Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Madagasikara heniky ny fahalalana an'i Kristy amin'ny alalan'ny Soratra Masina

Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan’ny Fiangonana, ny fikambanana ary ny kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary nekena ho mpikambana mahefa tao amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) tamin’ny taona 1972. Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina no vina iorenan’ny FMBM

ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto amin’ny firenena :
(1) Mandika ny Soratra Masina amin’ny fiteny azon’ny olona,
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin’ny endriny ilàn’ny olona azy,
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin’ny vidiny takatry ny olona, ary
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. La Société Biblique de Madagascar est un espace de collaboration entre les églises, les associations chrétiennes à Madagascar pour le développement de l'évangélisation.

Address

IIE 21 A Ter Immeuble ECE Ampasampito
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy:

Shortcuts

Share