Centre Joyeux

Centre Joyeux Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Joyeux, Nonprofit Organization, Bel'Air Ampandrana, Antananarivo.

Centre d'éveil précoce et classe adaptée pour enfant trisomique🎨📚
| Des activités ludiques et essentielles au développement de nos petits bambins |
✨La différence est une richesse✨ Ensemble pour le meilleur d'un enfant trisomique ✨

Miarahaba oo, Araky ny fanambarana avy @ DREN dia tsy mianatra ny ankizy eto Centre Joyeux rahampitso.Dia samia tahian'A...
10/02/2026

Miarahaba oo,
Araky ny fanambarana avy @ DREN dia tsy mianatra ny ankizy eto Centre Joyeux rahampitso.
Dia samia tahian'Andriamanitra hatrany o,

Miarahaba antsika rehetra indray oo, 🥰Mino sy manantena fa salama daholo isika ary vonona indray hiatrika ny taona vaova...
08/01/2026

Miarahaba antsika rehetra indray oo, 🥰
Mino sy manantena fa salama daholo isika ary vonona indray hiatrika ny taona vaovao 2026! ☺️
Araky ny efa fantan-tsika dia mitohy ny fandraisan-tanana ny ankizy eto Centre Joyeux,
🌈Misy éducateurs mandray ny ankizy, ny tanjona dia ny hampivelatra sy hampivoatra, hifangaro @ ankizy hafa, fa indrindra koa dia ny ahavitany mikarakara ny tenany, mba tsy ho vesatra izy ao aoriana.
✅Manao lahasa isan-karazany ny ankizy, ary @ alalan'ny activités ludiques no tena hampitàna ny fampianarana,
Koa misy ihany koa ny matihanina, ny Kinésithérapeute, izay mandray ny ankizy isaky ny Talata sy Zoma,
🧩Ary afaka misitraka ny activité ao @ Médiathèque ihany koa izy ireo,
🎨Koa ho antsika mbola manana zanaka tsy misy fandraisan-tanana, dia manentana antsika hanantona ny Centre Joyeux eo Bel'Air, ao @ EPP Manarapenitra Vohibola fa vonona handray ny ankizy izahay,
Dia misaotra antsika mampisitraka ny ZO fototra ho an'ireo zanantsika ireo hatrany o, 🥰🥰
Samia ho tahian'Andriamanitra hatrany,




Madatriso

01/01/2026
15/11/2025
Miarahaba oo,Ilazana isika fa tsy mianatra ny mpianatra eto Centre Joyeux ny Talata 18 Novembre izao.Izany moa dia satri...
15/11/2025

Miarahaba oo,
Ilazana isika fa tsy mianatra ny mpianatra eto Centre Joyeux ny Talata 18 Novembre izao.
Izany moa dia satria handray ny Textile eny Ambohimahitsy ny Fianakaviambe Madatriso manomboka @ 09h maraina.
Miverina mianatra kosa ny Alarobia
Samia ho tahian'Andriamanitra o

Miarahaba oo,Amin-kafaliana no izarana amintsika an-tsary ny lahasa sy ny fandraisan-tanana ny ankizy ato Centre Joyeux....
05/11/2025

Miarahaba oo,
Amin-kafaliana no izarana amintsika an-tsary ny lahasa sy ny fandraisan-tanana ny ankizy ato Centre Joyeux.
Araky ny hitan-tsika dia misitraka ny Kinésithérapie ny ankizy ato @ Centre, ankoatry ny efa fandraisan-tanana sy fanabeazana mahazatra.
👉Ny mpanabe sy ny mpiara- miasa moa dia pluridisciplinaire, izany hoe sady manampy ny ankizy @ fitenenenana (rééducation du langage), ergothérapie, no mampiditra tsikelikely fianarana@ alalan’ny Méthode Montessori.
👉Ary misy koa ny Kinésithérapeute matihanina @ fandraisana ny ankizy hafakely, hanampy azy ireo @ fivelarana sy ny fanamafisana ny fampietseham-batana.
Ny tanjona hatrany moa dia ny hananan’ny ankizy Autonomie na fizakan-tena, ary indrindra mba tsy ho vesatra eo @ fiaraha-monina sy ny fianakaviana izy ireo.

💙Eto dia mankasitraka manokana ireo mpiara-miasa rehetra manohana hatrany ny fikambanana Madatriso izay ivondronan’ny Ray amandreny manan-janaka mitondra ny , izay loharano nipoiran’ity ivon-toerana eto Bel’Air Ampandrana ity.

💙Tonona manokana ihany koa ireo parrains sy marraines manome tan-tsoroka ny fianakaviana 🙏🙏🙏

🫱Nous sommes heureux de partager avec vous quelques clichés des enfants pris en charge au Centre de réeducation de l'Association Madatriso, le Centre Joyeux.
Les enfants sont pris en charge par des éducateurs spécialisés par une approche multidisciplinaire, c'est à dire que les enfants bénéficient des séances en ergothérapie, de réeducation du langage, mais également de Kinésithérapie. Ces séances sont indispensables pour stimuler leur développement visant à leur autonomie. Et en plus des séances de rééducations, les éducateurs et accompagnateurs initient les enfants à l'éducation par la Méthode Montessori.
L'Association Madatriso regroupant les familles, parents et fratries des porteurs de la Trisomie 21 à Madagascar, tient à remercier ici tous les partenaires, étrangers et locaux, pour le soutien et la main tendue.
Le chemin est encore long, et nous sollicitons toujours la générosité et la solidarité de tous pour que nous puissions toujours améliorer la qualité de vie de nos enfants.

« Ensemble pour le meilleur d’un enfant trisomique ».



́
Centre JOYEUX
Bel’air Ampandrana
Enceinte EPP Manarapenitra Vohibola
0388770387

Miarahaba oo, Efa miverina @ Teo aloha ny fanabeazana ao Centre Joyeux, Miandry anareo zahay rankizy mamy kely ooo💖💖💖💖
17/10/2025

Miarahaba oo,
Efa miverina @ Teo aloha ny fanabeazana ao Centre Joyeux,
Miandry anareo zahay rankizy mamy kely ooo
💖💖💖💖

Miarahaba ooo,Rehefa nodinihina dia hiverina tsikelikely ny fanabeazana ho an’ny zanantsika eto Centre JoyeuxKoa ny Alar...
06/10/2025

Miarahaba ooo,
Rehefa nodinihina dia hiverina tsikelikely ny fanabeazana ho an’ny zanantsika eto Centre Joyeux
Koa ny Alarobia izao no miverina ny ankizy, @ 8h-11h30
Dia samy ho tahian’Andriamanitra hatrany o

28/09/2025

Miarahaba o,
Mbola mihato aloha ny fanabeazana eny Centre Joyeux fa ilazana eto ihany rehefa afaka miverina o! Dia mirary soa antsika rehetra o!

09/09/2025

⚠️⚠️ Aza adino fa Rahapitso ny fotoanantsika amin’ny 9 ora sasany amin’ny Porte Ouverte.

Mila fanazavana fanampiny momban’ny Centre Joyeux sy ny activités ho an’ny zaza hafakely ianareo ?

Mba te hifandray misimisy kokoa amin’ireo mpampianatra handray an-tànana ny zanakareo ?

Tongava ary eny Bel’Air Ampandrana fa ho valianay avokoa ny fanontanianareo !! 😊

Address

Bel'Air Ampandrana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Joyeux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share