Comité Jeune Scouts, OSN Madagascar Officiel

Comité Jeune Scouts, OSN Madagascar Officiel scoutisme de Madagascar

🌟 Fanokafana Ofisialy ny 10th Africa Scout Youth Forum🌟📅 Alahady 14 Septambra 2025🕒 15 ora📍 CCI Ivato – Antananarivo, Ma...
13/09/2025

🌟 Fanokafana Ofisialy ny 10th Africa Scout Youth Forum🌟

📅 Alahady 14 Septambra 2025
🕒 15 ora
📍 CCI Ivato – Antananarivo, Madagasikara

🚀 Sehatra iray tsy manam-paharoa ho an’ny tanora 18–26 taona ny Forum mba hiaina sy hisitraka traikefa miavaka: hifampizara, hianatra, hifanakalo hevitra ary hanorina miaraka ny hoavin’ny skotisma afrikanina. 💡🌱

⏳ Dans 7 jours seulement, Madagascar 🇲🇬, pays hôte, accueillera des centaines de jeunes leaders scouts venus de toute l’...
07/09/2025

⏳ Dans 7 jours seulement, Madagascar 🇲🇬, pays hôte, accueillera des centaines de jeunes leaders scouts venus de toute l’Afrique pour le 10e Forum des Jeunes Africains. 🎉

Les jeunes scouts malagasy, en première ligne, se préparent activement pour faire de cet événement une rencontre inoubliable. 🤝⚜️
Au programme : échanges, partages, innovations et décisions qui façonneront l’avenir du scoutisme africain. 🌟

📅 Rendez-vous du 14 au 16 septembre 2025
📍 CCI Ivato Antananarivo, Madagascar

——-

⏳ In just 7 days, Madagascar 🇲🇬, as the host country, will welcome hundreds of young scout leaders from across Africa for the 10th Africa Scout Youth Forum. 🎉

Our Malagasy young scouts are taking the lead in organizing this unforgettable event, working hard to make it a historic gathering. 🤝⚜️
Get ready for exchanges, innovation, and decisions that will shape the future of Scouting in Africa. 🌟

📅 14–16 September 2025
📍CCI Ivato Antananarivo, Madagascar

17/07/2025

🇲🇬 Les jeunes scouts Malagasy participent activement à la préparation 10th Africa Scout Youth Forum ! 🌍
⏳️ Le compte à rebours est lancé pour ce grand rendez-vous continental qui se tiendra à Madagascar le 𝟭𝟰 𝗮̀ 𝟭𝟲 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱. En première ligne de l’organisation : les jeunes scouts eux-mêmes, moteurs de 𝗰𝗲 𝗺𝗼𝘂𝘃𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗱𝗲𝘀 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀, 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗲𝘀 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀.
⚜️ Et parce que la voix des jeunes doit être portée par les jeunes, la Fédération du Scoutisme à Madagascar est fière d’annoncer la candidature de 𝗛𝗮𝗷𝗮 𝗟𝘂𝗰𝗮𝘀 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮 pour représenter Madagascar en tant que 𝗝𝗲𝘂𝗻𝗲 𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝗿 pour la Région Afrique.
📩 Toutes les formalités de cette candidature ont 𝗱𝗲́𝗷𝗮̀ 𝗲́𝘁𝗲́ 𝗰𝗼𝗺𝗽𝗹𝗲́𝘁𝗲́𝗲𝘀. En attendant les prochaines étapes, Madagascar peut être fière de la mobilisation de sa jeunesse !
💪🏽 Soutenons nos jeunes dans cette belle aventure qui façonne l’avenir du Scoutisme en Afrique !


🇲🇬 Ao anatin’ny fiomanana amin’ny fandraisana ny 𝗙𝗶𝘃𝗼𝗿𝗶𝗮𝗺𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝘀𝗸𝗼𝘁𝗼 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮- 𝟭𝟬 ( 10th Africa S...
16/07/2025

🇲🇬 Ao anatin’ny fiomanana amin’ny fandraisana ny 𝗙𝗶𝘃𝗼𝗿𝗶𝗮𝗺𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝘀𝗸𝗼𝘁𝗼 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮- 𝟭𝟬 ( 10th Africa Scout Youth Forum ) ny Tanora Malagasy amin’izao fotoana izao.

✅️ Vonona isika handray anjara amin’izany ary manolotra an’i Haja ANDRIANTSIMBA ( 𝗧𝗦𝗢𝗛𝗜𝗔 𝗠𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮), izay 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗠𝗽𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 eto anivon’ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara ho Kandida "𝗬𝗼𝘂𝘁𝗵 𝗔𝗱𝘃𝗶𝘀𝗼𝗿".

Manohana sy mirary soa ho azy arak’izany


12/02/2025

⏳️ Tic tac ⏳️
Fankalazana ny ANDRON'NY MPANORINA 2025 ⚜️🇲🇬
Hiaraka isika hilalao,hisareba, hanao asa firotsahana ary indrindra fa ny fifamindram-pitantanana eto anivon'ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara 🇲🇬⚜️
Isan'ny asa firotsahana ho ataontsika ny fanomezan-drà koa tsara raha miomana sahady isika rehetra 🩸

📅 Sabotsy 22 Febroary 2025
📍 Eny amin'ny Gymnase Pere Pedro Akamasoa
🕖 Amin'ny 07 Ora maraina

ℹ️ Misokatra ho an'ny rehetra ny hetsika

🌎COP29| Azerbaidjan✈️ 🤩Any Azerbaidjan i Tsohia Mizara izay skoto Malagasy "Jeune Représentant" an'ny  World Organizatio...
20/11/2024

🌎COP29| Azerbaidjan✈️

🤩Any Azerbaidjan i Tsohia Mizara izay skoto Malagasy "Jeune Représentant" an'ny World Organization of the Scout Movement - WOSM mandray anjara amin’ny COP29 amin’izao fotoana izao. Ity hetsika iraisam-pirenena ity dia natokana ho an’ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro, ary mitondra avo ny soatoavina sy ny feon’ny skotisma malagasy ny solontenantsika ho an’ny hoavy maharitra.

🎯 Amin’izao fandraisana andraikitra izao dia asehontsika ny anjara birikin’ny skotisma amin’ny fiarovana ny planeta sy ny fandraisantsika anjara amin’ny tanjona fampandrosoana lovain-jafy (ODD).

🇲🇬Alefa Haja Andriantsimba 👏

Address

Antananarivo

Telephone

+261322274784

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Comité Jeune Scouts, OSN Madagascar Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share