Alumni de la Mention Economie -UA

Alumni de la Mention Economie -UA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alumni de la Mention Economie -UA, Nonprofit Organization, Antananarivo.

Ianao angaha mbola tsy nahazo an'ity casquette ity.😱 😍🚨Vonjivonjeo ary e!🚨🧢Ho an'ireo mbola tsy  naka ny azy tamin'ny fa...
29/03/2026

Ianao angaha mbola tsy nahazo an'ity casquette ity.😱 😍

🚨Vonjivonjeo ary e!🚨

🧢Ho an'ireo mbola tsy naka ny azy tamin'ny fambolen-kazo ny Sabotsy teo,na vao hividy, na hanao commande dia manantona ny biraon'ny Coordonnateur ( Bâtiment A de la Faculté EGS, dernière etage) , na koa ao amin'ny LJ store Tsiadana 😊. Na antsoy ny laharana 0323550355.

🧢 🚚 Ho an'ny any amin'ny faritra! Aza manahy fa misy tsara ny livraison. Afaka miditra ao amin' ny hafatra miafina ho an'ny fandaminana 🗨️.

Vidiny : 20.000 ar

🌱 MANARA-MASO SY MAMELONA NY HO AVY! 💧Tsy mijanona amin’ny fambolena fotsiny… fa mikolokolo sy manondraka ireo zana-kazo...
25/03/2026

🌱 MANARA-MASO SY MAMELONA NY HO AVY! 💧
Tsy mijanona amin’ny fambolena fotsiny… fa mikolokolo sy manondraka ireo zana-kazo novolena koa ny mpianatra! 🙌

🌿Tena hoe mahavelombolo ny finiavan'ireto tanorantsika ato amin'ny Oniversiten'Antananarivo amin'ny sary ireto✨

🌿Azontsika antoka ny fanaraha-maso ny zana-kazo nambolentsika Alumni de la Mention Economie tao amin’ny Université d’Antananarivo ny Sabotsy 21 martsa lasa teo.

🌿Nanao fandaminana ireto zandry ao amin'ny Club Vintsy Hasina , Club Vintsy Rina, Club Vintsy Aloë Vera , Club Vintsy Tantely sy Club Vintsy Univ ary AJCR, ka isaky ny Alarobia izy ireo no manara-maso sy manondraka .

🙏Tena isaorana mitafotafo re ianareo ry Club Vintsy Hasina.

👏👏👏 Soaaa!

🏞️📸Tamberina an-tsarin'ny fambolen-kazon'ny AMEUA androany 😊Nahafinaritra foana ny fiarahana e ✨Mankasitraka antsika reh...
21/03/2026

🏞️📸Tamberina an-tsarin'ny fambolen-kazon'ny AMEUA androany 😊

Nahafinaritra foana ny fiarahana e ✨
Mankasitraka antsika rehetra tonga androany 😊

Mbola maro ny fotoana mahafinaritra iarahantsika 🔥🔥

😍 efa vonona be ny aty ambany aty anh 😍 Efa aty daholo ny casquette 😊Sady fofon'akoho atono manentoento zanyZay fa rehef...
21/03/2026

😍 efa vonona be ny aty ambany aty anh 😍

Efa aty daholo ny casquette 😊
Sady fofon'akoho atono manentoento zany

Zay fa rehefa avy eo ô!😊

🌳Efa vita koa ny fandavahana rehetra ô 🌳Ny zana-kazo efa ao daholo ✨Ny casquette efa magnifique 😍 Tena hoe ianao anie si...
20/03/2026

🌳Efa vita koa ny fandavahana rehetra ô 🌳
Ny zana-kazo efa ao daholo ✨

Ny casquette efa magnifique 😍

Tena hoe ianao anie sisa e 🫣

💦💦Dia mba mitondra rano kely daholo isika atao tondraka voalohany ô 😊

Rahampitso mihaona ô, @ 9 ora eo amin'ny Parking EGS . 🌳

Mahafinaritra be io fotoana io 😍

📣Disponible manomboka amin'io fambolen-kazo amin'ny Asabotsy 21 Martsa io ity Casquette tsara be ireto 😊✨Sady mariky ny ...
19/03/2026

📣Disponible manomboka amin'io fambolen-kazo amin'ny Asabotsy 21 Martsa io ity Casquette tsara be ireto 😊

✨Sady mariky ny fiombonatsika Alumni io no fanehoana ny fierté koa e ✨

18/03/2026

📣Maintimolalin'ny Mention Économie de l'Université d'Antananarivo ve ianao? ✨

👂Henoy kely anie ity e !!😊

🌳Ndao indray hihaona sady hanasoa ilay tanàna nahabe antsika e 🌳

✨Amin'ny Asabotsy 21 mars izao amin'ny 9 ora ny fotoana fiaingana eo amin'ny Parking Faculté EGS mankeny Ampitifirana (Ao anatin'ny faritry ny Oniversiten'Antananarivo ao ihany 😊).

✨'Ndeha ndray hoa asehontsika fa ny Mention Économie Tsy manam-paharoa e ✨

📣🎶" Mba tsinjova ny hoavintsika e e ....! "🌳

18/03/2026

Ao Ankatso ihany anie fa tsy lavitra e 😊

🌳Ity ary ilay vidéo manoro ny an'ilay toerana hoe Ampitifirana hanaovantsika reboisement ! 🌳

Ho avy ny vidéo hanoroana antsika ny toerana 😊
17/03/2026

Ho avy ny vidéo hanoroana antsika ny toerana 😊

🌳 Ny zana-kazo efa vonona ô 😍Ianao hamboly azy sisa !!😊✨Isaorana manokana ireto mpianatra avy ao amin'ny M1 amin'izao ir...
17/03/2026

🌳 Ny zana-kazo efa vonona ô 😍
Ianao hamboly azy sisa !!😊

✨Isaorana manokana ireto mpianatra avy ao amin'ny M1 amin'izao ireto izay anisan'ny nanolotra zana-kazo ho ambolentsika amin'ny asabotsy 21 Martsa ✨

🌳Mbola mandray zana-kazo hatrany ny biraon'ny Alumni ho an'izay afaka manolotra. 🌳

Mahafinaritra ery ny fifandrombonana tahaka izao 🔥

Amin'ny 9 ora ny fiaingantsika eo amin'ny Parking an'ny Faculté EGS amin'ny Asabotsy anh ✨

Any mihaona ô 🌳

14/03/2026

🌳Efa manakaiky ny fotoana ô! ☺️🌳
Efa vonona ianao sy ilay namanao be tao amin'ny Économie iny ô! ✨ Mba hiaraka hamboly hazo sady hanasoa ny tanàna nahabe e ! 😊

✨Mino izahay fa efa vonona isika ✨

🕘 21 Martsa izao min'ny 9 ny fotoanantsika

🏞️ Eo amin'ny parking Faculté EGS ny fiaingana fa afaka dia avy dia eny Ampitifirana koa ho an'izay mahatadidy.

Indro aloha averina eto aloha ity horonan-tsary amin'ny endriny fohy milaza ny andinindininy ity ! ✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alumni de la Mention Economie -UA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share