16/10/2026
📢Jeune majunga ndraiky manan-talenta
Zay efa paré, anareo sisa andrasana✨️
Satry ny zava-kanto dia afaka ampitantsika hafatra manoloana ny ady amin’ny herisetra, ny fanolanana sy fanolanana ataon’ny olom-pady🎶.
📣"ADY MBÔ TSY VITA"📣
📅 Samedi 17 octobre 2026
🕐 15H
📍Akôry Aly Mangarivotra