26/06/2026
๐ฒ๐ฌ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ - ๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ซ๐๐ฆ๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฒ๐ฌ
Izahay ankizin'ny lร lana,
Miarahaba am-pifaliana
Mirary anao mpiray tanindrazana,
Hahita fahombiazana.
Aza hadino fa
Mifamatotra amin'ny ho avin'ny firenena ny fisitrahanay ankizy tsy ankanavaka ny zonay !
๐๐จ ๐ก๐จ ๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ง๐: zo hahazo sakafo sahaza, rano madio, fitafiana, ary fitsaboana mba hivelomanay sy hitomboanay ara-pahasalamana.
๐๐จ ๐ก๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐: Ny fiarovana anay amin'ny endrika herisetra rehetra, fanararaotana, fampiasana amin'ny asa mavesatra, ary ny fisorohana ny fanaovana an-keriny anay.
๐๐จ ๐ก๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ: zo hisitraka fampianarana tsara, fotoana hilalaovana sy hialana voly, ary fahalalahana maneho hevitra sy mandalina fahaizana.
๐๐จ ๐ก๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐: Ny zo hahafantatra ny ray aman-dreniko, hanana anarana sy zom-pirenena, ary zo hohenoina sy hohajaina raha maneho hevitra amin'ny fanapahan-kevitra mahakasika anay.