Mozean’ny Saripikan’i Madagasikara

Mozean’ny Saripikan’i Madagasikara Mitahiry sy manome lanja ny vakoka an-tsary malagasy.

Ny tanjon’ny Mozean’ny saripikan’I Madagasikara dia ny hitahiry sy hanome lanja ny vakoka ara-tsarin’ity Nosy ity. Miezaka izy amin’izany ny hampafantatra io vakoka io amin’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka ary hanolotra fitaovam-pikarohana vaovao ho an’ireo mpianatra sy mpikaroka.

Address

Anjohy, Làlana Andriamanalina Ravelomanantsoa (Ambadiky Ny Etat Major) (208, 99
Antananarivo
101

General information

Asa sahanin’ny ny Mozea ny manangona (collecte), mandika elektronika (numériser) ary mitahiry sy mampahafantatra sary nanomboka ny taona 1860 kahatramin’ny taona 1960 – amin’ny alalan’ny fanorenana tahirin-tsary. Tetikasany kosa indray ny hanonta boky mahakasika ny saripika sy ny tantaram-pirenena.

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 17:00
Wednesday 10:00 - 17:00
Thursday 10:00 - 17:00
Friday 10:00 - 17:00
Saturday 10:00 - 17:00
Sunday 10:00 - 17:00

Telephone

0328887181

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mozean’ny Saripikan’i Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mozean’ny Saripikan’i Madagasikara:

Share