Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

05/08/2026

Zoom is the leader in modern enterprise cloud communications.

Fiantsoana maika,Antsoina isika mpikambana tao amin'ny Comité d’organisation Régional Analamanga, isika solontenan'ny mp...
05/08/2026

Fiantsoana maika,

Antsoina isika mpikambana tao amin'ny Comité d’organisation Régional Analamanga, isika solontenan'ny mpianatra, mpikambana anaty associations ho tonga hivory ao amin'ny salle de conférence Kianja Barea Mahamasina androany alarobia 05 août 2026 amin'ny 02 ora tolakandro hanendry izay ho solontenan' Antananarivo amin'ny Concertation Nationale.
Mankasitrak.

Ity ny " lien réunion en ligne" ho an'izay tsy afaka manatrika mivantana.

MJS vous invite à une réunion Zoom programmée.

Sujet: comité technique concertation nationale
Date:05 août 2026
Heure: 14h
Participer à la réunion Zoom
https://us05web.zoom.us/j/82290899390?pwd=Mv1jgnYaW15FFDbyza9JPFvsYPePbF.1

Lien du chat de la réunion
https://us05web.zoom.us/launch/jc/82290899390

ID de réunion: 822 9089 9390
Code secret: 2ek65V
Mankasitraka

Zoom is the leader in modern enterprise cloud communications.

Fisaorana. Ny Fitaleavan'ny Tanora sy Fanatanjahantena Analamanga dia maneho ny fisaorana mitafotafo sy fankasitrahana l...
02/08/2026

Fisaorana.
Ny Fitaleavan'ny Tanora sy Fanatanjahantena Analamanga dia maneho ny fisaorana mitafotafo sy fankasitrahana lehibe ho anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny fanomanana sy fanatanterahana ny Fikaonandohan'ny Tanora.
Noho ny firaisankina, ny fifanohanana, ny fahavononana ary ny ezaka nataon'ny tsirairay dia tontosa soa aman-tsara ny hetsika. Na teo aza ireo sendra sy olana tamin'ny endriny maro, dia niara-niasa tamim-pahendrena sy tamim-pitiavana isika ka nahavita asa mendrika.
Isaorana manokana ny tsirairay noho ny fanoloran-tena sy ny fitiavana ny asa ho an'ny Firenena. Enga anie izao fiaraha-mientana sy fifampitokisana izao hitohy hatrany amin'ireo andraikitra sy tetikasa mbola ho avy.
Mirary fahombiazana sy fahasalamana ho anareo rehetra.
Mankasitraka indrindra.

Ministère de la Jeunesse et des Sports

30/07/2026
Fikaonandoha Nasionalin'ny TanoraCCI Ivato ny 29, 30 sy 31 jolay 2026.
30/07/2026

Fikaonandoha Nasionalin'ny Tanora
CCI Ivato ny 29, 30 sy 31 jolay 2026.

29/07/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora 2026, dia hisy hetsika maro hotanterahina ny 11 ka hatramin'ny 14 Aogositra 2026 any Fianarantsoa, izay toerana ofisialy hanatanterahana ny fankalazana.
Anisan'ireo hetsika ireo ny Andiany fahatelo amin'ny "Tsenaben'ny Tanora", izay hotanterahina ny 12, 13 ary 14 Aogositra 2026. Amin'izany dia hisy tanora mpandraharaha hampiranty sy hivarotra vokatra.

Noho izany dia miantso ireo tanora lahy na vavy 18 hatramin'ny 35 taona eto Analamanga te handray anjara amin'io "Tsanaben'ny tanora" io.
Manana tahiry vokatra ampy hovarotana mandritra ny roa andro;
Afaka mikarakara tranoheva 3 m × 3 m, feno vokatra ary voaravaka tsara;
Vonona sy afaka manatrika mandritra ny fotoana rehetra amin'ireo andro fampirantiana.

Manasa ireo izay liana handefa ireto amin'ny whatsapp 0324679455 :
-Anarana sy fanampin'anaran'ilay tanora mpandraharaha;
-Daty nahaterahana;
-Anaran'ny orinasa;
-Famaritana ny vokatra na tolotra;
-Habetsahan'ny tahiry vokatra misy amin'izao fotoana izao;
-Anarana ampiasaina ao amin'ny Facebook;
-Laharana finday sy/na WhatsApp.

Daty farany handraisana ny 04 août 2026.

Manentana antsika.

29/07/2026
28/07/2026

Fikaonandohan'ny Tanora
Jour J-01

28/07/2026

⏳𝗝-1

🇲🇬𝙁𝘼𝙈𝘼𝙍𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝙄𝙆𝘼𝙊𝙉𝘼𝙉𝘿𝙊𝙃𝘼𝙈-𝙋𝙄𝙍𝙀𝙉𝙀𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼🇲🇬

👉Aza adino ireto daty lehibe hamaritana ny hoavintsika ireto:

📅 29 hatramin'ny 31 Jolay 2026 : Famaranana ny dinika.
🏆 01 Aogositra 2026 : Fanolorana ofisialy ireo Fehinkevitra Nasionalin'ny Tanora.
📍 Toerana : CCI Ivato, Antananarivo.


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga:

Shortcuts

Share