17/06/2026
BONJOUR A TOUS
Toy izao ny fomba anarahatsika ny stage de twirling bâton ny 03 hatramin'ny 07 juillet izao eto amin'ity lien https://gasc.online/ ny inscription no atao ka ny coach no mampiditra ny anarany sy ny anaran'izay mpianatra entiny.
NDAO ARY O