06/07/2026
Manampy Anao amin'ny fidiram- bolanao ity, PROMIX fonosana iray hahavitana Savon liquide 5,5 litres.
👉 Tsy mividy taharo hafa intsony fa tonga tia afangaro Ilay akora roa ao anaty fonosana.
Parfum telo ihany no misy:
🍋🟩 Citron 🍓 Fraise 🍏 Pomme
☎️ 034 31 649 03
Atoro ny fikarakarana azy rehefa mividy ianao