Vintsiala: "Sciences for the Nature"

Vintsiala: "Sciences for the Nature" Un club environnemental des étudiants de la Faculté des Sciences à l'Université d'Antananarivo. Crée en 2009.

Club Vintsy au sein de la Faculté des Sciences à l'Université d'Antananarivo

✨🍀Ny natiora no manome antsika ny aina… ka andao mba haverintsika aminy ny fitiavana mendrika azy🌍💚Miara-miahy ny tontol...
05/06/2026

✨🍀Ny natiora no manome antsika ny aina… ka andao mba haverintsika aminy ny fitiavana mendrika azy🌍💚
Miara-miahy ny tontolo iainana isika!

👉05 jona 2026:
Andro voalohany amin'ny fankalazana ny Andro manerantany ho an'ny tontolo iainana.

🌍 ANDRO MANERANTANY HO AN'NY TONTOLO IAINANA 🌱🔬 « Siansa saina mivelatra ho an'ny natiora » 🕊️Ny fihetsika kely ataonao ...
05/06/2026

🌍 ANDRO MANERANTANY HO AN'NY TONTOLO IAINANA 🌱

🔬 « Siansa saina mivelatra ho an'ny natiora » 🕊️

Ny fihetsika kely ataonao dia efa hery lehibe miaro ny zavaboary. Ny Club Vintsy Vintsiala dia vonona hatrany hifampitantana aminao ho an'ny hoavy maitso sy mamiratra! 💚

👉 Andao hiaraka hanao hetsika ho an'ny tontolo iainana!

🌷 Bonne fête à toutes les mamans ! 🌷Vintsiala rend hommage à votre amour, votre force et votre dévouement. Merci d'être ...
31/05/2026

🌷 Bonne fête à toutes les mamans ! 🌷

Vintsiala rend hommage à votre amour, votre force et votre dévouement. Merci d'être les piliers de nos familles et de notre société. ❤️

🐢🌿 Les tortues font partie des merveilles de notre biodiversité.Chaque jour est une occasion de protéger la nature et le...
24/05/2026

🐢🌿 Les tortues font partie des merveilles de notre biodiversité.
Chaque jour est une occasion de protéger la nature et les espèces qui rendent notre planète unique.

💚🌍Prenons conscience de l’importance de préserver leur habitat et d’agir pour un avenir plus vert. 🌱♻️


Le date 22 mai est la journée internationale de la biodiversité 🌳🌺 La biodiversité est le fondement de la vie et garant ...
22/05/2026

Le date 22 mai est la journée internationale de la biodiversité 🌳🌺

La biodiversité est le fondement de la vie et garant notre avenir, préservons-la 🍀


📢 Andro lehibe ho an’ny Club Vintsy Vintsiala ny andron'ny 02 Mai 2026 ! Tontosa tamin'ny fomba ofisialy ny famindram-pi...
04/05/2026

📢 Andro lehibe ho an’ny Club Vintsy Vintsiala ny andron'ny 02 Mai 2026 ! Tontosa tamin'ny fomba ofisialy ny famindram-pitantanana Téo amin'ny fitondrana teo aloha izay notarahin'ny Filoha teo aloha ANDRIANTSARALALAINA HERITIANA LANDRY sy ireo mpitantana vaovao izay tarihin'y filoha vaovao ARIVOLA.T. Juan Kerri. Maro ny ezaka natao sy ny fahafoizan-tena nandritra ny fotoana nitantanana ny Club teo aloha. Tsy ho hadino ny zava-bitany 👏
🌟 Tongasoa ireo mpitarika vaovao. Izay manana andraikitra lehibe ho raisiny. Vonona hanohy ireo zava-bitan'ny fitondrana teo aloha ary vonona hanatsara ireo lesoka rehetra mba hitondra fahombiazana ny Club!


🎓✨ Nisy ihany koa ny fizarana CERTIFICAT ho an’ireo ''membres actifs'' rehetra tato amin'ny Club nandritra ny 2024-2026
🏅 Ho fankasitrahana ny:
✔️ Fandraisana anjara mavitrika
✔️ Faharetana sy fahafoizan-tena
✔️ Fanohanana tsy tapaka ny Club

Izahay eto amin’ny Club Vintsy Vintsiala dia maneho fisaorana feno sy lalina ho an’ireo rehetra tonga nanotrona ny famindram-pitantana:
🎓 Andriamatoa Doyen de la faculté des sciences sy Madame Vice-Doyenne.
🏛️ Président FMSA sy mpiara-miasa aminy
🤝 Ireo filohan'ny Club sy Association rehetra tonga nanohana.
👥 Ireo membres de bureau rehetra, taloha sy vaovao.
💚 Ary indrindra ianareo mpikambana rehetra tonga tsy anavaka.
🙏 Ny fahatongavanareo sy ny fanohanana nasehonareo no nahatotosa ity hetsika ity ho fotoana tsy hay hadinoina.

🌿Ny club Vintsy Vintsiala dia manantena ny amin'ny fitohizan'ny fiaraha miasa ho an'ny fikambanana sy club rehetra ETO amin'ny faculté Ary indrindra indrindra ireo izay vondrona na olona liana amin'ny fiarovana n'y tontolo iainana✨



✨ Vita soamantsara androany ny formation momba ny  ''biodiversité''.🙏 Isaorana manokana an'ny filohan'ny Vintsy Vintsial...
25/04/2026

✨ Vita soamantsara androany ny formation momba ny ''biodiversité''.

🙏 Isaorana manokana an'ny filohan'ny Vintsy Vintsiala teo alohaLalaina Natacha nizara atsika ity Format ity ✨ ary Isaorana ihany koa ianareo rehetra izay nanatrika sy nandray anjara mavitrika. Ny fahavononanareo no mampahery sy manome lanja bebe kokoa ny ezaka ataontsika ho fiarovana ny tontolo iainana.

🌱 🎓 Zava-dehibe tokoa ity formation ity satria nanampy antsika hahalala bebe kokoa ny lanjan’ny biodiversité, ny andraikitsika tsirairay amin’ny fiarovana azy, ary ny fomba azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro. Nampahatsiahy ihany koa fa tsy resaka fahalalana fotsiny izy ity, fa adidy iombonana ho an’ny rehetra.

💚 “Ny tontolo iainana voaaro anio no antoka ho an’ny rahampitso.”


🌍 Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tany – 22 Aprily 🌱Anio dia andro iray manokana ho fahatsiarovana sy fiarovana ny tany ...
22/04/2026

🌍 Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tany – 22 Aprily 🌱

Anio dia andro iray manokana ho fahatsiarovana sy fiarovana ny tany iainantsika. Ny tany no tranontsika iraisana, ka andraikitsika rehetra ny mitandrina sy mikarakara azy.
Andeha isika hanomboka amin’ny zavatra tsotra:
🌿 Fikarakarana ny tontolo iainana
🌿 Fampihenana ny loto sy ny plastika
🌿 Fambolena hazo sy fikajiana ny zava-boahary

Tsarovy fa ny fiovana lehibe dia manomboka amin’ny dingana kely ataontsika isan’andro. Raha miaro ny tany isika dia miaro ny ho avintsika.

💚 Tiavo ny tany, arovy ny ho avy.

🚨🚨Aza tara fa alatsinainy 20 Avril 2026 ny faran'ny fisoratana anarana eo am chalet 🥰☘️Raha mila fanazavana fanampiny mi...
19/04/2026

🚨🚨Aza tara fa alatsinainy 20 Avril 2026 ny faran'ny fisoratana anarana eo am chalet 🥰☘️

Raha mila fanazavana fanampiny miditra hafatra miafina ato amin'ny pejy


Miarahaba antsika rehetra ☘️Misokatra fisoratana anarana ato amin'ny club Vintsiala manoboka amin'ny herinandro ka eo am...
25/01/2025

Miarahaba antsika rehetra ☘️

Misokatra fisoratana anarana ato amin'ny club Vintsiala manoboka amin'ny herinandro ka eo amin'ny chalet an'i faculté des science no andraisana ny anaran'ireo izay vonona hanao "inscription" sy "reinscription" manoboka amin'ny 10 ora maraina mandritra ny herinandron'ny 27 hatramin'ny 31 janoary 2025

Ny sabotsy 01 febroary kosa dia antsoina isika mpikambana rehetra na ireo izay mbola maniry ny ho mpikambana ho avy fa misy ny fikarakaraina ny kianja Vintsiala amin'io fotaona io 🤙😉☘️

Address

Antananarivo

Telephone

+261339181396

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vintsiala: "Sciences for the Nature" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vintsiala: "Sciences for the Nature":

Share