04/05/2026
✝️ Filazana manjo
Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay fivondronana Santatra fanantenana 202e FSFLM Ambohimasina itaosy fa nodimandry ny maraina teo i Sefo ASITRY Mitozo - Mpiandraikitra Sampana Maitso.
🗓️Famangian'ny Fivondronana dia anio hariva @ 06 ora, Sady miandry faty isika.
🪧Fotoana: Arrêt bus Cité .
- Amin'ny Alarobia ny fandevenana, entanina ny beazina rehetra izay afaka manatrika izany.
📣📣Hanao tsipaipaika isika MP sy KP ho fiarahan-tsika miory amin'ny fianakaviana.
Afaka alefa Mvola amin'i KITSIA Tsotra Ilay izy na entina rahariva amin'ny 6 ora latsaka fahefany.
Mampahery antsika rehetra, Mifampilazà.