21/03/2026
đł Mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho anâny Ala isika anio! Ny lohahevitra aminâity taona 2026 ity, âAla sy Toekarenaâ, dia mampahatsiahy antsika fa ny fiarovana ny ala dia tsy ho anâny natiora ihany fa ho anâny fivelomanâny olona an-tapitrisany koa.
Eto Madagasikara, ny ala no hany fonenanâireo varika eto aminâizao tontolo izao. Ary tena manana anjara toerana lehibe izy ireo aminâny fiarovana sy fihazonana ny ala tsy ho simba satria dia mamboly hazo maimam-poana izy ireo.
Andao hiaro ny toeram-ponenany mba hiantohana hoavy maharitra ho anâny olombelona sy ny zavaboary.
đđ Andao hianatra bebe kokoa mahakasika ny varika aminâny alalanâny Madagascar Lemur Portal.
-karena
.