FMT2S K20

FMT2S K20 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FMT2S K20, Nonprofit Organization, Antananarivu.

29/05/2025
27/04/2025

"...Mandehana @ fitiavana toy ny nitiavan'i Kristy anareo...hararaoty ny andro azo anaovantsoa... Efes 5:2b / Efes 5:16a Ireo ndray ny teny faneva zay entina ankalazantsika ny faha 20 taona nitsanganan'ny FMT2S amity taona inty, ka ho antsika izay te handray anjara @ fifaninana ny LOGO dia ny faha 17 mai 2025 no fanaterana azy ka ny loko mifanaraka aminy dia ny loko dimy (mavo,maintso,mena,fotsy ary ny menafify)
ATAO ANATY VALOPY A4 NY LOGO
ATAO ANATY VALOPY KELY NY MOMBAMOMBA NY MPIFANINANA
Ataovy mpianatra ny firenena rehetra...
Tanana havia

24/04/2025
24/04/2025

Miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Jesoa Kristy ny eto amin'ny pejin'ny FAKALAZANA ny Faha 20 taona niorenan'ny Firaisan'ny Mpanazava sy Tily Tranainy ary Sakaiza (FMT2S)

Address

Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMT2S K20 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share