ambohibao
Antehiroka
105

Telephone

+261346551901

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ménafify 58 ème - Filéovana Ambohibao Mijoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ménafify 58 ème - Filéovana Ambohibao Mijoro:

Share