Mikajy Natiora

Mikajy Natiora Mikajy Natiora is a Madagascar-Based Conservation Association

Notontosaina tao Maromandia ny fankalazana ny festival Drakaka andiany faharoa. Izay nahitana ny fandraisana anjaran’ny ...
30/05/2026

Notontosaina tao Maromandia ny fankalazana ny festival Drakaka andiany faharoa.
Izay nahitana ny fandraisana anjaran’ny Chef de région Sofia, Assistant parlementaire, Directeur de cabinet Région, Maire Maromandia sy Maire Befotaka, Directeur régional de développement économique, Directeur de pêche et de l’économie bleue, délégué d’arrondissement de Maromandia, Ampanjaka, MNP, projet Aro Fano, Mikajy Natiora fikambanan’ny mpanjono sy ireo fokonolona maro.
Taminireo kabary nifandimby dia nosongandina ny fanentanana nataon’ireo mpandray fitenenena ny hanatsarana hatrany ny kalitao sy hanajana ny refy 11 cm @ fakana ny Drakaka farany kely.

Marihina mety hanao décret régional mahakasika izany n’y lehiben’ny faritra. Nanamafy ihany koa izy fitandremana @ môtro mba tsy hisian’ny doro-tanety.

The second edition of the Drakaka Festival was celebrated in Maromandia!

This year's event brought together a wide range of distinguished guests, including:

Chef de région of Sofia

Assistant Parliamentary representative

Director of Cabinet of the Region

Mayors of Maromandia and Befotaka

Regional Director of Economic Development

Director of Fisheries and Blue Economy

Sub-prefect of Maromandia

Ampanjaka (community leaders)

MNP

Aro Fano project

Mikajy Natiora

Fishing groups

And a lot of local community members

During the speeches, all speakers emphasized:

Keep improving the quality of the Drakaka fishery

Respect the 11 cm size for catching the smallest Drakaka

Also, the Head of the Region mentioned they might make a regional decree about this. And one more thing, he also reminded everyone to be careful with bush fires (doro-tanety) so we can avoid them.

Together, let's protect our natural resources and promote sustainable fishing practices!

2nd Edition of the Crab Festival  May 26, 27 & 28 in Maromandia 🦀Program includes:Canoe races, football matches, running...
26/05/2026

2nd Edition of the Crab Festival
May 26, 27 & 28 in Maromandia 🦀

Program includes:
Canoe races, football matches, running races, quiz competition, crab-eating contest, crab-tying competition, and a dance party to close the event.

The Mikajy Natiora Association will also take part in awareness-raising activities during the festival.

22 may: Andro iraisam-pirenena ho an’ny zava-mananaina 🌍🌱Loha-hevitra: Sahia mandray andraikitra ho an’ny tombotsoa iomb...
22/05/2026

22 may: Andro iraisam-pirenena ho an’ny zava-mananaina 🌍🌱
Loha-hevitra: Sahia mandray andraikitra ho an’ny tombotsoa iombonana.
Any Morondava ny fankakazana nasionaly ary mikarakara iray volan’ny zava-mananaina ny fitaleva-paritran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovaintsajy faritra Sofia sy ireo mpiara-dia aminy 15 may ka hatramin’ny 15 jiona ny fankalazana izany.
Aoka hotsaroantsika:
Mitarika fiovana maneran-tany ny hetsika eto an-toerana.
Mandraisa anjara, hentano ny hafa ary ovao ny manodidina anao na aiza na aiza misy anao. 🌍💚🌱


🌍 𝘔𝘢𝘺 22 – 𝘐𝘯𝘵𝘦𝘳𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘋𝘢𝘺 𝘧𝘰𝘳 𝘉𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺
𝘛𝘩𝘦𝘮𝘦: 𝘈𝘤𝘵 𝘭𝘰𝘤𝘢𝘭𝘭𝘺 𝘧𝘰𝘳 𝘢 𝘨𝘭𝘰𝘣𝘢𝘭 𝘪𝘮𝘱𝘢𝘤𝘵.
𝘛𝘩𝘪𝘴 𝘺𝘦𝘢𝘳, 𝘵𝘩𝘦 𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘤𝘦𝘭𝘦𝘣𝘳𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘵𝘢𝘬𝘦𝘴 𝘱𝘭𝘢𝘤𝘦 𝘪𝘯 𝘔𝘰𝘳𝘰𝘯𝘥𝘢𝘷𝘢.
𝘛𝘩𝘦 𝘙𝘦𝘨𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘋𝘪𝘳𝘦𝘤𝘵𝘰𝘳𝘢𝘵𝘦 𝘰𝘧 𝘌𝘯𝘷𝘪𝘳𝘰𝘯𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘢𝘯𝘥 𝘚𝘶𝘴𝘵𝘢𝘪𝘯𝘢𝘣𝘭𝘦 𝘋𝘦𝘷𝘦𝘭𝘰𝘱𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘪𝘯 𝘵𝘩𝘦 𝘚𝘰𝘧𝘪𝘢 𝘳𝘦𝘨𝘪𝘰𝘯, 𝘵𝘰𝘨𝘦𝘵𝘩𝘦𝘳 𝘸𝘪𝘵𝘩 𝘪𝘵𝘴 𝘱𝘢𝘳𝘵𝘯𝘦𝘳𝘴, 𝘪𝘴 𝘰𝘳𝘨𝘢𝘯𝘪𝘻𝘪𝘯𝘨 𝘢 𝘔𝘰𝘯𝘵𝘩 𝘰𝘧 𝘉𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺
📅 𝘞𝘩𝘦𝘯? 𝘍𝘳𝘰𝘮 𝘔𝘢𝘺 15 𝘵𝘰 𝘑𝘶𝘯𝘦 15 𝘢 𝘧𝘶𝘭𝘭 𝘮𝘰𝘯𝘵𝘩 𝘥𝘦𝘥𝘪𝘤𝘢𝘵𝘦𝘥 𝘵𝘰 𝘱𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵𝘪𝘯𝘨 𝘢𝘯𝘥 𝘤𝘦𝘭𝘦𝘣𝘳𝘢𝘵𝘪𝘯𝘨 𝘵𝘩𝘦 𝘪𝘯𝘤𝘳𝘦𝘥𝘪𝘣𝘭𝘦 𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺 𝘰𝘧 𝘭𝘪𝘧𝘦 𝘰𝘯 𝘰𝘶𝘳 𝘱𝘭𝘢𝘯𝘦𝘵.
𝘓𝘦𝘵’𝘴 𝘳𝘦𝘮𝘦𝘮𝘣𝘦𝘳: 𝘭𝘰𝘤𝘢𝘭 𝘢𝘤𝘵𝘪𝘰𝘯𝘴 𝘭𝘦𝘢𝘥 𝘵𝘰 𝘨𝘭𝘰𝘣𝘢𝘭 𝘤𝘩𝘢𝘯𝘨𝘦. 𝘎𝘦𝘵 𝘪𝘯𝘷𝘰𝘭𝘷𝘦𝘥, 𝘳𝘢𝘪𝘴𝘦 𝘢𝘸𝘢𝘳𝘦𝘯𝘦𝘴𝘴, 𝘢𝘯𝘥 𝘮𝘢𝘬𝘦 𝘢 𝘥𝘪𝘧𝘧𝘦𝘳𝘦𝘯𝘤𝘦 𝘸𝘩𝘦𝘳𝘦𝘷𝘦𝘳 𝘺𝘰𝘶 𝘢𝘳𝘦.💚🌱
#𝘉𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺𝘋𝘢𝘺 #𝘈𝘤𝘵𝘓𝘰𝘤𝘢𝘭𝘎𝘭𝘰𝘣𝘢𝘭𝘐𝘮𝘱𝘢𝘤𝘵 #𝘔𝘌𝘋𝘋 #𝘚𝘵𝘪𝘧𝘵𝘶𝘯𝘨𝘈𝘳𝘵𝘦𝘯𝘴𝘤𝘩𝘶𝘵𝘻 #𝘋𝘢𝘶𝘨𝘩𝘵𝘦𝘳𝘍𝘰𝘳𝘌𝘢𝘳𝘵𝘩 #𝘛𝘳𝘰𝘱𝘪𝘬𝘢𝘳𝘪𝘦𝘵

🌿 Fahasalamana sy ny fiarovana ny zava-mananainaMifamatotra tanteraka ny fahasalaman'ny olombelona sy ny fiarovana ny za...
15/05/2026

🌿 Fahasalamana sy ny fiarovana ny zava-mananaina

Mifamatotra tanteraka ny fahasalaman'ny olombelona sy ny fiarovana ny zavamananaina. Izany indrindra no antony nananterahana ny fizaham-pahasalamana faobe izay natao tao Mahitsihazo ny 1 mai. Ny Mikajy Natiora sy ireo mpitsabo miara-miasa no nananteraka izany ka nahatratra 103 ireo olona tonga izay mitsinjara ho 8 volana ka hatramin’ny 75 taona. Marihina fa tsy misy sarany na ny fizaham-pahasalamana na ny fanafody izay nomena azy ireo ho takalon’ny fiarovana ny akomba sy ny ala ipetrahany.
Misaotra ny

🌿 𝘏𝘦𝘢𝘭𝘵𝘩 & 𝘣𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺 𝘱𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵𝘪𝘰𝘯
𝘏𝘦𝘢𝘭𝘵𝘩 & 𝘣𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺 𝘨𝘰 𝘩𝘢𝘯𝘥 𝘪𝘯 𝘩𝘢𝘯𝘥. 𝘛𝘩𝘦 𝘳𝘦𝘢𝘴𝘰𝘯 𝘸𝘩𝘺, 𝘰𝘯 𝘔𝘢𝘺 1, 𝘢 𝘧𝘳𝘦𝘦 𝘮𝘢𝘴𝘴 𝘩𝘦𝘢𝘭𝘵𝘩 𝘤𝘩𝘦𝘤𝘬-𝘶𝘱 𝘸𝘢𝘴 𝘩𝘦𝘭𝘥 𝘪𝘯 𝘔𝘢𝘩𝘪𝘵𝘴𝘪𝘩𝘢𝘻𝘰. 𝘖𝘳𝘨𝘢𝘯𝘪𝘻𝘦𝘥 𝘣𝘺 𝘔𝘪𝘬𝘢𝘫𝘺 𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘳𝘢 𝘵𝘰𝘨𝘦𝘵𝘩𝘦𝘳 𝘸𝘪𝘵𝘩 𝘱𝘢𝘳𝘵𝘯𝘦𝘳 𝘥𝘰𝘤𝘵𝘰𝘳𝘴, 𝘵𝘩𝘦 𝘦𝘷𝘦𝘯𝘵 𝘳𝘦𝘢𝘤𝘩𝘦𝘥 103 𝘱𝘦𝘰𝘱𝘭𝘦 𝘧𝘳𝘰𝘮 𝘫𝘶𝘴𝘵 8 𝘮𝘰𝘯𝘵𝘩𝘴 𝘵𝘰 75 𝘺𝘦𝘢𝘳𝘴 𝘰𝘭𝘥.
💚 𝘛𝘩𝘦 𝘣𝘦𝘴𝘵 𝘱𝘢𝘳𝘵?
𝘉𝘰𝘵𝘩 𝘵𝘩𝘦 𝘤𝘩𝘦𝘤𝘬-𝘶𝘱𝘴 𝘢𝘯𝘥 𝘵𝘩𝘦 𝘮𝘦𝘥𝘪𝘤𝘪𝘯𝘦𝘴 𝘱𝘳𝘰𝘷𝘪𝘥𝘦𝘥 𝘸𝘦𝘳𝘦 𝘤𝘰𝘮𝘱𝘭𝘦𝘵𝘦𝘭𝘺 𝘧𝘳𝘦𝘦 𝘪𝘯 𝘦𝘹𝘤𝘩𝘢𝘯𝘨𝘦 𝘧𝘰𝘳 𝘢 𝘱𝘳𝘰𝘮𝘪𝘴𝘦: 𝘵𝘰 𝘱𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵 𝘭𝘦𝘮𝘶𝘳𝘴 𝘢𝘯𝘥 𝘵𝘩𝘦𝘪𝘳 𝘧𝘰𝘳𝘦𝘴𝘵 𝘩𝘢𝘣𝘪𝘵𝘢𝘵.
𝘗𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵𝘪𝘯𝘨 𝘯𝘢𝘵𝘶𝘳𝘦 𝘮𝘦𝘢𝘯𝘴 𝘱𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵𝘪𝘯𝘨 𝘰𝘶𝘳𝘴𝘦𝘭𝘷𝘦𝘴. 🌍🩺
𝘛𝘩𝘢𝘯𝘬 𝘺𝘰𝘶 #𝘚𝘵𝘪𝘧𝘵𝘶𝘯𝘨𝘈𝘳𝘵𝘦𝘯𝘴𝘤𝘩𝘶𝘵𝘻 #𝘋𝘢𝘶𝘨𝘩𝘵𝘦𝘳𝘍𝘰𝘳𝘌𝘢𝘳𝘵𝘩 #𝘛𝘳𝘰𝘱𝘪𝘬𝘢𝘳𝘪𝘦𝘵

09 may “Andron’ny tanalahy” Mahafaly anay no mizara ny sangan’asan’i Jaofalia mikasika ny tarôndro (tanalahy). Jaofalia ...
08/05/2026

09 may “Andron’ny tanalahy”
Mahafaly anay no mizara ny sangan’asan’i Jaofalia mikasika ny tarôndro (tanalahy). Jaofalia efa niara-niasa tamin’ny Mikajy Natiora ary mipetraka ao Mahitsihazo.
Gaga zaho amin’ny tarôndro 🦎:
Lohany kara voamanôndro
Masony kara “bouton” , samy mandeha amin’ny lalany
Lelany kara “élastique”, mavitriky
Tahezany kara “la scie”
Tagnany kara fanambôragna
Ôhiny kara ôhin’ny makoba
(version originale)


𝘖𝘯 𝘵𝘩𝘪𝘴 𝘤𝘩𝘢𝘮𝘦𝘭𝘦𝘰𝘯 𝘥𝘢𝘺, May 09th, 𝘸𝘦 𝘨𝘭𝘢𝘥𝘭𝘺 𝘴𝘩𝘢𝘳𝘦 𝘑𝘢𝘰𝘧𝘢𝘭𝘪𝘢'𝘴 𝘸𝘰𝘯𝘥𝘦𝘳, 𝘣𝘰𝘳𝘯 𝘧𝘳𝘰𝘮 𝘲𝘶𝘪𝘦𝘵 𝘤𝘢𝘳𝘦.
𝘞𝘪𝘵𝘩 𝘔𝘪𝘬𝘢𝘫𝘺 𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘳𝘢, 𝘵𝘩𝘳𝘰𝘶𝘨𝘩 𝘧𝘰𝘳𝘦𝘴𝘵 𝘢𝘯𝘥 𝘴𝘶𝘯,
𝘐𝘯 𝘔𝘢𝘩𝘪𝘵𝘴𝘪𝘩𝘢𝘻𝘰, 𝘩𝘪𝘴 𝘷𝘪𝘭𝘭𝘢𝘨𝘦, 𝘩𝘪𝘴 𝘷𝘪𝘴𝘪𝘰𝘯 𝘩𝘢𝘴 𝘴𝘱𝘶𝘯.
𝘈 𝘯𝘢𝘵𝘶𝘳𝘦'𝘴 𝘮𝘢𝘴𝘵𝘦𝘳𝘱𝘪𝘦𝘤𝘦 𝘪𝘯 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘢𝘵𝘶𝘳𝘦💚.
𝘐 𝘢𝘮 𝘪𝘮𝘱𝘳𝘦𝘴𝘴𝘦𝘥 𝘣𝘺 𝘵𝘩𝘦 𝘤𝘩𝘢𝘮𝘦𝘭𝘦𝘰𝘯 🦎.
𝘏𝘪𝘴 𝘩𝘦𝘢𝘥: 𝘢 𝘩𝘦𝘭𝘮𝘦𝘵, 𝘧𝘪𝘦𝘳𝘤𝘦 𝘢𝘯𝘥 𝘧𝘪𝘯𝘦,
𝘏𝘪𝘴 𝘦𝘺𝘦𝘴: 𝘵𝘸𝘰 𝘣𝘶𝘵𝘵𝘰𝘯𝘴, 𝘳𝘰𝘶𝘯𝘥 𝘢𝘯𝘥 𝘦𝘢𝘤𝘩 𝘪𝘯 𝘵𝘩𝘦𝘪𝘳 𝘰𝘸𝘯 𝘥𝘪𝘳𝘦𝘤𝘵𝘪𝘰𝘯,
𝘏𝘪𝘴 𝘵𝘰𝘯𝘨𝘶𝘦: 𝘢𝘯 𝘦𝘭𝘢𝘴𝘵𝘪𝘤 𝘣𝘢𝘯𝘥, 𝘲𝘶𝘪𝘤𝘬 𝘢𝘴 𝘵𝘩𝘰𝘶𝘨𝘩𝘵,
𝘏𝘪𝘴 𝘣𝘢𝘤𝘬: 𝘢 𝘫𝘢𝘨𝘨𝘦𝘥 𝘴𝘢𝘸'𝘴 𝘴𝘭𝘰𝘸 𝘭𝘪𝘯𝘦,
𝘏𝘪𝘴 𝘩𝘢𝘯𝘥𝘴: 𝘴𝘮𝘢𝘭𝘭 𝘱𝘪𝘯𝘤𝘦𝘳𝘴, 𝘴𝘰𝘧𝘵 𝘪𝘯 𝘭𝘪𝘨𝘩𝘵,
𝘏𝘪𝘴 𝘵𝘢𝘪𝘭: 𝘢 𝘤𝘶𝘳𝘭, 𝘵𝘩𝘦 𝘳𝘢𝘺'𝘴 𝘰𝘸𝘯 𝘵𝘳𝘢𝘤𝘦
#𝘊𝘩𝘢𝘮𝘦𝘭𝘦𝘰𝘯𝘋𝘢𝘺 #𝘔𝘪𝘬𝘢𝘫𝘺𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘳𝘢 #𝘔𝘢𝘩𝘪𝘵𝘴𝘪𝘩𝘢𝘻𝘰 #𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘤𝘢𝘳𝘞𝘪𝘭𝘥𝘭𝘪𝘧𝘦 #𝘊𝘩𝘢𝘮𝘦𝘭𝘦𝘰𝘯𝘓𝘰𝘷𝘦 #𝘕𝘢𝘵𝘶𝘳𝘦𝘗𝘰𝘦𝘵𝘳𝘺 #𝘞𝘪𝘭𝘥𝘭𝘪𝘧𝘦𝘐𝘯𝘴𝘱𝘪𝘳𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯

Fankalazana ny Andron’ny Tany tao Mahitsihazo (Commune Maromandia)📅 24 – 25 Aprily🎯 Lohahevitra: “Fahefantsika, tany iai...
27/04/2026

Fankalazana ny Andron’ny Tany tao Mahitsihazo (Commune Maromandia)
📅 24 – 25 Aprily
🎯 Lohahevitra: “Fahefantsika, tany iainantsika”

Notanterahana tamim-pahombiazana ny fankalazana ny Andron’ny Tany tao Mahitsihazo, ka nahitana hetsika maro samihafa nandritra ny roa andro.

🔹 Andro voalohany
Nisy ny asa fanadiovana sy fanamboarana ny lalana mankany amin’ny ala Andilanbologno, niarahana tamin’ireo mponina maro an-toerana.
Ny tolakandro kosa dia nisy ny lalao baolina kitra ho an’ireo olona 50 taona no ho miakatra, niaraka tamin’ny fanentanana samihafa momba ny fiarovana ny tontolo iainana.

🔹 Andro faharoa
Nisy diabe lehibe niarahana tamin’ny mpianatra sy ireo fikambanana maro.
Nandritra izany dia nisy kabary nifandimby, narahina vakodrazana sy hetsika ara-kolontsaina isan-karazany. Nisy ihany koa ny fanomezana fankasitrahana ireo ekipa nandray anjara tamin’ny lalao baolina.

Taorian’izay dia nisy ny fiaraha-misakafo ho fanamafisana ny firaisankina.
Ny tolakandro dia natokana ho an’ny fanentanana mifototra amin’ny lohahevitra, ary nifarana tamin’ny fandefasana horonan-tsary namintina ireo hetsika rehetra natao nandritra ity fankalazana ity.

Fanampiny
T-shirt miisa 200 no nozaraina ho an’ireo nandray anjara tamin’ny asa (mpanamboatra lalana, mpilalao baolina, vahiny, ary volontaires). Nisy ihany koa loka natokana ho an’ny “radio crochet”.

Isaorana manokana ireo mpiara-miombon’antoka:




🌍 Earth Day Celebration in Mahitsihazo (Maromandia Commune)
📅 April 24–25
🎯 Theme: “Our Power, Our Planet”

The Earth Day celebration was successfully held in Mahitsihazo, featuring a variety of activities over two days.

🔹 Day 1
The first day focused on community work, including cleaning and rehabilitating the road leading to the Andilanbologno forest, with strong participation from local residents.
In the afternoon, a football match was organized for participants aged 50 and above, alongside various awareness-raising activities on environmental protection.

🔹 Day 2
A large parade took place, bringing together students and several local organizations.
This was followed by speeches, traditional performances, and various cultural activities. Awards were also presented to the football teams in recognition of their participation.

Afterwards, participants shared a communal meal, strengthening unity and collaboration.
The afternoon continued with awareness sessions aligned with the event theme, and the celebration concluded with a video screening highlighting all the activities carried out during these two days.

Additional highlights
A total of 200 T-shirts were distributed to participants, including those involved in road work, football players, guests, and volunteers. Prizes were also awarded during a “radio crochet” competition.

Special thanks to our partners:


Misaotra ireo mpitsika voalohany tamin’ity taona ity. Nahita ny harena voajanahary sy ny ireo zavatra manan’aina mahalia...
18/04/2026

Misaotra ireo mpitsika voalohany tamin’ity taona ity. Nahita ny harena voajanahary sy ny ireo zavatra manan’aina mahaliana tao amin’ny ala Andilambologno izy ireo.
Ny fitsidihanao dia efa manohana ny fiarovana ny tontolo iainana ary mbola afaka manampy bebe kokoa ianao.


𝘛𝘩𝘢𝘯𝘬 𝘺𝘰𝘶 𝘵𝘰 𝘰𝘶𝘳 𝘧𝘪𝘳𝘴𝘵 𝘷𝘪𝘴𝘪𝘵𝘰𝘳𝘴 𝘰𝘧 𝘵𝘩𝘦 𝘺𝘦𝘢𝘳. 𝘛𝘩𝘦𝘺 𝘩𝘢𝘷𝘦 𝘢𝘭𝘳𝘦𝘢𝘥𝘺 𝘣𝘦𝘦𝘯 𝘢𝘮𝘢𝘻𝘦𝘥 𝘣𝘺 𝘵𝘩𝘦 𝘶𝘯𝘪𝘲𝘶𝘦 𝘸𝘪𝘭𝘥𝘭𝘪𝘧𝘦. 𝘍𝘳𝘰𝘮 𝘳𝘢𝘳𝘦 𝘴𝘱𝘦𝘤𝘪𝘦𝘴 𝘵𝘰 𝘶𝘯𝘧𝘰𝘳𝘨𝘦𝘵𝘵𝘢𝘣𝘭𝘦 𝘧𝘰𝘳𝘦𝘴𝘵 𝘦𝘹𝘱𝘦𝘳𝘪𝘦𝘯𝘤𝘦𝘴, 𝘵𝘩𝘪𝘴 𝘪𝘴 𝘺𝘰𝘶𝘳 𝘤𝘩𝘢𝘯𝘤𝘦 𝘵𝘰 𝘤𝘰𝘯𝘯𝘦𝘤𝘵 𝘸𝘪𝘵𝘩 𝘯𝘢𝘵𝘶𝘳𝘦.
𝘊𝘰𝘮𝘦 𝘷𝘪𝘴𝘪𝘵 𝘈𝘯𝘥𝘪𝘭𝘢𝘮𝘣𝘰𝘭𝘰𝘨𝘯𝘰 𝘢𝘯𝘥 𝘣𝘦 𝘱𝘢𝘳𝘵 𝘰𝘧 𝘪𝘵𝘴 𝘴𝘵𝘰𝘳𝘺!
𝘉𝘺 𝘷𝘪𝘴𝘪𝘵𝘪𝘯𝘨, 𝘺𝘰𝘶 𝘩𝘦𝘭𝘱 𝘴𝘶𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵 𝘭𝘰𝘤𝘢𝘭 𝘤𝘰𝘯𝘴𝘦𝘳𝘷𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘦𝘧𝘧𝘰𝘳𝘵𝘴 𝘣𝘶𝘵 𝘺𝘰𝘶 𝘤𝘢𝘯 𝘨𝘰 𝘦𝘷𝘦𝘯 𝘧𝘶𝘳𝘵𝘩𝘦𝘳.
💚 𝘚𝘶𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵 𝘰𝘶𝘳 𝘸𝘰𝘳𝘬 𝘣𝘺 𝘮𝘢𝘬𝘪𝘯𝘨 𝘢 𝘥𝘰𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘢𝘯𝘥 𝘩𝘦𝘭𝘱 𝘶𝘴 𝘱𝘳𝘰𝘵𝘦𝘤𝘵 𝘵𝘩𝘪𝘴 𝘶𝘯𝘪𝘲𝘶𝘦 𝘦𝘤𝘰𝘴𝘺𝘴𝘵𝘦𝘮
#𝘭𝘦𝘮𝘶𝘳𝘴 #𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘤𝘢𝘳 #𝘤𝘰𝘯𝘴𝘦𝘳𝘷𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯

Tamin'ny novambra 2025 no nozaraina ny masoboly katsaka ireo tokan-trano miisa 172 tao amin’ny fokontany Mahitsihazo. Ni...
10/04/2026

Tamin'ny novambra 2025 no nozaraina ny masoboly katsaka ireo tokan-trano miisa 172 tao amin’ny fokontany Mahitsihazo. Nisy ny tomban’ezaka izay nataon’ny ekipan’ny Mikajy Natiora.
Ny 80% tamin'ireo mpisitraka dia efa nanjifa ny vokatra ho sakafo (Fahavitan-tena ara-tsakafo). Ny 12% kosa dia nahazo fidiram-bola tamin'ny fivarotana azy ary ny 8% dia nitahiry izany ho sakafon'ny biby fiompy.
Na dia teo aza ny fanamby toy ny biby mpanimba (sababaka) sy ny olana momba ny halatra dia hita taratra ny faharisihan'ny mponina. Mankasitraka ireo mpisitraka nizara ampahany tamin'ny vokatra ho mariky ny fiaraha-miasa. 👏🌱
Misaotra ny: , , ,

𝘐𝘯 𝘕𝘰𝘷𝘦𝘮𝘣𝘦𝘳 2025, 172 𝘩𝘰𝘶𝘴𝘦𝘩𝘰𝘭𝘥𝘴 𝘪𝘯 𝘔𝘢𝘩𝘪𝘵𝘴𝘪𝘩𝘢𝘻𝘰 𝘷𝘪𝘭𝘭𝘢𝘨𝘦 𝘳𝘦𝘤𝘦𝘪𝘷𝘦𝘥 𝘮𝘢𝘪𝘻𝘦 𝘴𝘦𝘦𝘥𝘴 𝘧𝘳𝘰𝘮 𝘔𝘪𝘬𝘢𝘫𝘺 𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘳𝘢. 𝘙𝘦𝘤𝘦𝘯𝘵𝘭𝘺, 𝘰𝘶𝘳 𝘵𝘦𝘢𝘮 𝘤𝘰𝘯𝘥𝘶𝘤𝘵𝘦𝘥 𝘢𝘯 𝘢𝘴𝘴𝘦𝘴𝘴𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘢𝘯𝘥 𝘩𝘦𝘳𝘦’𝘴 𝘸𝘩𝘢𝘵 𝘸𝘦 𝘧𝘰𝘶𝘯𝘥:
🌽 80% 𝘰𝘧 𝘵𝘩𝘦 𝘣𝘦𝘯𝘦𝘧𝘪𝘤𝘪𝘢𝘳𝘪𝘦𝘴 𝘩𝘢𝘷𝘦 𝘢𝘭𝘳𝘦𝘢𝘥𝘺 𝘶𝘴𝘦𝘥 𝘵𝘩𝘦 𝘩𝘢𝘳𝘷𝘦𝘴𝘵 𝘧𝘰𝘳 𝘧𝘰𝘰𝘥 – 𝘢𝘤𝘩𝘪𝘦𝘷𝘪𝘯𝘨 𝘧𝘰𝘰𝘥 𝘴𝘦𝘭𝘧-𝘴𝘶𝘧𝘧𝘪𝘤𝘪𝘦𝘯𝘤𝘺.
💰 12% 𝘦𝘢𝘳𝘯𝘦𝘥 𝘪𝘯𝘤𝘰𝘮𝘦 𝘣𝘺 𝘴𝘦𝘭𝘭𝘪𝘯𝘨 𝘱𝘢𝘳𝘵 𝘰𝘧 𝘵𝘩𝘦 𝘱𝘳𝘰𝘥𝘶𝘤𝘦.
🐄 8% 𝘴𝘵𝘰𝘳𝘦𝘥 𝘪𝘵 𝘢𝘴 𝘢𝘯𝘪𝘮𝘢𝘭 𝘧𝘦𝘦𝘥.
𝘋𝘦𝘴𝘱𝘪𝘵𝘦 𝘤𝘩𝘢𝘭𝘭𝘦𝘯𝘨𝘦𝘴 𝘭𝘪𝘬𝘦 𝘱𝘦𝘴𝘵𝘴 (𝘴𝘢𝘣𝘢𝘣𝘢𝘬𝘢) 𝘢𝘯𝘥 𝘵𝘩𝘦𝘧𝘵, 𝘵𝘩𝘦 𝘦𝘯𝘵𝘩𝘶𝘴𝘪𝘢𝘴𝘮 𝘰𝘧 𝘵𝘩𝘦 𝘤𝘰𝘮𝘮𝘶𝘯𝘪𝘵𝘺 𝘳𝘦𝘮𝘢𝘪𝘯𝘴 𝘴𝘵𝘳𝘰𝘯𝘨.
𝘈 𝘴𝘱𝘦𝘤𝘪𝘢𝘭 𝘵𝘩𝘢𝘯𝘬 𝘺𝘰𝘶 𝘵𝘰 𝘵𝘩𝘦 𝘣𝘦𝘯𝘦𝘧𝘪𝘤𝘪𝘢𝘳𝘪𝘦𝘴 𝘸𝘩𝘰 𝘴𝘩𝘢𝘳𝘦𝘥 𝘱𝘢𝘳𝘵 𝘰𝘧 𝘵𝘩𝘦𝘪𝘳 𝘩𝘢𝘳𝘷𝘦𝘴𝘵 𝘢𝘴 𝘢 𝘴𝘪𝘨𝘯 𝘰𝘧 𝘤𝘰𝘰𝘱𝘦𝘳𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘢𝘯𝘥 𝘴𝘰𝘭𝘪𝘥𝘢𝘳𝘪𝘵𝘺. 👏🌱
𝘛𝘩𝘢𝘯𝘬𝘴 𝘵𝘰: #𝘳𝘶𝘧𝘧𝘰𝘳𝘥, #𝘴𝘵𝘪𝘧𝘵𝘶𝘯𝘨𝘢𝘳𝘵𝘦𝘯𝘴𝘤𝘩𝘶𝘵𝘻, #𝘳𝘦𝘸𝘪𝘭𝘥, #𝘥𝘢𝘶𝘨𝘩𝘵𝘦𝘳𝘧𝘰𝘳𝘦𝘢𝘳𝘵𝘩

Ho zaraina amintsika ireo sary azo tamin’ny fakan-tsary fandrika. Lazao ao amin’ny commentaire ny anaran’ireo kazam-biby...
24/03/2026

Ho zaraina amintsika ireo sary azo tamin’ny fakan-tsary fandrika. Lazao ao amin’ny commentaire ny anaran’ireo kazam-biby fantatrao.

𝘞𝘦’𝘭𝘭 𝘣𝘦 𝘴𝘩𝘢𝘳𝘪𝘯𝘨 𝘪𝘮𝘢𝘨𝘦𝘴 𝘤𝘢𝘱𝘵𝘶𝘳𝘦𝘥 𝘣𝘺 𝘰𝘶𝘳 𝘤𝘢𝘮𝘦𝘳𝘢 𝘵𝘳𝘢𝘱𝘴. 𝘗𝘭𝘦𝘢𝘴𝘦 𝘮𝘦𝘯𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘵𝘩𝘦 𝘯𝘢𝘮𝘦𝘴 𝘰𝘧 𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘪𝘮𝘢𝘭𝘴 𝘺𝘰𝘶 𝘳𝘦𝘤𝘰𝘨𝘯𝘪𝘻𝘦 𝘪𝘯 𝘵𝘩𝘦 𝘤𝘰𝘮𝘮𝘦𝘯𝘵𝘴.




Amin'ny fampiasana ireo “feon'ny ala” tropikaly eto Madagasikara sy ny naoty tany am-boalohany nataon'i Laura Misch, Geo...
18/02/2026

Amin'ny fampiasana ireo “feon'ny ala” tropikaly eto Madagasikara sy ny naoty tany am-boalohany nataon'i Laura Misch, Georgie Styles dia mampifandray ny feon'ny zavaboary amin'ny fivoaran'ny mozika. Nandray anjara sy naneho ny heviny tamin’ny fanadihadiana mikasika ny “antsan’ny akomba” izay nokarakarain’ny ekipan’ny BBC Radio i Sylviane Volampeno filohan’ny MIkajy Natiora. Jereo ity rohy ity raha mahaliana anao izany: https://www.bbc.co.uk/programmes/m002rddl

𝘋𝘳. 𝘚𝘺𝘭𝘷𝘪𝘢𝘯𝘦 𝘝𝘰𝘭𝘢𝘮𝘱𝘦𝘯𝘰, 𝘗𝘳𝘦𝘴𝘪𝘥𝘦𝘯𝘵 𝘰𝘧 𝘔𝘪𝘬𝘢𝘫𝘺 𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘳𝘢, 𝘵𝘰𝘰𝘬 𝘱𝘢𝘳𝘵 𝘪𝘯 𝘢𝘯 𝘪𝘯𝘵𝘦𝘳𝘷𝘪𝘦𝘸 𝘤𝘰𝘯𝘥𝘶𝘤𝘵𝘦𝘥 𝘣𝘺 𝘵𝘩𝘦 𝘉𝘉𝘊 R𝘢𝘥𝘪𝘰 𝘵𝘦𝘢𝘮 𝘧𝘰𝘳 𝘵𝘩𝘦 𝘱𝘳𝘰𝘨𝘳𝘢𝘮𝘮𝘦 “𝘈 𝘓𝘦𝘮𝘶𝘳’𝘴 𝘚𝘰𝘯𝘨”. 𝘍𝘦𝘦𝘭 𝘧𝘳𝘦𝘦 𝘵𝘰 𝘤𝘩𝘦𝘤𝘬 𝘰𝘶𝘵 𝘵𝘩𝘦 𝘭𝘪𝘯𝘬 𝘪𝘧 𝘺𝘰𝘶 𝘢𝘳𝘦 𝘪𝘯𝘵𝘦𝘳𝘦𝘴𝘵𝘦𝘥 https://www.bbc.co.uk/programmes/m002rddl

What can a critically endangered species of lemur tell us about the origins of music?

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikajy Natiora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mikajy Natiora:

Share