Aufama - Aumônerie Universitaire

Aufama - Aumônerie Universitaire AUFAMA
ahitana asa, fiofanana, fampiofanana, toro-hevitra, toro-marika, toro-lalana, stage, lesona sy resaka samihafa mahasoa...

Sehatra ho an'ny Tanora rehetra tsy ankanavaka ahitana vaovao samihafa mikasika ny fianarana, ny fiofanana ary ny asa samihafa.

12/06/2026

Aza adinona ny fotoanantsika

Alahady 21 Juin 2026
Tapany maraina manomboka @9:30 ora
Eny @ Fam Antsahatsiresy

08/06/2026

Hey 👋
Aza adinoina ny fotoanantsika manaraka

📣 Alahady 21 Jona 2026
📣 Tapak'andro maraina manomboka @ 9 ora
📣 Eny @ fiangonana Apokalypsy Antsahatsiresy

Tongava maro, ilay naman'ise iny aza adino 😉

Vikki DiHas Lahatra Misandratra Jora Wendy Tongarivo Sitrakiniavo Az Rak Pey'pé Ravel Tanora Oliva Apokalypsy. Rez. Tana

04/06/2026

"Speak faith, speak english"

Mety manontany ianao hoe ohatrany ahoana izany fotoam-bavaka amin'ny teny anglisy izany 🤔

Manome fotoana anao ary ny Apocalypse English Club

📣 ALAHADY 21 JONA 2026
📣 Eny aminy FAM ANTSAHATSIRESY
📣 Tapak'andro maraina manomboka amin'ny 9 ora



Entano ihany koa ny namana dia mba miaraka eeee 👋👋👋

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona ny fiangonanana Apokalypsy dia faly Manasa ny tanora Apokalypsy rehetra eto @ ...
03/06/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona ny fiangonanana Apokalypsy dia faly Manasa ny tanora Apokalypsy rehetra eto @ régional Antananarivo sy Izay Liana izahay avy ato @ club d'anglais Apokalypsy (AEC) ho avy hanatrika ny fotoam-pivavahana @ teny anglisy Izay karakarainay😊

Vonona ny hampihatra ny fitenenana anglisy ny fivavahana vé ianao? Ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona ny fiangonanana Apokalypsy dia mikarakara fotoam-pivavahana @ Teny anglais ny club d'anglais Apokalypsy eto @ régional Antananarivo @ Alahady 21 Jona ho avy izao manomboka @ 9 ora maraina eny @ fiangonana Apokalypsy Antsahatsiresy.

Inona no ho hita :

Fotoam -pivavahana @ teny anglais iarahana @ ny tanora Apokalypsy tsisy akanavaka eto @ régional Antananarivo toy ny:

🎵 Fiderana( @ teny anglais avokoa)– hiaraha-manandratra ho an'Andriamanitra

🎭 Seho hataon'ny AEC( club d'anglais Apokalypsy eto régional Antananarivo) – fotoana manokana hanehoan'ny AEC ny talentany sy ny tsara indrindra avy aminy

📖 Toriteny @ teny anglais– Teny fampaherezana hampitombo ny finoanao anglisy

💬 Fijoroana vavolombelona @ teny anglais – ny zava-mahagaga nataony taminao zarao

Ity andiany ity dia tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taonan'ny fiangonana Apokalypsy .....

Misy toerana ho anao ao fa tongava😊

Speak Faith, Speak English - We're back! 🙏  Ready to worship in English and be part of something special? Join the Apoca...
27/05/2026

Speak Faith, Speak English - We're back! 🙏
Ready to worship in English and be part of something special? Join the Apocalypse English Club on Sunday, June 21st at 9 AM at Antsahatsiresy Church.

What to expect:
🎵 Praise – Lift your voice with us
🙏 Prayers – Come as you are, bring your heart
📖 Sermon – A word to grow your faith
💬 Testimonials – Real stories, real impact
🎭 AEC Show – A special moment from the Apocalypse English Club

This session is part of the 30th anniversary celebration of Apocalypse Church.

There’s a place for you — come experience it.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Mitenena Finoana, Mitenena Anglisy — Miverina indrat 🙏

Vonona ny hampihatra ny fitenenana anglisy ny fivavahana ve ianao ary te hiaina zavatra miavaka ihany koa? Andao hiaraka @ Apocalypse English Club @ Alahady 21 Jona ho avy izao manomboka @ 9 ora maraina eny @ fiangonana Apokalypsy Antsahatsiresy.

Inona no ho hita :
🎵 Fiderana – hiaraha-manandratra ho an'Andriamanitra
🙏 Vavaka – tongava @ maha anao anao hiresaka Mpanao anao
📖 Toriteny – Teny fampaherezana hampitombo ny finoanao
💬 Fijoroana vavolombelona – ny zava-mahagaga nataonY taminao zarao
🎭 Seho hataon'ny AEC – fotoana manokana hanehoan'ny AEC ny tsara indrindra hainy sy vitany

Ity andiany ity dia tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taonan'ny fiangonana Apokalypsy.

Misy toerana ho anao ao fa tongava hanandrana an'izany indray e! 😁



Any ny fotoana ! 😁
08/05/2026

Any ny fotoana ! 😁

Tic tac tic tac ⏱️⏳⌛⏱️😱
J-6 isika zao @ ity hetsika goavana ity an ☺🥰

Aza adino ny mampatsiahy ny namana fa ankoatran'ny fametrahana fanontaniana mivantana
na ao amin'ny Plateforme : http://bit.ly/4dm6o0k
dia hisy koa ny seho matihanina isan-karazany ohh 🙋‍♂️💃🕺👯🎙
Tsy misy ny vidim-pidirana io ry zareo an!


09/04/2026

📣📣📣
Sao dia tara an

20/03/2026

Mitohy foana izy ity

✅Isaky ny Alahady
✅15 Mars hatramin'ny 26 Avril
✅Manomboka @8 ora maraina hatramin'ny 11 ora
✅PAF 2000AR /Seance

Jora Wendy Tongarivo Pey'pé Ravel Sitrakiniavo Az Rak Fandry Rabenandrasana

Thank you all ! 🔥Don't forget to bring your invitation... 😉--------------------------------------------Mankasitraka ants...
17/12/2025

Thank you all ! 🔥
Don't forget to bring your invitation... 😉

--------------------------------------------
Mankasitraka antsika rehetra ! 🙌
Aza adino ny mitondra ny invitation-nao amin'io fotoana io 😉

Kely sisa dia ho tonga ny "Worship Session" miaraka amin'ny Apocalypse English Club sy ny Aufama - Aumônerie Universitai...
05/12/2025

Kely sisa dia ho tonga ny "Worship Session" miaraka amin'ny Apocalypse English Club sy ny Aufama - Aumônerie Universitaire.

Alaivo dieny izao ny invitation-nao eny amin'ny Foibe FAM Ambodin'isotry amin'ny alahady izao satria voafetra ny toerana.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aufama - Aumônerie Universitaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Aufama - Aumônerie Universitaire:

Share