Tampikri Madagascar

Tampikri Madagascar Voir-Juger-Agir

๐”ฝ๐•’๐•ž๐•’๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ฅ๐•’๐• ๐•ž-๐•ก๐•š๐•œ๐•’๐•ฅ๐•ฃ๐• ๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐”ป๐•š๐• ๐•ค๐•–๐•ซ๐•ช ๐•‹๐• ๐•’๐•ž๐•’๐•ค๐•š๐•Ÿ๐•’                                 ๐Ÿ’›๐Ÿ’›๐Ÿ’™๐Ÿ’™Nakatona tamin'ny fomba ofisialy, tami...
19/08/2026

๐”ฝ๐•’๐•ž๐•’๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ฅ๐•’๐• ๐•ž-๐•ก๐•š๐•œ๐•’๐•ฅ๐•ฃ๐• ๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐”ป๐•š๐• ๐•ค๐•–๐•ซ๐•ช ๐•‹๐• ๐•’๐•ž๐•’๐•ค๐•š๐•Ÿ๐•’
๐Ÿ’›๐Ÿ’›๐Ÿ’™๐Ÿ’™
Nakatona tamin'ny fomba ofisialy, tamin'ny alalan'ny Sorona Masina, ny taom-pikatrohana 2025-2026 ho an'ny TAMPIKRI Diosezy Toamasina.

โ›ชNankalazana tao amin'ny Paroasy Sainte Thรฉrรจse de l'enfant Jรฉsus Foulpointe
๐Ÿ™Teo ihany koa fankalazana Olomasina Md Ignace de Loyola izay mpiaro an'ny TAMPIKRI ao Foulpointe

โœจAminโ€™izao famaranana ny Taom-pikatrohana 2025โ€“2026 izao dia mirary soa sy fahombiazana amin'izay rehetra ataotsika, ary enga anie hitombo hitombo hatrany ny fitiavantsika ity Fikambanana mamintsika ity. โค๏ธ

โœจ ๐‰๐„๐‚๐” ๐ƒ๐ˆ๐Ž๐’๐„๐™๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐‰๐€๐๐†๐€โœจNy JECU, na Vondrona Oniversitera, dia laharana faha-efatra aminโ€™ireo vondrona mandrafitra ny T...
08/08/2026

โœจ ๐‰๐„๐‚๐” ๐ƒ๐ˆ๐Ž๐’๐„๐™๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐‰๐€๐๐†๐€โœจ
Ny JECU, na Vondrona Oniversitera, dia laharana faha-efatra aminโ€™ireo vondrona mandrafitra ny TAMPIKRI, izay ivondronan'ireo Tanora MPIanatra KRIstianina eny amin'ny anjery manontolo
๐Ÿ“– Raha ny JECU Mahajanga manokana dia:
Tamin'ny ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿต๐Ÿฑ no niorenan'ny JECU, ka feno 31 taona izao ny JECU Mahajanga ๐Ÿฅฐ
๐Ÿšจ Tsara mahirina fa tsy fantatra mazava dia daty niorenany. Noho izany, Ny 24 ๐‘ฑ๐’๐’๐’‚๐’š no daty nosafidiana ho ankalazaina isan-taona ๐Ÿ™
๐Ÿ—“๏ธ Ary noho ny fandaminana dia ny Alahady 02 Aogositra 2026 lasa teo no nanatanterahana ny fankalazana ny faha-31 taonany ๐ŸŽŠโค๏ธ

๐ŸŽŠ31 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™…๐™€๐˜พ๐™ ๐™ˆ๐™–๐™๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐ŸŽŠ
๐ŸŽ‰Mirary soa be dia be ee๐ŸŽŠ

๐—˜๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—–๐—ฎ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น ๐Ÿฅนโค๏ธMbรถla tsara ee....Rehefa Zaikabe Nasionaly dia samy lasa mannequin daholo e! ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜Ny sasany nanao fitafy...
06/08/2026

๐—˜๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—–๐—ฎ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น ๐Ÿฅนโค๏ธ
Mbรถla tsara ee....Rehefa Zaikabe Nasionaly dia samy lasa mannequin daholo e! ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜
Ny sasany nanao fitafy :
๐Ÿ‘‰Miss et Mister
๐Ÿ‘‰Isam-paritra nanehoana ny kolontsaina
๐Ÿ‘‰Pretra sy relijiozy
๐Ÿ‘‰Ary ny sasany kosa nanao fitafy mamorona
โœ…Fa isaky ny Zaikabe Nasionaly dia iray amin'ireo fotoana tena andrasana ny carnaval
โœ…Fotoana hanehoana maha-TAMPIKRI antsika, hakanton'ny fitafy, dihy, hafaliana โœจ

Inona moa ilay hira nalaza be nandritry ny Zaikabe indrindra tamin'ny carnaval iny ๐Ÿ˜

๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐˜†๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ’™Mbรถla tsara ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™†๐™๐™„ jiaby ee๐Ÿ’›Tamin'ny volana Aogositra tahaka izao moa isika ilay tany Ambanja in...
05/08/2026

๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐˜†๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜
๐Ÿ’™Mbรถla tsara ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™†๐™๐™„ jiaby ee๐Ÿ’›
Tamin'ny volana Aogositra tahaka izao moa isika ilay tany Ambanja iny oo ? ๐Ÿค”โ˜บ๏ธ
๐Ÿ™Fotoana iray nihaonan'ny TAMPIKRI rehetra, niarahana nifaly, nivavaka
๐Ÿ“ŒAndao ary hiara-hizara ireo fahatsiarovana nandritry ny Zaikabe izay nototosaina tany amin'ny Diosezin'i Ambanja
๐Ÿ“ธSary nandritry lamesa fanokafana ny Zaikabe Nasionaly

16/07/2026

๐…๐€๐๐ƒ๐€๐‹๐Ž๐•๐€๐'๐๐˜ "๐‘๐„๐‹๐ˆ๐๐”๐„" ๐€๐'๐ˆ ๐Œ๐ƒ ๐…๐‘๐€๐๐‚ฬง๐Ž๐ˆ๐’ ๐ƒ'๐€๐’๐’๐ˆ๐’๐„
๐Ÿ“ŒAnentanana antsika rehetra izay anaty tambazotra Rรฉseau Laudato Si' Movement Madagascar mba ho avy hanotrona ity fandalovan'i " Reliques" an'ny Md Franรงois d'Assise eny amin'ny Cathรฉdrale Andohalo ity ny 20 Jolay 2026 ho avy izao.
Izany dia tarihin'i Mgr Jean De Dieu RAOLEISON
Mifampilazร 

๐“๐€.๐Œ๐๐ˆ.๐Š๐‘๐ˆ๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐‹๐ˆ๐“๐ˆ๐Š๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€ (Janoary 2003)๐Ÿ“ŒNahavitร  be ireo zokintsika fahiny ary nandray ...
07/07/2026

๐“๐€.๐Œ๐๐ˆ.๐Š๐‘๐ˆ
๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐‹๐ˆ๐“๐ˆ๐Š๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€ (Janoary 2003)
๐Ÿ“ŒNahavitร  be ireo zokintsika fahiny ary nandray anjara amin'ny firotsahana amin'ny raharaham-pirenena.
Ilaina ny fandihana ny sy fandraisana anjara amin'ny raharaham-pirenena

Mirary soa ny mpiatrika BEPC rehetra eran'ny Madagasikara hahita fahombiazana โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™
06/07/2026

Mirary soa ny mpiatrika BEPC rehetra eran'ny Madagasikara hahita fahombiazana โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™

๐“๐€.๐Œ๐๐ˆ.๐Š๐‘๐ˆ ๐€๐Š๐€๐Œ๐€๐’๐Ž๐€ (๐ƒ๐ˆ๐Ž๐’๐„๐™๐˜ ๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐•๐Ž)๐Ÿ“ŒTontosa ny Alahady lasa teo ny fandrosoana amin'ny laharan'ny dingana voaloha...
02/07/2026

๐“๐€.๐Œ๐๐ˆ.๐Š๐‘๐ˆ ๐€๐Š๐€๐Œ๐€๐’๐Ž๐€ (๐ƒ๐ˆ๐Ž๐’๐„๐™๐˜ ๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐•๐Ž)
๐Ÿ“ŒTontosa ny Alahady lasa teo ny fandrosoana amin'ny laharan'ny dingana voalohany ho an'ireo tanora 8 mianadahy teny amin'ny Akamasoa, izay nifanindran-dalana tamin'ny fanamarihana ny fankalazana ny andro nahaterahan'i Mompera Pedro.
Taorian'ny Sorona Masina dia nisy ny sakafo niarahana tamin'ireo tanora sy mpikatroka teo anivon'ny Akamasoa
Ity hetsika ity dia notronon'ireo solontena avy amin'ny Ekipa Nasionaly sy Ekipa Diosezin'Antananarivo.
๐Ÿ“ŒEto ny Ekipa Nasionaly sy ny mpikatroka Tampikri rehetra dia mirary soa anareo ao amin'ny Akamasoa mba hiroborobo hatrany ny fikambanana mamintsika โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™

27/06/2026

Salama daholo e ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
Ity misy "CRI" an'ny zareo any amin'ny TA.MPI.KRI Betroka (Diosezy Ihosy) mety afaka hatsaraina dia atao "CRI" itambarana rehefa misy hetsika iraisana Nasionaly. ๐Ÿค—
๐Ÿ“ŒRaha misy manana hafa moa ny any amin'ny Diosezy dia alefaso aty amin'ny Ekipa Nasionaly ihany koa โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™

Miarahaba antsika rehetra tratran'ny fetin'ny Asaramanitra๐Ÿ™
26/06/2026

Miarahaba antsika rehetra tratran'ny fetin'ny Asaramanitra๐Ÿ™

Address

CNPC Porte 23
Antanimena
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tampikri Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share