Sakaiza Mpitory an'i Jesoa FJKM Ambohimandray Filadelfia

Sakaiza Mpitory an'i Jesoa  FJKM Ambohimandray Filadelfia Ny S.M.J. dia fikambanana miahy, mitaiza sy mikolokolo ny ankizy anjorombala eny Ambohimanarina.

Ny fikambanana Sakaiza Mpitory an'i Jesoa (SMJ) dia miahy ary miandraikitra ankizy anjorombala eny Ambohimanarina. Mitaiza ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy azy ireo mba ho lasa olom-banona.

Fitsangatsanganana Ankizy Beazina SMJ 2024🌞FIZARANA FITAOVAMPIANARANA 2024 ✍️📚📝Mankasitra antsika Rehetra Nandray anjara...
08/09/2024

Fitsangatsanganana Ankizy Beazina SMJ 2024🌞
FIZARANA FITAOVAMPIANARANA 2024 ✍️📚📝
Mankasitra antsika Rehetra Nandray anjara tamin'ny fanomezana Jesoa anie homba antsika rehetra 😇

Fitsangatsanganana  Ankizy Beazina SMJ 2023😇🔅Fitsidihana🇲🇬 Rova Manjakamiadana🐒Parc Tsimbazaza
17/09/2023

Fitsangatsanganana Ankizy Beazina SMJ 2023😇
🔅Fitsidihana
🇲🇬 Rova Manjakamiadana
🐒Parc Tsimbazaza

"Mais pour vous qui craignez mon nom, se lèvera Le soleil de la justice,Et la guérison sera sous ses ailes;Vous sortirez...
10/09/2023

"Mais pour vous qui craignez mon nom, se lèvera Le soleil de la justice,
Et la guérison sera sous ses ailes;
Vous sortirez, et vous sauterez comme les veaux d'une étable,"
Ary hiposaka aminareo, izay matahotra ny anarako, ny Masoandron'ny fahamarinana, manana fanasitranana ao amin'ny tanany*; ary hivoaka ianareo ka hifalihavanja toy ny zanak'omby mifahy; MAL 3:20
Misaotra Jesoa 😇
Misaotra sy Mankasitraka antsika rehetra izahay SMJ ny amin'ny fiaraha mihentana ho fanohanana ny madinikin'ny Tompo🙏
Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly ny Soa izay nataonareo 😌

"Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao."Joba8:7 💛💚Misaotra an'Andriamanitra fa vita s...
24/06/2023

"Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao."Joba8:7 💛💚
Misaotra an'Andriamanitra fa vita soamantsara ny fizarana hoan'ny Ankizy Beazina SMJ,😇
Misaotra antsika rehetra izay nanohana Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo❤️

Ny Sakaiza Mpitory an'i Jesoa dia Misaotra sy Mankasitra antsika rehetra 🙏tamin'ny fandraisan'anjara , ny fanohanana🫶, n...
10/05/2023

Ny Sakaiza Mpitory an'i Jesoa dia Misaotra sy Mankasitra antsika rehetra 🙏tamin'ny
fandraisan'anjara , ny fanohanana🫶, ny fiarahamiasa 🤝😇
-peo RDJ
Pastry Ankadifotsy
Resto rehetra
Stadium
Ampasanimalo
'in
fahazavana


Singers of Jésus
Messengers
's Band
HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY

27/03/2023

Ndao HIDERA 2023🎼
😇
#2013-2023

Ndao Hidera dia fifaninanan-kira ara-pilazantsara karakarain’ny Sakaiza Mpitory an’i Jesoa.

FJKM Anosivavaka Ambohimanarina ny fotoana Tongavà maro😇
19/03/2023

FJKM Anosivavaka Ambohimanarina ny fotoana
Tongavà maro😇

⭐ DEMI-FINALE ⭐

Hiatrika ny dingana manasa-dalana sahady ireo mpifaninana dimy
✨ Amboarampeo Fehizoro
✨ Antsa Fideran'ny Kehatita
✨ Feon'ny Antso
✨ Kerobima Manjakaray
✨ SLK-ATK Fitahiana

Amin'ny Alahady 19 martsa ho avy izao indray ary ny fotoanantsika, ndao hanohana sy hiara-hidera amin'izy ireo !

⏰@ 3 ora tolakandro
📍FJKM Anosivavaka

"Fa Izaho mahalala n'y hevitra hieverako amnareo hoy Jéhovah dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza mba hanome amnar...
15/01/2023

"Fa Izaho mahalala n'y hevitra hieverako amnareo hoy Jéhovah dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza mba hanome amnareo fanantenana ny amin'ny farany Jeremia 29:11
Izahay Sakaiza Mpitory an'i Jesoa dia Faly😇 Miarahaba anao noho Izaho taona vaovao 2023 Izao,
Manàsa anao hametraka ny taona vaovao eo ampelatanan'i Jesoa Tompotsika 🙏

Tontosa ny Alahady lasa teo ny dingana famaranana ny fifaninanan-kira Ndao Hidera Kids & Ados 🙏Ireto ny sary nanamarika ...
22/12/2022

Tontosa ny Alahady lasa teo ny dingana famaranana ny fifaninanan-kira Ndao Hidera Kids & Ados 🙏
Ireto ny sary nanamarika izany fotoana izany 😊

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🌟

'Ndao indray hiara-hidera ny Tompo amin’ny Alahady ho avy izao 😇Ao amin’ny Akany FJKM Ambohimanandray Filadelfia ny foto...
14/12/2022

'Ndao indray hiara-hidera ny Tompo amin’ny Alahady ho avy izao 😇
Ao amin’ny Akany FJKM Ambohimanandray Filadelfia ny fotoana manomboka amin’ny 1 ora tolakandro ⏰

🌟 NDAO HIDERA - LA FINALE 🌟

Alahady 18 desambra ho avy izao no ho tanterahina ny dingana famaranana ny Ndao Hidera andiany “Kids & Ados” 🤩

Tongava ary manotrona ireo mpandray anjara amin’izany ao amin’ny ⛪️ Akany Fjkm Ambohimanandray manomboka amin’ny ⏰ 1 ora tolakandro

Fotoam-piderana lehibe io ka entano daholo ny namana, fianakaviana, mpiara-mivavaka rehetra 😁

👉 Ny tapakila dia afaka jifaina any amin'ireo mpandray anjara na any amin'ny mpikamban'ny SMJ

Ndao Hidera ! ⭐️

Ankizy Beazina SMJ💙Fitsangatsanganana 2022   Ambohitrimanjaka
12/12/2022

Ankizy Beazina SMJ💙
Fitsangatsanganana 2022
Ambohitrimanjaka

"Come to me, all you who are weary and burdened, and I will give you rest. Mat 11.28Misaotra sy Mankasitraka antsika reh...
12/09/2022

"Come to me, all you who are weary and burdened, and I will give you rest. Mat 11.28
Misaotra sy Mankasitraka antsika rehetra ny amin'ny fifampizarana fitaovana ireo Ankizy beazina SMJ ny Tompo anie hamaly ny soa izay nataonareo fa tena faly ireo ankizy 😇

Address

Ambohimanandray
Antananarivo
101

Telephone

+261331101940

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakaiza Mpitory an'i Jesoa FJKM Ambohimandray Filadelfia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share