AJESA Zanaka Sambava

AJESA Zanaka Sambava Association des étudiants Sambaviens d'Antananarivo pour la promotion de l’éducation et du Développe

Miarahaba andre telo mirahalahy 🥰Mavita bé amin'ny adidy aman-draikitra ✨
17/08/2026

Miarahaba andre telo mirahalahy 🥰
Mavita bé amin'ny adidy aman-draikitra ✨

31/07/2026

AJESA bonjour 👋

Ho anao izay agnano adhésion na ihiditry fikambanagna mpianatra zanaka Sambava, magnatogna Mademoiselle Marie Freesia Dahilava fa izy no responsable d'adhésion ntsika.

Adresse : Ankatso 2, bloc Solidarité
Contact : 032 47 049 45

Zavatra ilaigny amin'ny fagnanovagna adhésion :
👉 Sary tapaka 2
👉 Vola 5.000ar

Filazagna Manjo ✝️ Ilazagna atsika mpianatra jiaby izay monigny eto Antananarivo fa nody mandry i Ranajao Frangina izay ...
29/07/2026

Filazagna Manjo ✝️
Ilazagna atsika mpianatra jiaby izay monigny eto Antananarivo fa nody mandry i Ranajao Frangina izay nivahiny nandritran'ny 24 taona

Ny razagna dia Mbola agny amin'ny morgue Befelantanana

Magnano famangiagna atsika zanaka Sambava à 16h

Izahay ato amin'ny fikambanagna mpianatra zanaka Sambava dia mankahery ny fiainakaviagna izay mana-manjo 😢

29/07/2026

Faly magnano Mbolatsara atsika mpianatra avy Sambava eto Antananarivo

Ity misy vidéo fohy agnambaragna fametrahampialagna ho filohany AJESA Zanaka Sambava

Magnano fisoragna amntsika jiaby mpianatra, mpikambagna ary Ray aman-dReny izay nametraka fatokisagna 🙏

Mankasitraka Tompoko!

16/07/2026

Faly magnano mbolatsara atsika zanaka Sambava jiaby e 👋

Soirée grand maître Tianjama izay karakarain'i ASED Fikambanana Zanak'i Sambava
Izay atao amin'ny le 22 Août ao amin'ny Capricorne Ambodisatragna Sambava.

Mitongava maro atsika havakoooo 🥰

ASSEMBLÉE GÉNÉRALE FIMPISAVA👉Date : 12 JUILLET 2026 à 14 h 30 👉Lieu : JAO’S PUB AMBOHIPO 👉Ordre du jour : - RAPPORT FINA...
11/07/2026

ASSEMBLÉE GÉNÉRALE FIMPISAVA

👉Date : 12 JUILLET 2026 à 14 h 30
👉Lieu : JAO’S PUB AMBOHIPO
👉Ordre du jour :
- RAPPORT FINANCIERS
- RAPPORT D’ACTIVITE
- ÉLECTION
- LOGEMENT ( CITE UNIVERSITAIRE)
- DIVERS

👉Adhésion 13 h30 - 14 h 25 adhésion FIMPISAVA mitondra sary tapaka 02 vola 2000 Ar tongava maro !!!!!
Partager maximum 🙏🙏🙏🙏

Merci les gars 🥰Tsy adigna koa andre jiaby izay tonga nanohagna 🫶Merci beaucoup 🙏
27/06/2026

Merci les gars 🥰
Tsy adigna koa andre jiaby izay tonga nanohagna 🫶
Merci beaucoup 🙏

Résultat du match BC BLINDÉ # SAMBAVA

Yas Madagascar

Filazagna Manjo ✝️
23/06/2026

Filazagna Manjo ✝️

22/06/2026

AJESA bonjour 👋

Eto dia magnano fisaoragna andre jiaby tonga nagnotrogno tamin'ny Soirée tolotagnana hoan'i François Nirina David igny 🫶

Isoragna andre Ray aman-dReny nagnampy tamin'ny fikarakaragna🙏

Isoragna koa andre artiste tonga nampisoma nagnamia fahafaha-pô hoan'ireo mpankafy 🥰

Tsy adigna koa atsika equipe n'i AJESA Zanaka Sambava izay nikarakara ny soirée mankasitraka Tompoko o ❤️

San Îo Officiel
Bad-Man 208
Ngiah Tax Olo Fotsy
Wendy Cathalina
Eskah Man
Docteur Love
Smaven - MrFombany

Filazagna Manjo ✝️Ilazagna atsika namagna havagna fa namoy Ny Vady Malalany amin'izao maraina izao i Président NATANA. N...
20/06/2026

Filazagna Manjo ✝️

Ilazagna atsika namagna havagna fa namoy Ny Vady Malalany amin'izao maraina izao i Président NATANA.

Ny razagna mbola agny amin'ny hôpital Befelatanana fa ambara amintsika eto ny tohiny programme.

Izahay fikambanagna mpianatra zanaka Sambava dia mankahery ny fiainakaviagna izay mana-manjo 😢

Address

Université D'Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJESA Zanaka Sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to AJESA Zanaka Sambava:

Shortcuts

Share